mararim-pitiavana
41. cutie
(
16/07/2009 20:45)
34. Mpandefa : milamm [ Valio ] 14-07-2009 01:31:21
Lohateny : Re : mararim-pitiavana
ok dokey cutie,that's a bit naughty but I can live with that
:-D :-D :-D :-D
42. Mirananirina
(
17/07/2009 08:14)
misaotra anareo nanome hevitra e,efa salama tsara izy izao ary tsy vonona ny hiaraka amin'olona intsony ,angamba hanao masera :) :) :)
tsy azoko kosa aloha ilay hoe ,misy tsy mety ataon'ny vhv matoa mampirafy ny lhl.Na tsara na ratsy atao,rehefa sendra ny lhl tia vhv dia voa foana. :( :(
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1617