Vehivavy manome compliment vehivavy

1. ari.malala ( 23/06/2009 07:26)
Manahoana daolo ndray,

Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, d ts aritro fa ouz a mantsy anazy hoe ndry ky hoa charmante, d gaga sy hafahafa le lelà teo hoe hafahafa hono zay roa :roll: ko in aza ny fahotako! :-P Ny ahy kosa aloha raha mafatifaty anà d teneniko hoe mafatifaty e :^) sa v tsy mety zany?
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 13:47
2. vale ( 23/06/2009 11:07)
sodé everiny fa lesbienne aza?? :-D :-D
zah koa dia manao ohatran'i ari izany, rehefa tsara na le oul na ny zavatra eny aminy dia tsy misalasala mintsy aho manao compliment. ;o)
3. ari.malala ( 23/06/2009 11:39)
Vale :-D :-D d ts haiko akia fa tonga hoa d zany no nolazaindry zalah hoe humm hafahafa kle :-D :-D
4. vale ( 23/06/2009 11:47)
:-D :-D :-D tena zavatra hafa mintsy zay no eritreriny! HIHIHI!!!
5. ikaretsaka ( 23/06/2009 11:54)
Arakarak'ilay milieu io. Fa raha ny tokony ho izy aloha tsy tokony hatao any am-piasana izany e, na juste hoe resaka ialana pas @ io reaction io fotsiny.

Ny asa @ le misy ifandraisany @ art moa matetika de feno ireo olona hafahafa orientation (azonareo ny tiako tenenina) ka de mila mailo ihany @ izy ireny.
Ny zavatra tandremana indrindra dia ny "office romance"
6. tywa68 ( 23/06/2009 12:11)
ari.malala > tsy voatery tenenina kosa fa ny manodidina anie 1 sy 8 d zvatra hafa ny ao andohany e :lol:
Ika > ireny mody mailo ireny indrindra no tena sahirana any ampiasàna koa :-D
7. maeva74 ( 23/06/2009 12:37)
Zah aloha taloha tamin' ny mbola kely rehefa miaraka amin' ny namako dia tia misankambikambina sy misangisangy na tena miteny hoe " tiako be indry ohatra" fa rehefa nalaza amin' izay ity resaka " lesbienne" ity dia niova tsy fidiny woazy teny, ary misy firenena tena hitako maso manenjika mihintsy raha vao mahita vehivavy mifampisakambina
8. fahamarinana ( 23/06/2009 13:17)
:arrow: ari :avy aty zany Zandriko vavy zany ho sakambiniko e dia tiko be koa njiko e !....
Tsy dia olana ,raha ny amiko rehefa izay vavam-bahoaka no henoina ! Tsy ho tapitra mihintsy ny fitsaran-drakoto na rabe anie ry zareo e !Ny sentimaka amin'iny fotoana iny tsy azo tampenana kouh ! Za na lahy na vavy dia sakambiniko daholo ary teneniko rehefa mahafinaritra ahy,indrindra rehefa tsy mahafinaritra ahy izay koa !. :-D :-D .
Ny olana indray amin'izay tsy ny vavam-bahoaka fa ny mason'ny akamany manokana ! :wink: (l)
9. lanto ( 23/06/2009 13:32)
Izaho koa mitovy amin'i maeva izany. Mampalahelo mits fa ny mpinamana manjary jenitra be sy samy maka ho azy raha tafaradia hihihii. Raha tsy sadaikatra aloha ilay namako tsy raharahiako ny misakambina sy miondakondana, fa ny namako mpanao izany taloha aza hitako niova rehefa aty ivelany...
10. soanja ( 23/06/2009 13:46)
ari.malala:

Manahoana daolo ndray,

Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, d ts aritro fa ouz a mantsy anazy hoe ndry ky hoa charmante, d gaga sy hafahafa le lelà teo hoe hafahafa hono zay roa :roll: ko in aza ny fahotako! :-P Ny ahy kosa aloha raha mafatifaty anà d teneniko hoe mafatifaty e :^) sa v tsy mety zany?


Tokony hifanohana daholo isika rehetra ka na lahy na vavy. Mahafinaritra ahy zany fihogon-dry ny volondry zany androany! Tsara aminao ny loko marevaka! Ianao mahafinaritra ahy fa mitsiky foana manome aina ny tontolo lalovanao! Oa manitra be mamerovero zany ranomanitrao izany! Tsara zany fiaranao izany , mahafatifaty ahy ny alikanao!!! sns... na any ampiasana na any amin'izay misy any raha misy zavatra tsikaritro ka tiako mahasoa ny atimosifera eo dia ataoko tokoa fa io dia isan'ny mampahiratra ny andron'olona iray tokoa ary manampy ahy hanatsara ny tontolo iriariavana. Ary toa ny filatsahan'ny domy mifanakaiky izany fahatsapana izany, ka raha manome ianao dia izy koa mety ho zatra hanome ny hafa. Tsy mamorona kosa aloha fa tena hoe izay tsapa tokoa any anaty no tenenina.

Tsara fa tohizo ka!


11. tess ( 23/06/2009 20:27)
ari.malala:

Manahoana daolo ndray,

Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, d ts aritro fa ouz a mantsy anazy hoe ndry ky hoa charmante, d gaga sy hafahafa le lelà teo hoe hafahafa hono zay roa :roll: ko in aza ny fahotako! :-P Ny ahy kosa aloha raha mafatifaty anà d teneniko hoe mafatifaty e :^) sa v tsy mety zany?


izaho kosa aloha tena fatram-panome compliment vevavy mitsy e! sady am foko madio no ilazàko azy....
Zé oul te hisaina ratsy any de azy ny azy


:-P
isika gasy refa mpinamana ny vavy samy vavy dia mifampitantana sns...
DE TAty ivelany mbola nanao izany tam lay namako gasy iray izay
fa nampiady mpivady ilay izy, ary ny nampiomé tsy de saropiaro am lehilahy izy fa saro-piaro amvevavy :-P :^)
12. fahamarinana ( 23/06/2009 20:54)
:arrow: tess : :-D :-D :-D :-D hafa tokoa izay an (l)
13. ari.malala ( 24/06/2009 06:34)
hafa koa ilay tantaran'i tess :-D

Faha :-* :-* tiko b ndry :-*

Hay tsy zà rery kay no mpanome compliment vevavy ra zany ko! :)
Ika, tsy atahorana mintsy ny office romance raha zaho manokana no tenenina :) Amiko refa mpiara miasa d mpiara miasa fa tsis idiran sentiment mints :-P
14. tess ( 24/06/2009 09:51)
faha - ari. : tena tantara marina io an! ary tena krizy be mitsy aho tamzay :-D
15. mirana5 ( 25/06/2009 18:40)
ari.malala:

Manahoana daolo ndray,

Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, d ts aritro fa ouz a mantsy anazy hoe ndry ky hoa charmante, d gaga sy hafahafa le lelà teo hoe hafahafa hono zay roa :roll: ko in aza ny fahotako! :-P Ny ahy kosa aloha raha mafatifaty anà d teneniko hoe mafatifaty e :^) sa v tsy mety zany?



Zà koa nahazo réflexion oatranao zany! Dia hoy aho hoé, niova tokoa ny tany k'ity raha t@ taona talohaloha zany dia mahafinaritra ny mihaino an'izany tsisy arrière pensée, fa @ zao fotoana zao feno homo sy lesbo dia manao remarque déplacée foana ny olona raha vao mba miteny ianao hoa mahafatifaty na tsara kosa ianao raha olona mitovy sexe @ nao .Hou!!! quel domage MAHATONGA HO MAILOMAILO foana raha vao miteny é!!!! :roll: :roll: :roll:
16. fijo ( 26/06/2009 20:31)
amiko koa tsy itako mihintsy izay maha ratsy izany.

io resaka mifampitatana io tokao,dia zavatra mahazatra ny gasy io,na samy vavy na samy lahy.taty aho efa nahita tantara mitovy amin'io lazain'i tess io.de teo aho vao nahalala,fa aty izany raha vao mifampitantana ny samy vavy lehibe,dia mihova ny fandraisan'ny olona mpitazana azy,indrisy
17. ikaretsaka ( 27/06/2009 01:49)
Izay no ilazako tary ambony hoe aleo hilam....
Raha nareo samy nareo any @ tsy tazana any de ataovy...
Fa any ampiasana ..tandremo ihany...ny ahy resaka cravatte efa saika nidirandoza... indrindra raha le asa idirana art ireny
18. tess ( 27/06/2009 06:08)
fijo:

amiko koa tsy itako mihintsy izay maha ratsy izany.

io resaka mifampitatana io tokao,dia zavatra mahazatra ny gasy io,na samy vavy na samy lahy.taty aho efa nahita tantara mitovy amin'io lazain'i tess io.de teo aho vao nahalala,fa aty izany raha vao mifampitantana ny samy vavy lehibe,dia mihova ny fandraisan'ny olona mpitazana azy,indrisy


ka izany eo ihany fa ny olona kou zao mailo sy matahotra mitsy raha vao mahita olondehibe na lahy na vavy mitantana ankizy tsy ampy taona indrindra fa somary misy fihetsika hafahafa, fa efa nisy ni tory nahita olondehibe nisary zoro am zaza dia hay tsy pedo fa zanany ihany ....


19. xxx ( 30/06/2009 09:24)
Misy mihevitra angamba fa tokony hifandramatra foana ny vehivavy :-)
20. Mirananirina ( 02/07/2009 07:14)
ari-malala,efa betsaka manko izao homosexuel amin'izao ,dia izay no antony e.Tadidiko taloha tantanako ilay namako vhv rehefa miaraka izahay,izaho aho tsy sahy intsony fa sao zavatra hafa .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1666