Maty biby ka mila hevitra é !!

1. xxx ( 25/06/2009 10:24)
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadiko telo nifanesy noho io antony iray io.Hazavaiko tsara aloha ny momba ilay aretina.
Diagnostic finals medical :testicules mortes dûe aux ruptures des nerfs commandant l\' epididyme,entrainant une destabilisation hormonale (testosterone) ;manque de flux dans l\'hypophyse (thyreotrope ,corticotrope )nanome anihilation ny production spermatogenese.
Ruptures des muscles du filament terminal ,entrainant la commande de la verge .
Dia nitambatra ireo ka nahafaty tanteraka an\'i bibilahy .
Naheno aho fa misy olona mahatsabo io tsara any toamasina any , Nenibe izany no anarany ary mahafantatra ny fitsaboana ny hozatra sy ny nerfs samihafa @ tenan\' ny olombelona , ka sao mba misy mahalala ny momba ireo fanafody malagasy ireo isika eto @ sera² ? Dia tena misaotra betsaka mialoha !

novalian'i sejianis ny 26/08/2009 12:15
2. sejianis ( 26/08/2009 12:15)
raha izaho manokana rahalahy dia tsy dia mifototra amin'ny diagnostic ny dokotera io aho! testicules mortes?raha izany mantsy dia tsy any amin'ny bibinao ihany no fiantraikany, fa hatramin'ny cimportementnao rehetra dia mety miova:rha misy insuffisance hormonale mantsy dia tsapa avy hatrany eo amin'ny lehilahy ny aretin-tenda matetika, ny hatavizana sns...!isan'ny tratran'io aho tamin'ny nanomboka ho pubère!fa ny fitsaboana natao ahy dia injection hormonale sy stimulation hypophyse...efa nandramanao ve ny nitsindrona hormone?tokony ho traitement mandramatinao izany raha izay tokoa no mahazo anao!fa ny fika tsotra omeko anao ary andramo ihany fa tsy andoavam-bola raha impuissance ilay iza: miboridana tanteraka ianao ao amin'ny douche, dia maka rano roa samy hafa hafanana, ny iray mangatsiaka, ny iray mahamay izay tantinao!tsara raha misy jet d'eau ny douchenao; tifiro na raraho rano mafana ny testicule nao dia rano mangatsiaka ny penis, somay orina midina moramora avy eo amin'ny pubis mankeny amin'ny lohany ny penisnao!avereno matetika fa mino aho fa ahitanao vokany na dia tsy haharitra aza! dia fantaro, farany fa ireo vehivavy nisaraka taminao mihitsy no tsy tia anao matoa nandeha fa amiko raha mifankatia marina dia mifanome hery, ary maro ny fomba iarahana fa tsy voatery hoe miditra foana ny biby!!mahereza rahalahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088