NY MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA

21. ari.malala ( 05/08/2009 14:37)
vo maika aza mangitikitika ko :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. Papoose ( 05/08/2009 15:09)
xxx1, raseo aloha dia ongoty zay tsy azoan'i razoara!! dia raha maty le hena dia fetapetaho fa tsy ho velona ho azy eo ihany vee!! na asio sigara mialoalo eo akaikiny!!! :D
23. Mirananirina ( 05/08/2009 19:18)
rehefa atao massage isan'andro ve ho faty e,ny fo aza velona rehefa atao massage ko.
24. ari.malala ( 06/08/2009 07:24)
:-D :-D :-D :-D :-D
25. Papoose ( 06/08/2009 15:16)
nga ny fo azo atao masazy le
26. tess ( 06/08/2009 15:28)
massage kardiak ngamba no tiany lazaina hihih
27. Papoose ( 06/08/2009 16:25)
sao de mba ho an'ny marary fo ihany zany kle
28. ikaretsaka ( 06/08/2009 17:14)
Ho an ny efa manao aret ireny massena fo ireny...le fo raika misy vary @ teny vaza tsary haiko hoe mamelona ny tsy faharenesany ve ny fimasserna azy
29. tess ( 06/08/2009 17:38)
ka maty ny nerfs de mety ho hiverina ihany ny fandrenesany otran'ny massage retra ihany ko! mety ho hety :lol:
30. arialy ( 06/08/2009 17:38)
zay ndray za vo naheno anzany oe maty hena :lol: :lol: :lol: :lol:
ety ivelany no alana ny volo de ny anaty ve no tsy maheno inn inn? sa lhl? mdr
31. tess ( 06/08/2009 18:35)
ka lay à force manongotra maina am pince de simba ny nerfs hihihi
32. fijo ( 06/08/2009 22:01)
hay ary ka hatraty ity resaka barbe cul ity
33. tess ( 07/08/2009 05:24)
hihihihi
34. ari.malala ( 07/08/2009 06:57)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. Papoose ( 07/08/2009 15:19)
nerfs kely endaka koa zany mora vizana zany :-P
36. arialy ( 08/08/2009 09:44)
:-D :-D :-D :-D misy mapmé an
37. milamm ( 08/08/2009 11:08)
=)) =)) giravy ndray ty tranga ty,aza ongotana fa marary viny lame 2 Ar....
38. Papoose ( 13/08/2009 18:22)
ka mety mahita ny hamoran'ny fanongotana(fitaovana) koa dia roboka ho azy :-P
39. bazylou ( 21/08/2009 17:49)
:p :p :p =)) =)) =))
40. xxx ( 24/08/2009 17:18)
Tena misy fiantraikany @ nerf ny fanongotam-bolo ary misy milaza aza fa mampihena ny herin'ny fitadidiana. Ny mba natoron'olona ahy de hoe "tsy ongotana @ andro mazava volana ny volon'entana" fa @ maizim-bolana ihany fa toa hoe @ mazava volana velona ny lalandran'ny vehivavy fa ovulation angaha sa manakory. Efa nanadrana aho fa tsy mitovy ny faharariny raha ongotana maizim-bolana sy mazava volana.
Ny hoe maty hena tsy inoako loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121