NY MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA

1. xxx ( 05/08/2009 08:28)
IN NO TSARA RY RETO manongotra sa mi rase fa nisy niteny hoe maty hena hono le manongotra de tsy mahare tsirony tsony
novalian'i varisy ny 16/09/2009 12:57
2. ari.malala ( 05/08/2009 09:24)
in le maty hena fa tsy azoko?
3. tess ( 05/08/2009 10:08)
:-D :-D :-D :-D

MARINA FA MANIMBA NERFS HONO lay manongotra fa tsy hitako zay idiran'ny hena maty amzany :-D :-D :-D :-D
4. ari.malala ( 05/08/2009 10:09)
:-D :-D :-D
5. ni81 ( 05/08/2009 10:48)
maty hena (@ heviny ankapobe) = tsy mandre n'inon'inona
6. ari.malala ( 05/08/2009 11:01)
tsy mandre inon'inona @ in ky? tena serieux fa ts azoko mints le dinika an!
7. tess ( 05/08/2009 11:03)
HIHIHIH! am lay manao firaisana angamba aky! izany no atony anotaniko hoe inona no ifandraisany sa???? :roll: :-D
8. ni81 ( 05/08/2009 11:29)
tsy mandre inon'inona @ in ky? tena serieux fa ts azoko mints le dinika an!
tsy zà aloha lé xxx fa ny fahazoako azy dia izany mihitsy ka! Lasa tsy mandre n'inon'inona ilay olona @ firaisana rehefa ongotana ilay volo. Ho hitan-tsika eo ny valin-teniny...
9. tess ( 05/08/2009 11:55)
ka io lay lazaiko hoe mamono nerf :-D
10. Mirananirina ( 05/08/2009 12:27)
aza manongotra intsony izany e
11. ari.malala ( 05/08/2009 12:29)
:-D :-D :-D :-D :-D ts marin zan ko :-P
12. ni81 ( 05/08/2009 12:54)
ts marin zan ko
Satria ny nerf -ndry matanjaka tsara? :-D :-D :-D
13. xxx ( 05/08/2009 13:12)
ni81:

tsy mandre inon'inona @ in ky? tena serieux fa ts azoko mints le dinika an!
tsy zà aloha lé xxx fa ny fahazoako azy dia izany mihitsy ka! Lasa tsy mandre n'inon'inona ilay olona @ firaisana rehefa ongotana ilay volo. Ho hitan-tsika eo ny valin-teniny...


tsy mahare tsirony instony no tiako lazaina ry ni81 an
maty hena = tsy mahazo fafiny tsony refa manao rs eh noho izany de tandremo ny manongotra fa raséo zany ry vhv namana isany
14. tess ( 05/08/2009 13:16)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D ts marin zan ko :-P

mbola mahare tsara ve lou ndry e!


:-D :-D :-D
15. ari.malala ( 05/08/2009 13:20)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D manasa sofina isanandro akia d amhare tsara a :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. tess ( 05/08/2009 13:34)
ny fandrenesan'ny nerfs ny hena anie zany e! fa tsy sofina, inona ndray re ity sofina ity e :-D
17. ari.malala ( 05/08/2009 13:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hay v e, ie, mahare tsara ny nerfs ko ka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ko mahare v d neveriko hoe entendre ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. tess ( 05/08/2009 13:48)
ka tsy haiko ny fomba filazàna azy hafa fa mahare maheno sa manin sa maty ihany ve no ilazàna azy hihihihih
19. ni81 ( 05/08/2009 13:59)
ka tsy haiko ny fomba filazàna azy hafa fa mahare maheno sa manin sa maty ihany ve no ilazàna azy hihihihih
:lol: :lol: :lol: maty hena e!
Oh: rehefa mivonto ny tongotra dia rehefa asiana fanafody ody manaintaina izy dia lasa maty hena. Asa na mazava fa aho tsa prôfy dé malagasy anie e! :-D
20. ni81 ( 05/08/2009 14:01)
tsy mahare tsirony instony no tiako lazaina ry ni81 an
maty hena = tsy mahazo fafiny tsony refa manao rs eh noho izany de tandremo ny manongotra fa raséo zany ry vhv namana isany
ka angamba samy manana ny toe-tenany ry xxx a! i ari io zao milaza fa tsy maninona ange dia izay no mahagaga e! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4543