mararim-pitiavana
21. captation
(
11/07/2009 10:01)
asaivo mianatra gemenfoutisme kely izy , dia aza asaina manao ampo be loatra fa ny fitiavana hono lakalaka , mety androany tsy mety ampitso
22. milamm
(
11/07/2009 10:21)
cutie koa an :D tsy tafa oa zany bear hug zany sao sendra ny horny bear ka loza ra ohatra ozy ndry oe come to you you can hold ne tight (de iee )?tonga de valiko oe I don't mind ...
23. endrika01
(
11/07/2009 11:14)
lemenakely:Zah kou miombon-kevitra tanteraka.Matoa ny bandy rehetra zay niaraka taminao mampirafy dia tsy manome fahafaham-po azy ianao aminy zavatra tiany hasehonao.Matoa mako ilay namany i Mirananirina nahazaka bandy 3 be zao,dia nisy nampiavaka anle tovovavy iany tao,fa saingy tsy ampy,dia tokony ho fantany hoe taiza ho aiza,ilay point faible,tsy voatandriny tamle voalohany,de ny taminy faharoa,ary ny fahatelo,misy lesona be azony nalaina mintsy tamizany.Ny fahatsorany ve no nararaotinireo lhl ireo,asaivo somary miova kely izy ny amizany,tovovavy jefijefy ve izy ka nataony sasany passe-temps fotsiny,mahay mihaino ny partenaire-ny ve izy eo aminy fotoana hanaovany RS misy lesona ianarana iany kou hono ny amzany,maro be....asaivo alainy ambony,alainy ambany sy fakafakana tsara ny antony zay vao hoe ho torana am zavatra toy izany.Aminio mako,afaka mionona ny fony hoe,HAY VE ITY NY LESOKA dia inona izany no fanampahan-kevitra horaisiko aminy manaraka. (l)
Ny ahy in1 ilay hoe tratrany mampirafy foana ny sipany ! io no avy dia nanaitra ahy Amiko ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao Raha ...
24. cutie
(
11/07/2009 13:24)
Mpandefa : milamm [ Valio ] 11-07-2009 12:21:04:-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : mararim-pitiavana
cutie koa an tsy tafa oa zany bear hug zany sao sendra ny horny bear ka loza ra ohatra ozy ndry oe come to you you can hold ne tight (de iee )?tonga de valiko oe I don't mind
come come to me you can hold me tight :-D Ohatran'io ve ?
25. sitlo
(
11/07/2009 13:50)
Mirananirina:
Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratrany mampirafy foana ny sipany.Izy anefa tsy ratsy,no efa miasa ,mbola 25 ans monja.Tsy hitako intsony izay hevitra hanoroana azy,sao mba mahita ianareo.Mba hanalàna io aretina mahazo azy io.
Normal kosa izany amiko.
26. gabidemony
(
11/07/2009 14:29)
Tsy genre-n'le pandripaka lery zany t@ fiatombon'ny fialan-tsakany.
Mbola bobaka be ny lesona mbola tokony henarany @ resaka jòba zany kouuu!!!
:{ :-@
Mbola bobaka be ny lesona mbola tokony henarany @ resaka jòba zany kouuu!!!
:{ :-@
29. booboo
(
11/07/2009 18:39)
Anontanio hoe izy maninona no voasarika @ lhl mampirafy azy foana isaka zay mihetsika ?
32. milamm
(
12/07/2009 20:57)
cutie >>> saode bilao izany ,you look like a cat fella on your pic not a bear :-D
34. ravonjison
(
13/07/2009 09:03)
Mirananirina:
Rehefa tany @ dokotera izy dia inona marina no antony nahatorana azy . Possible mantsy izy manana aretina miafina fa rehefa tonga ny \"stress= fisarahana\" dia mipoitra ilay aretina
ravonjison,nolazain\'ny dokotera hoe spasmophilie hono dia vita,tsisy fitsaboana ,tsy misy n-inn fa ny saina no amboarina dia vita.Amiko ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao Raha ...hoy Rossy izay !
izany foana ny anareo lhl ry menakely an,hihihi.Anampiako an\'ilay saina etsy ambony, ny fo koa mila amboarina fa hofatifaty foana @ zany eo!mbola aiza ty fitiavana
papoose,ka efa tenenina re fa eh ee,tsy mety mihitsy.ho faty tanora mihitsy ,amin\'izay sarotra velomina ery.
Salut a. Averiko indray fa possible mety misy aretina miafina any, ka iny aloha no tsy maintsy tadiavina sy tsaboina ( fo, tosi-dra sns...), satria raha misy izany any dia na anamboatra ny saina in-jato aza ianao dia tsy ho voavaha ilay olana.
Ka raha efa nolazain\' i dikotera fa \" spasmophilie \" ilay izy dia mazava izany.
Ny spasmophilie dia tandence manao \" crampe, convulsion, spasme\" ny nofo.
Ny tena mahatonga izany dia ( matetika, fa mety misy ihany antony hafa) \" hyperventilation = miaina sy mifoka rivotra be loatra\" , indrindra rehefa ao anaty stress, izany dia mamihena ny \" calcium\" ao anaty ra, ka mahatonga ilay spasme sy fahatoranana.
Ny vahaolana izany dia izao :
1- mianatra mifoka rivotra : sport, dance, yoga sns...Io fifohana rivotra io dia ilaina mba ho \" maitrisé \" , saitria ilaina indrindra indrindra rehefa miatrika stress.
2- meta hanampy koa ny fanampiana calcium sy magnesium @ sakafo.
3- fanamboarana saina sy fijery : itý dia tsy miady @ ilay antony fa kosa mampihena ilay stress, izay facteur mi-declancher ilay fahatoranana.
Fehiny : rehefa voa-metrisé-ny fifohana rivotra, ary koa tsia dia mafy loatra ilay stress, dia tsy hiverina intsony io olana io.
37. ikaretsaka
(
14/07/2009 13:47)
Io mararim-pitiavana io koa misy le hoe objective sy subjective ko
40. Veloo
(
16/07/2009 16:54)
tena sensible be ilay kala, mamps be..
Mety ho marina io lazain'i ravonjison io ka...
Mety ho marina io lazain'i ravonjison io ka...