Nofy indray

1. xxx ( 25/07/2009 05:55)
Tsy hanihany ty a. Aza memehezana ahy! :lol:
Ho an\'ny mpahay dikan\'ny nofy, sao mba misy mahalala hoe fa maninona aho manofy mihintsana nify matetika?? Mihabanga foana ny tiko lazaina anio manofy mihintsana ny nify sasany, afaka andro maromaro indray ny eo anoloana ohatra! :-D:-D:-D maraina nefa jerena mbola ireo soa aman-tsara :lol: :lol:
novalian'i niryna ny 01/08/2009 14:01
2. tess ( 25/07/2009 06:36)
mety mifanojo am zavtr eritreretinao sy ny zvtr hitanao, na noresahinao tamin'ny atoandro ny resaka nify dia lasa nofy
ny ahy aza mitohy ilay nofy indraindray ohatra nofiko alina dia nitohy rapitso
3. endrika01 ( 25/07/2009 12:18)
xxx > raha manonofy mihitsana nify ,hono,(enga anie ka ho io voalazan i Tess io lay nofinao) dia hisy fahafatesana ho henonao,na olom-pantatrao na tsia,na mety aminy olona tsy lavitra anao.Aza alefa lavitra anefa ny saina.:D
4. endrika01 ( 25/07/2009 12:20)
xxx > raha manonofy mihitsana nify ,hono,(enga anie ka ho io voalazan i Tess io lay nofinao) dia hisy fahafatesana ho henonao,na olom-pantatrao na tsia,na mety aminy olona tsy lavitra anao.Aza alefa lavitra anefa ny saina.:D
5. xxx ( 25/07/2009 12:34)
Ko ra zay isan\'ny nify nihintsana tamin\'ny nofiko zay ve akia ry endrika01 tsy efa ritra ny manodidina anahako??? :-D :-D :-D
6. fahamarinana ( 25/07/2009 13:26)
:arrow: ry endrika01 koa raha hanonofy an !Ngaha voatery hisy antony daholo moa ireny ? Hampiketrika coco amin'ny tsy antony eo ,izay miseho hiseho foana na hilatsaka aby aza ny nify anie e! :D (l)
7. marindra ( 25/07/2009 14:12)
: xxx [ Valio ] 25-07-2009 07:55:25
Lohateny : Nofy indray
Tsy hanihany ty a. Aza memehezana ahy!
Ho an'ny mpahay dikan'ny nofy, sao mba misy mahalala hoe fa maninona aho manofy mihintsana nify matetika?? Mihabanga foana ny tiko lazaina anio manofy mihintsana ny nify sasany, afaka andro maromaro indray ny eo anoloana ohatra! maraina nefa jerena mbola ireo soa aman-tsara

Ny henoko we ho dikan'zany de we kahiatra ianao ny antony :-D Aza tezitra a :-D
8. rova30 ( 25/07/2009 15:01)

Mba lalina koa izany raha nofy!


9. ni81 ( 25/07/2009 15:04)
mampanofy koa ilay avatar an'i rova30 :-D :-D
10. rova30 ( 25/07/2009 15:10)
ni81
K'efa hoe tsiky dia ampy, koa mbola ampiana nofy koa?
:-D :-D :-D


:)
11. xxx ( 25/07/2009 15:17)
Ny an\'i rova30 ara mbola nisy roa tavela fa ny anaty nofiko dia mihintsana ho azy daholo :-D tsisy tavela:-D. Ny an\'i marindra indray mba mitombina ve zany? Eny e somary kikina ihany aloha amizao dia somary kahidy e:-D
12. ni81 ( 25/07/2009 15:36)
ni81
K'efa hoe tsiky dia ampy, koa mbola ampiana nofy koa?
Kay tokoa moa?
Ny an'i rova30 ara mbola nisy roa tavela fa ny anaty nofiko dia mihintsana ho azy daholo tsisy tavela
=)) =))

13. rova30 ( 25/07/2009 15:45)

:)
Nofy ririnina angamba ity,nampatahotra be teo, lasa nampihomehy be indray!

ni81 : tandremo sao mihintsana eo daholo hatramin'ny solonify , amin'ity mitsikakakaka amin'ny tany ity! Hitsikio kely fotsiny.Hi,hi!

:�)
14. ni81 ( 25/07/2009 15:56)
Nofy ririnina angamba ity,nampatahotra be teo, lasa nampihomehy be indray!

ni81 : tandremo sao mihintsana eo daholo hatramin'ny solonify , amin'ity mitsikakakaka amin'ny tany ity! Hitsikio kely fotsiny.Hi,hi!

:�)
tsisy solonify ka! =)) =)) ary raha toa ka manao solonify aza ve dia hipitika? angaha ireny miala ho azy fotsiny? :-D :-D
15. rova30 ( 25/07/2009 16:10)

Ny tiako holazaina , dia hoe :sao dia ho latsaka mbamin'ny tsy tokony ho latsaka.
Tsy mihomehy loza. :oops:

xxx :
Ny dikan'ny nofy tsy haiko,fa mety mahatonga nofy ratsy koa (hono) ...ny fihinanana sakafo epicé be na matavy be, ny hariva.
16. ni81 ( 25/07/2009 16:16)
Ny tiako holazaina , dia hoe :sao dia ho latsaka mbamin'ny tsy tokony ho latsaka.Tsy mihomehy loza.
azoko ka!

Mahatonga manonofy ratsy koa hono rehefa voky loatra @ alina.
17. rova30 ( 25/07/2009 16:21)

Voalazanao! :D
18. niryna ( 25/07/2009 17:07)
fahamarinana:

:arrow: ry endrika01 koa raha hanonofy an !Ngaha voatery hisy antony daholo moa ireny ? Hampiketrika coco amin'ny tsy antony eo ,izay miseho hiseho foana na hilatsaka aby aza ny nify anie e! :D (l)


marina aky izany a, tsy ho voatery hisy antony avokoa ny dikan'ny nofy indrindra raha izay tadidy ihany no lazaina fa tsy izy rehetra.Arakaraky ny toerana koa io sy ny finoana ka sarotra ho an'izay mahalala nofy ny ilaza ny tena dikany.
Aza mihinana sakafo mavesatra be loatra fotsiny raha tsy te hanofy lava.
Izay zavatra mitranga amin'ny fiainana koa dia matetika tonga ao anatin'ny nofy indrindra rehefa tena raisina ho zava-dehibe ilay izy
19. marindra ( 25/07/2009 21:10)
Ny an'i marindra indray mba mitombina ve zany? Eny e somary kikina ihany aloha amizao dia somary kahidy e

za nga mahay na mitombina zany na tsia :-D
20. kotobekibo ( 26/07/2009 11:28)
Ary lé manofy mahita vola bdb , d mandroaka fa tsy mety lany lé izy .
na koa lé manofy toerana tsy hita hoe aiza ( reel ) , fa ref ao anaty nofy d tadidy tsara lé toerana .
Inn kay no dikan'ireny ? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0842