Nofy indray
21. ni81
(
26/07/2009 18:23)
Ary lé manofy mahita vola bdb , d mandroaka fa tsy mety lany lé izy .ilay manonofy toy ireny dia hisy zavatra handanianao vola (tena marina io)
na koa lé manofy toerana tsy hita hoe aiza ( reel ) , fa ref ao anaty nofy d tadidy tsara lé toerana .
Inn kay no dikan'ireny ?
22. endrika01
(
27/07/2009 05:35)
ry endrika01 koa raha hanonofy an !
Ngaha voatery hisy antony daholo moa ireny ?
Hampiketrika coco amin\'ny tsy antony eoiza ndray no milaza fa zah no nametraka io lohahevitra nofy io?raha nanohy aho,ny lohahevitra napetrako etsy ambany no notohizako,fa tsy hametraka lohahevitra vaovao aho,ka andeha hiafina ambadiky ny XXX.Ary ny resaka nofy iany koa dia tsy vitsy ireo boky izay mitantara ny dikany nofy;ka matoa izay namoaka izany boky izany,sahy mitantara ny dikany nofy,dia efa nisy experience na tranga maro voahangony tao,aza manontany ahy akory we inona ry endrika01 ny titre anle boky,mazava ho azy fa zah tsy iteny,fa afaka mitety fivarotam-boky zay liana ny amzany :-P .Ny hany tadidiko de zaraiko eto, Raha manonofy ka mahita elo na parapluie,dia midika fahombiazana na succes,ny manonofy mahaheno fofona ranomanitra na parfum koa dia mbola succes fa raha fofona masiso na maimbo kosa,dia hamofopofona hotrizay koa ny affaires na zavatra ataonao ny fotoana fohy aoriany nofinao,mety hoe andro vitsy aorianio. Raha manonofy mahita arraigne ka matahotra ianao,ka novonoinao dia raha misy affaires na bizna ataonao,na kasainao atao,dia perdu aleo tsy miditra lalina.Ny tantely ndray dia marika na abondances,raha manonofy maita voatavo na fasana dia peril ,zay ataonao rehetra anaty fotoana fohy,mbola marobe fa aleo ny hafa ndray no manome zay fantany,ary tsy misy manao calcule eo,koa we hampiketrika coco. Mitsiky aby dia ampy =))
23. soanja
(
27/07/2009 05:40)
xxx:
Tsy hanihany ty a. Aza memehezana ahy! :lol:
Ho an\'ny mpahay dikan\'ny nofy, sao mba misy mahalala hoe fa maninona aho manofy mihintsana nify matetika?? Mihabanga foana ny tiko lazaina anio manofy mihintsana ny nify sasany, afaka andro maromaro indray ny eo anoloana ohatra! :-D:-D:-D maraina nefa jerena mbola ireo soa aman-tsara :lol: :lol:
Ny manonofy mihintsana nify dia midika matetika fa misy tsy fahampiana calcium ao aminao. Mandritra ny torimaso dia ireo hozatra mampifandray ny nify no somary mihetsiketsika mitaky ilay otrikaina dia lasa mifandray amin'izay ny atidoha dia io no lasa ho nofy.
Mijereva dokotera manaramaso ny calcuim sy vitamins ao aminao ary mihinana sakafo feno toy ny atody sy ny ronona ary indrindra ny trondron-dranomasina matetika.
25. rova30
(
27/07/2009 09:12)
xxx voalohany:
Azoko antoka fa misy dikany ireny nofy ireny, saingy asa raha ny ampahany no tadidinao na ny rehetra ka mety eo amin\'izay no mety hampiova ny dikan\'ilay nofy.
Eritreritro zaho manokana iny.
Endrika01:
Efa nandalo teto ihany indry, dia isaorako eto fa nanampy ahy ilay nofinao iny, ary mety efa nanampy olon-kafa teto ihany koa ; tsy dia haiko loatra ny manazava azy fa dia izao no fandraisako azy iny ,fampitandremana fa misy ny \"Amboadia misalo-bolon\'ondry\", asa raha mazava ihany ny filazako azy?
:!: izay fa rehefa malalaka aho manohy azy ity atsy ambadika :) Tsiky kely aloha.
...dia miala tsiny mialoha amin\'i xxx koa fa tsy haiko na inona no sakafo nohaniko omaly atoandro iny, fa ohatran\'ny izay nojereko omaly izay dia nampihomehy be daholo,
i ni81 koa moa toa manampy trotraka avy hatrany, ka dia tsiky & tsiky&tsiky&tsiky... TSY TANAKO INTSONY =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
latsaka!
:-*

28. xxx
(
28/07/2009 08:12)
Tsy hanihany ty a. Aza memehezana ahy!Tsy dia mpahay loatra ny hevitry ny nofy aho nefa na izany aza mba ezahiko omena ihany izay heviny avy aty amiko.
Ho an'ny mpahay dikan'ny nofy, sao mba misy mahalala hoe fa maninona aho manofy mihintsana nify matetika?? Mihabanga foana ny tiko lazaina anio manofy mihintsana ny nify sasany, afaka andro maromaro indray ny eo anoloana ohatra! maraina nefa jerena mbola ireo soa aman-tsara
Ny nify dia anisan'ny sarobidy eo @ vatan'olombelona. Koa raha tsy mitandrina ianao dia mety hisy faharavampananana eo @ fainanao.
30. niryna
(
01/08/2009 14:01)
miombokevitra aminao koa aho ,tsy ny nofy rehetra no misy dikany fa ny nofy izay tadidy avokoa ny niandohany ka hatramin'ny fiafarany no tena misy dikany
Azoko antoka fa misy dikany ireny nofy ireny, saingy asa raha ny ampahany no tadidinao na ny rehetra ka mety eo amin\'izay no mety hampiova ny dikan\'ilay nofy.
Eritreritro zaho manokana iny.