mararim-pitiavana

1. Mirananirina ( 10/07/2009 11:12)
Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratrany mampirafy foana ny sipany.Izy anefa tsy ratsy,no efa miasa ,mbola 25 ans monja.Tsy hitako intsony izay hevitra hanoroana azy,sao mba mahita ianareo.Mba hanalàna io aretina mahazo azy io.
2. ikaretsaka ( 10/07/2009 11:33)
Ny sainy sy ny fomba fiheviny aloha no tsara tsaboina alohan'ny hanaovany sipa manaraka ..hoe tsy mbola tara izy de tsy hoe manantena be de mahay mitraka raha diso fanantenana...de mitoto koba hatavy e
3. ravonjison ( 10/07/2009 11:41)

Tokony hatao aloha ny diagnose, avy eo vao manome ny therapie.
4. Mirananirina ( 10/07/2009 11:47)
Ny sainy sy ny fomba fiheviny aloha no tsara tsaboina alohan'ny hanaovany sipa

ohatra hoe ahoana ry ikaretsaka ny anamboarana azy.
Tokony hatao aloha ny diagnose, avy eo vao manome ny therapie

izny hoe manantona inona,dokotera sa?
5. lemenakely ( 10/07/2009 11:58)
Mirananirina:

Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratrany mampirafy foana ny sipany.Izy anefa tsy ratsy,no efa miasa ,mbola 25 ans monja.Tsy hitako intsony izay hevitra hanoroana azy,sao mba mahita ianareo.Mba hanalàna io aretina mahazo azy io.



Ny ahy in1 ilay hoe tratrany mampirafy foana ny sipany ! io no avy dia nanaitra ahy

Amiko ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao Raha ...hoy Rossy izay !
6. Papoose ( 10/07/2009 13:07)
Anampiako an'ilay saina etsy ambony, ny fo koa mila amboarina fa hofatifaty foana @ zany eo!mbola aiza ty fitiavana?
7. ravonjison ( 10/07/2009 14:02)

Rehefa tany @ dokotera izy dia inona marina no antony nahatorana azy . Possible mantsy izy manana aretina miafina fa rehefa tonga ny "stress= fisarahana" dia mipoitra ilay aretina. Ka izay aretina miafina izay aloha no tokony ho tadiavina. Raha tsy misy an"izany dia mazava fa resaka " psychique " ilay izy, ka tsy maintsy amboarina ny saina sy ny fomba fijery eo @ fiainana [ araka ny voalazan" ny namana sasany etsy ambony ]
8. tess ( 10/07/2009 14:04)
Mirananirina:

Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratrany mampirafy foana ny sipany.Izy anefa tsy ratsy,no efa miasa ,mbola 25 ans monja.Tsy hitako intsony izay hevitra hanoroana azy,sao mba mahita ianareo.Mba hanalàna io aretina mahazo azy io.

manantona psy


:-P
9. tess ( 10/07/2009 14:07)
6. Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 10-07-2009 16:02:24
Lohateny : Re : mararim-pitiavana

Rehefa tany @ dokotera izy dia inona marina no antony nahatorana azy . Possible mantsy izy manana aretina miafina fa rehefa tonga ny "stress= fisarahana" dia mipoitra ilay aretina. Ka izay aretina miafina izay aloha no tokony ho tadiavina. Raha tsy misy an"izany dia mazava fa resaka " psychique " ilay izy, ka tsy maintsy amboarina ny saina sy ny fomba fijery eo @ fiainana [ araka ny voalazan" ny namana sasany etsy ambony ]


io voalazan'i ravonji io manatona koa cardio en meme temps :-P
10. xxx ( 10/07/2009 14:54)
Plutôt psychologique ny fahitàko azy ...
11. Mirananirina ( 10/07/2009 15:05)
Rehefa tany @ dokotera izy dia inona marina no antony nahatorana azy . Possible mantsy izy manana aretina miafina fa rehefa tonga ny "stress= fisarahana" dia mipoitra ilay aretina

ravonjison,nolazain'ny dokotera hoe spasmophilie hono dia vita,tsisy fitsaboana ,tsy misy n-inn fa ny saina no amboarina dia vita.
Amiko ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao Raha ...hoy Rossy izay !

izany foana ny anareo lhl ry menakely an,hihihi.
Anampiako an'ilay saina etsy ambony, ny fo koa mila amboarina fa hofatifaty foana @ zany eo!mbola aiza ty fitiavana

papoose,ka efa tenenina re fa eh ee,tsy mety mihitsy.ho faty tanora mihitsy ,amin'izay sarotra velomina ery.
12. Mirananirina ( 10/07/2009 15:11)
manantona psy



Efa niteny io aho Tess fa tsy mety izy,izy angaha hono adala,nefa ny psy tsy hoany adala velively mihitsy.fa ny mila fanampiana rehetra.
o voalazan'i ravonji io manatona koa cardio en meme temps

io mihitsy koa nagamba no tokony hataony ka.
Plutôt psychologique ny fahitàko azy

izany mihitsy anie hoa e.
13. tess ( 10/07/2009 16:58)
Efa niteny io aho Tess fa tsy mety izy,izy angaha hono adala,nefa ny psy tsy hoany adala velively mihitsy.fa ny mila fanampiana rehetra.

fa angah adala ihany n mila psy????A AVELAO amzao refa saortra atoro
sao misy mahazo azy kou ianao ndray no ifotorany, raha oul sarotra atao tsary avy aho :-P
14. milamm ( 10/07/2009 17:25)
mora nge le miteny oe zao atao ra tsy eo @ le toerany e,za miteny zao de mararimpitiavana koa nefa tsy torana na marary fo mila doko revena manja fotsiny ny fianana de zay tsy misy fanafody aloha hatr@ zao :lol:
ny mahasamihafa azy fotsiny izao dia tsy resaka nampirafy fa nijanona ho mpinamana fotsiny izahay na dia samy mbola tia aza
15. cutie ( 10/07/2009 17:37)
13. Mpandefa : milamm [ Valio ] 10-07-2009 19:25:23
Lohateny : Re : mararim-pitiavana
mora nge le miteny oe zao atao ra tsy eo @ le toerany e,za miteny zao de mararimpitiavana koa nefa tsy torana na marary fo mila doko revena manja fotsiny ny fianana de zay tsy misy fanafody aloha hatr@ zao


ary raha bear hug ny fanafody :-D :-D :-D :-D
16. simplex ( 10/07/2009 19:02)

bandy hendry presenter-na anazy...
... dia ra sanatria mbola mampirafy ihany iny na hoe misy antony hisarahana dia mba mijanona eo akaikiny ee. Manome korazy na dia hoe hiaraka hitomany sy hiletra ice cream fotsiny aza :)

:arrow: izany no atao hoe namana...
17. Papoose ( 10/07/2009 20:22)
tandremo izy ary miha-matavin'ny depression ao!
18. cutie ( 10/07/2009 21:49)
asaovy fidifidiany ze oul iarahana fa izy kosa ngamba no mora roboka. Efa in telo zany ve no nisaraka tsy mbola hisy lesona azo tsoahina ihany @ zany ???
19. salopard ( 10/07/2009 22:41)
mirana a! tsy mety aminy intsony ny kôfa, fa mila joba no miaraka aminy;

solution: LESBOS re e!

fa mahafinaritra ahy kosa le sarin'ny mirana an!
tsy ampy vovoNY aloha fa sao misy e!

, fa sniff, tchouff..snifff, tchoufff.......


20. ni81 ( 11/07/2009 06:17)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6571