NY MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA
41. xxx
(
24/08/2009 17:23)
Tena misy kely asa atao marina ato ka ny volom-po.. no hongotana tsirairay? =)) =)) =)) =))
42. xxx
(
24/08/2009 17:30)
xxx:
Tena misy kely asa atao marina ato ka ny volom-po.. no hongotana tsirairay? =)) =)) =)) =))
toa anao tsy misy asa kah! avelao ho lava eo ny anao dia maimbo hoatr'ilay hitako iny! :-D
44. menalamba
(
24/08/2009 18:21)
Ongotana izany ve tsy ahasafotra léaza!!! Tsy efako izany ..Lama Zilety ihany no ady eo.
Ary marina ve hoe raha hosorana menaka amalona hono dia tsy maniry intsony ireny volon-javatra ireny é ?? :-D
Ary marina ve hoe raha hosorana menaka amalona hono dia tsy maniry intsony ireny volon-javatra ireny é ?? :-D
45. tywa68
(
24/08/2009 18:22)
menalamba > sady menaka amalona mety hahasoa anao aorianan'ilay vomanga :-D :-D
46. ni81
(
24/08/2009 18:26)
Ary marina ve hoe raha hosorana menaka amalona hono dia tsy maniry intsony ireny volon-javatra ireny é ??raha mbola @ ilay vao haniry alohan'ny puberté iny fa rehefa avy eo tsy mety
48. menalamba
(
24/08/2009 18:36)
Io ary fa haka sopapa i tywa68 an.. Raha mety tokotrany aloha an,very kil ny mpivaritra lam ziléty é :-D
50. ni81
(
24/08/2009 19:24)
hono2 v sa tena zany tokoa ry Ni81 ?tena marina fa tsy honohono ka! :)
52. ari.malala
(
25/08/2009 09:48)
mampihena ny herin'ny fitadidiana.:roll: :roll: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
54. varisy
(
16/09/2009 12:57)
na rasena io na ongotana de velona foana io refa tratran' ny calibre B52 eh tsy maintsy miraraka ivy