za ve ry reto

21. fahamarinana ( 01/08/2009 10:14)
fijo:

tena voa mafy ianao ka,aiza ko tsy nanadrana ravitoto akory dia mihonona amin'ny sandwish

:arrow: kay!! iny koa no hafa an ! :D (l)
22. ni81 ( 02/08/2009 06:34)
:^)
23. sitlo ( 02/08/2009 07:46)
tena voa mafy ianao satria ny an'ny gasy mantsy izay malemilemy izay ihany!
24. marindra ( 02/08/2009 13:14)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-07-2009 08:35:48
Lohateny : za ve ry reto
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,de maro ny namana sy ny fianakaviana no manome tsisny ahy sy miteny hoe voamafy hono za fa mba gasy ihany nefa tsy mba niaraka t@gasy mihitsy,de tena voamafy marina ve za ry reto?Valio

tsy voa mafy zany fa any aorina any iza no mahalala mety ho gasy ndray ny vadinao :-D
25. kotobekibo ( 02/08/2009 23:29)
Mbola miankina @ çà dépend bdb io kouh!
- lé vazaha v milay sa ratsy ( toetra , fomba , bika , fahaizana , vola , ...) noho ny 50% ny bandy gasy .
- samy olombelona doly ireo na gasy na vazaha !
- ny domazy d njy tsy nananjana gasy mba ahafahan-njy mampitahy .
- ny fitiavana soran-jadiana ka tsy azo iandian-kevitra ( samy mànana ny tiany )
26. Mirananirina ( 03/08/2009 12:03)
tsy voa mafy zany fa any aorina any iza no mahalala mety ho gasy ndray ny vadinao

hihihi,raha misaraka na maty ilay vazaha ve.
27. xxx ( 03/08/2009 17:45)
espece d'idiote
28. mandrindra ( 03/08/2009 17:54)
izay manandrana ihany no afaka milaza hoe inn no tsara na inn no tsy mety. noho izany mandehana aloha miaraka ami'nny bandy gasy dia ho hitanao izay milay. anao ny safidy.

fa na bandy vazaha aloha na bandy gasy dia voa :wink: foana ianao eeeee :P ny bandy toa mamely daholo ôôôô
29. fijo ( 05/08/2009 21:04)
voa ihany izy ka,aiz ano tsy nandalo gasy akory dia hatsaka vazaha le
30. tess ( 06/08/2009 05:26)
FIJO TOUT EST possible mety hatsaka gasy ihany izy indray andro any :^) :-D :-D :-D
31. Papoose ( 06/08/2009 14:56)
xxx:

espece d'idiote


tafondro zany lee


:-D
32. soanja ( 07/08/2009 03:52)
Ny olantsika Malagasy dia mihaino izay vavan'olona any.

Raha misy miteny anao an'izay dia izao ambara azy " Tsy haiko aloha fa zah hatramin'izao tsy mbola nanenina tamin'izay safidiko ary izy ihany no mahay nanome ahy fahasambarana. "

Amin'izay ry zareo sady mahalala fa tsara ny safidinao ary sambatra ianao manana izany safidy izay.
33. tess ( 07/08/2009 05:36)
hoy lay vazà vavy izay hoe qaund on a gouté les black on revient plus au balncs dia ny sens contraire zany lay anao :-P
mety hoe quand on a gouté les blancs on revient au blacks :-D
34. ari.malala ( 07/08/2009 06:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. fijo ( 07/08/2009 21:05)
ahannnn milay izay ka,manantena aho ry xx fa mbola hiverina amin'ny gasy ianao
36. Papoose ( 10/08/2009 17:56)
:-D
37. vale ( 15/08/2009 18:05)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3499