Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadiko telo nifanesy noho io antony iray io.Hazavaiko tsara aloha ny momba ilay aretina.
Diagnostic finals medical :testicules mortes dûe aux ruptures des nerfs commandant l\' epididyme,entrainant une destabilisation hormonale (testosterone) ;manque de flux dans l\'hypophyse (thyreotrope ,corticotrope )nanome anihilation ny production spermatogenese.
Ruptures des muscles du filament terminal ,entrainant la commande de la verge .
Dia nitambatra ireo ka nahafaty tanteraka an\'i bibilahy .
Naheno aho fa misy olona mahatsabo io tsara any toamasina any , Nenibe izany no anarany ary mahafantatra ny fitsaboana ny hozatra sy ny nerfs samihafa @ tenan\' ny olombelona , ka sao mba misy mahalala ny momba ireo fanafody malagasy ireo isika eto @ sera² ? Dia tena misaotra betsaka mialoha !