Eisy e raolombelona e!

21. fahamarinana ( 09/08/2009 09:21)
:arrow: mbola tsara toetra kokoa mihoatra ahy !zay monja re e ! :wink:
22. ni81 ( 09/08/2009 09:29)
mbola tsara toetra kokoa mihoatra ahy !zay monja re e
hay ve e! ndry koa akia! aiza ndray no misy hoe indry ratsy noho izaho izany akia a? Samy manana ny fahalemeny e! Miezaka isika :-* :-*
23. tess ( 09/08/2009 11:06)
fahamarinana:

:arrow: mbola tsara toetra kokoa mihoatra ahy !zay monja re e ! :wink:

Z0 NDRAY RETO DE RATSY toetra be mandoza mitsy fa on m'aime ou on m'aime pas, on ne peut plaire à tout le monde

:-P :^)
24. Mirananirina ( 09/08/2009 12:47)
ary ilay hoe:raha tiana ny vady ny rafozana no tsinjovy mandeha.Io aminy voalohany ihany,fa rehefa tafiditra amin'izay......vhv
Raha vazo mitovy ve hita rano eee,nefa amin'io tsy mitovy akory an.vhv tsy mitovy izao mbola lazaina vazo mitovy ihany.
25. ari.malala ( 10/08/2009 06:30)
tsitako ze lazaina :P

ika, in ndray zan note zany fa ts araka o!
26. niryna ( 22/08/2009 04:03)
fahamarinana:

:arrow: ssssshhhhhh ! Izay tokoa ilay filazan'ilay namandry an ! :-P
Vazivazy daholo izany !
Ny marina dia tena rehefa dinihana akaiky dia akaiky dia sarotra ilay mahita sy manana ilay namana araka ny hevitry ny tsirairay tany am-boalohany !Tsy olo-tiana akory no resahako eto fa mbola tantara hafa koa iny fa namana tsotra !
Ny ahy manokana (he he !..) dia tena manahirana ahy satria izaho mi s'investir zato isan-jato,tsy mahay eo amin'ny antonony fa " fahamarinana " ka mazana tena voadona havia havanana ,ary ndraindray aza raisina ao am-po ,mila hankarary !
:D itovizana aky io an,bedy foana aho fa ny ahy indray tsy ny namana fa any amin'ny mpivarotra ,na tsy miverina ny famerimbola dia alaina na ny entana no ataony double ny prix-ny na tsy misy akory dia ampidiriny ny vidiny.Saingy azoko daholo ny volako na ny zavatra avy eo fa tena tsy tia miady aho kanefa dia voatery miady miteny ilay mpivarotra dia reraka koa ny miverina any satria mety lavitra vao mahita hoe voany ny tena.:D

Ny toetra rahateo tsy lafatra (raha ny ahy fa asa ny antsika maro ato :( ) hany ka na ny mifehy izany fifandraisana izany aza manahirana tokoa sy ianarana isan'andro vaky izao !
Izay ilay Olombelona araka ny lazaindry ! Tsy mahavita tena nefa isika fa mila namana na iresadresahana fontsiny aza ,izarana ilay alahelo ao anaty,ilay sorisory ,sns ...eny na hivanitihana monja aza !
Soa aho nahita tsiraikiraiky akaikin'ny foko ! Misaotra ny Tompo ,misaotra any serasera,rvg ,misaotra anareo namako aby ! :-* :-* :-* (l)

izany tokoa e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5079