za ve ry reto

1. xxx ( 31/07/2009 06:35)
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,de maro ny namana sy ny fianakaviana no manome tsisny ahy sy miteny hoe voamafy hono za fa mba gasy ihany nefa tsy mba niaraka t@gasy mihitsy,de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio :?
novalian'i vale ny 15/08/2009 18:05
2. xxx ( 31/07/2009 07:01)
Tena voa mafy ianao raha mahatsapa fa voa mafy, nefa tsy voa mafy kosa ianao raha mahatsapa fa tsy voa mafy.
3. ni81 ( 31/07/2009 07:02)
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,de maro ny namana sy ny fianakaviana no manome tsisny ahy sy miteny hoe voamafy hono za fa mba gasy ihany nefa tsy mba niaraka t@gasy mihitsy,de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio
fa inona no antony mahavoa mafy hono? Angaha tsy lehilahy ilay vazĂ ? :roll:
4. JOSIAH ( 31/07/2009 07:33)
Ka samy hafa kosa ange ny hoe vazaha sy gasy e zay koa angamba e :wink:
5. ni81 ( 31/07/2009 07:35)
Ka samy hafa kosa ange ny hoe vazaha sy gasy e zay koa angamba e
hay ve e! :D
6. Mirananirina ( 31/07/2009 07:53)
nahoana moa no voamafy ianao????????
tsy fahasambarana ve izany hoe nanambady tsy niray tamin'olona taloha izany (vierge).Ka na vazaha aza ny vadinao ankehitriny,nahavoa ianao fa tsy voa akory.
7. xxx ( 31/07/2009 08:01)
raha mahatsiaro tena ho voa izy dia voa izany e. Rehefa mahatsiaro ny tenany fa tsy voa sy mahita fahasambarana sy fifafila dia tsy voa . Izany ko ve de ilana hevitra avy amin'olona .Ianao tompom-bady ihany no mahavaly ny fanotaninao.
8. booboo ( 31/07/2009 08:08)
mitovy hevitra @ xxx6

xxx nametraka dinika > F'angaha tsy mafy orina ny anareo no mora mi-douter ny ohatra izany ? :roll:
9. navigo ( 31/07/2009 08:09)
Refa tsy mijaly enao @ le vazaha d tsy voa mafy zany, ny mahatonga ny olona miteny an'izany manko betsaka ny sipa gasy manambady vazaha aty fa tena misy mampalahelo an, tsy ny rehetra nefany an, fa mety oe ny mahavoa mafy anao ngambany @ reto fombany vazaha reto tsy mitovy @ sika gasy mihintsy io no somary manahirana , sinon ra milamina tsara enao tsisy voamafy zany :o
10. xxx ( 31/07/2009 08:20)
fa mety oe ny mahavoa mafy anao ngambany @ reto fombany vazaha reto tsy mitovy @ sika gasy mihintsy io no somary manahirana

Matoa ianao nanapakevitra ny hanambady olona iray ,na gasy io na vahiny dia tokony hivonona ny hianatra sy hampifanaraka ny fombanao @ fomban'ilay ho vadinao.
11. ni81 ( 31/07/2009 09:06)
de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio
Ny fiainana, indrindra fa ny fitiavana dia tsy tokony hiainoana izao abobo rehetra ambaran'ny olona izao. Rehefa tsapanao fa nety taminao ilay izy, dia ekeo, ary raha toa ka tsy mety dia ovay, dia ho hitanao eo indray ny tohiny manaraka...:roll:
Ho hitanao eo koa ny resaka ho lazain'ireo olona (namana na fianakaviana) ireo.
Matoa ianao nanapakevitra ny hanambady olona iray ,na gasy io na vahiny dia tokony hivonona ny hianatra sy hampifanaraka ny fombanao @ fomban'ilay ho vadinao.
io tenin'i xxx9 io no raiso
12. ravonjison ( 31/07/2009 09:12)
xxx:

Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,de maro ny namana sy ny fianakaviana no manome tsisny ahy sy miteny hoe voamafy hono za fa mba gasy ihany nefa tsy mba niaraka t@gasy mihitsy,de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio :?



XXX a . Anontanio izy ireo hoe : voa mafy @ inona ? Izaho mieritreritra fa tsy voa mafy izany ianao, fa kosa mba ahazoantsika mamaly azy ireo araka ny " argumets concrets " omenjareo.
Izany hoe : argumets contre arguments no tiako hifanazavana eto.
13. Ahton ( 31/07/2009 09:33)
Ny fiainam-pitiavana tsy mba azo ankinina amin'ny fitsran'olona raha tsy izany dia ho resy ianao. Tsy ny olona izay miteny akory no manambady azy fa ianao. Rehefa mahatsiaro sambatra sy faly ianao miaraka amin'ilay vadinao, izay no zava-dehibe. Ny ankamoroan'ny olona manakiana ireny ange, na mialona na mitsirirtra anao.
14. nathie86 ( 31/07/2009 12:05)
voa mafy enao zany :-D :-D
15. tess ( 31/07/2009 12:18)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-07-2009 08:35:48
Lohateny : za ve ry reto
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,de maro ny namana sy ny fianakaviana no manome tsisny ahy sy miteny hoe voamafy hono za fa mba gasy ihany nefa tsy mba niaraka t@gasy mihitsy,de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio
:-D :-D :-D TSY AIKO ALOU FA Za VAHINY, ny ampitso no manambara azy :-D
16. simplex ( 31/07/2009 12:29)

faux probleme satria tsisy zavatra azo atao intsony...
raha tsy hoe mieritreritra ny hampirafy nga enao :P

sinon, ny fiainana tohizana. Efa izay no izy ka inona indray ary :)


;-)
17. Papoose ( 31/07/2009 14:36)
o ry xxx1 an, ahoana nefa zao no fiainanao an-tokantrano???? mahatsiaro voa mafy vee??? raha izany mantsy dia tena voa enao!!! fa raha mahatsiaro tsy voa mafy enao dia tsy voa mafy zany!!! mitovy @ io lazain'i xxx2 io mihitsy!!!

sady tsy le fianakams sy le namana no nanambady azy fa enao!!! sa sao de zareo no nahatsiaro voa mafy taminao nanambady an'le vozah dia mody lazainy fa enao ndray no voa mafy! :-P
18. ni81 ( 31/07/2009 16:53)
TSY AIKO ALOU FA Za VAHINY, ny ampitso no manambara azy TSY AIKO ALOU FA Za VAHINY, ny ampitso no manambara azy
:^)

sady tsy le fianakams sy le namana no nanambady azy fa enao!!! sa sao de zareo no nahatsiaro voa mafy taminao nanambady an'le vozah dia mody lazainy fa enao ndray no voa mafy!
:lol: :lol:

faux probleme satria tsisy zavatra azo atao intsony...
raha tsy hoe mieritreritra ny hampirafy nga enao
sao ve tena te ahita hoe GASY?
19. fijo ( 31/07/2009 20:37)
tena voa mafy ianao ka,aiza ko tsy nanadrana ravitoto akory dia mihonona amin'ny sandwish
20. roxanaha ( 01/08/2009 09:34)
Efa nanao engagement t@ fiainana enao ary nentim-pitiavana matoa nanambady ilay vazaha. Ka tsy efa trop tard ve raha zao vao manontany hoe voa mafy ve za sa tsia? Ianao ihany dia tokony mahavaly ny fanontaniana, raha matsiaro sambatra ianao aminy dia tsy hitako zay mampisalasala. Raha sanatria ka tsy izay dia mety mampanontany tena tokoa hoe voa ve za sa???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3963