dia ts ho afaka hiaina an-kalalahana intsony izany amizao fotoana izao ko! raha vao miteny na mifampitantana dia efa midika zavatra hafa! ah la la! masik ianao ry fiarahamonina!
Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, d ts aritro fa ouz a mantsy anazy hoe ndry ky hoa charmante, d gaga sy hafahafa le lelà teo hoe hafahafa hono zay roa ko in aza ny fahotako! Ny ahy kosa aloha raha mafatifaty anà d teneniko hoe mafatifaty e sa v tsy mety zany?
Ataovy fòna refa eo imasoko fa zà tsy mieritreritra ratsy zany. Mbò eh! :D