la jalousie

1. xxx ( 18/06/2009 07:41)
preuve d'amour ou ? ? ?
novalian'i rurale ny 12/08/2009 06:50
2. tess ( 18/06/2009 09:05)
xxx:

preuve d'amour ou ? ? ?

azo lazaina fa ho preuve d'amour, fa tsy izay ihany azo lazaina fa ho aretina raha tafahoantra....toetra ratsy


:-P
3. xxx ( 18/06/2009 10:42)
tess:

azo lazaina fa ho preuve d'amour, fa tsy izay ihany azo lazaina fa ho aretina raha tafahoantra....toetra ratsy


:-P


ilaina inay v izy io ?
4. Rafahafahana ( 18/06/2009 16:02)
Mety ho preuve d'amour nefa koa mety ho fanakonan-javatra.
5. tess ( 18/06/2009 16:40)
ilaina inay v izy io ?


zà aloha mila indraindray e! mbamafinaritra ahy ho saro-piaro izy midika fa tia sa ahoana????
6. Mirananirina ( 19/06/2009 11:25)
Hindramoko ilay hiran'i Mahaleo hoe:
rehefa tia dia tsy maintsy saropiaro.Ary tena marina io.
7. Koditra ( 21/06/2009 11:41)
Marina io voalazan'ny Mirananirina io, refa tia tsy maintsy saropiaro, ratsy be ndray nefa raha misy tsy fahatokisana sy ahiahy.
8. fahamarinana ( 21/06/2009 18:47)
:arrow: amiko aloha porofom-pitiavana fa zany hoe za ihany no manao azy fa tsy azo atao amiko nefa ! :lol: (l)
9. ni81 ( 21/06/2009 19:05)
amiko aloha porofom-pitiavana fa zany hoe za ihany no manao azy fa tsy azo atao amiko nefa !
ahoana tsara hoe? :-P
10. fahamarinana ( 21/06/2009 19:21)
:arrow: ni81 : ka zany kouh !za raika avao ro manana fahefana fa tsy azo atao ankamerina aminakà ! izay mahatanty miroboka , izay tsy mahatanty miala arô ! :-P ..... :-D :-D :-D fa ny ahy lazaiko alohan'ny fotoana mba tsy hifanjevona avy eo an ! :D (l)
11. ari.malala ( 24/06/2009 09:49)
fahamarinana:

:arrow: ni81 : ka zany kouh !za raika avao ro manana fahefana fa tsy azo atao ankamerina aminakà ! izay mahatanty miroboka , izay tsy mahatanty miala arô ! :-P ..... :-D :-D :-D fa ny ahy lazaiko alohan'ny fotoana mba tsy hifanjevona avy eo an ! :D (l)



:-D :-D :-D
12. ni81 ( 24/06/2009 10:10)
ni81 : ka zany kouh !za raika avao ro manana fahefana fa tsy azo atao ankamerina aminakà ! izay mahatanty miroboka , izay tsy mahatanty miala arô ! ..... fa ny ahy lazaiko alohan'ny fotoana mba tsy hifanjevona avy eo an !
zao vao hitako ty!
Tsy dia azoko fa mba azavao kely hoe ny tena tian-dry ambara! Ilay hasarotam-piaro koa misy karazany fa mba bitsibitsio kely hoe toy ny ahoana ny ataony ka mahasaro-piaro :D :-P
13. fahamarinana ( 24/06/2009 10:44)
:arrow: ni81 : aoka aloha fa sao lasa tantara lava be ka ahamonamonaina !....:-P
Za tsy hiresaka tsony fa lasa be resaka be koa za zany tato ho ato sady lasa tena mivoana angambany o ! :cry: (l)
14. ni81 ( 24/06/2009 10:58)
ni81 : aoka aloha fa sao lasa tantara lava be ka ahamonamonaina !....
Za tsy hiresaka tsony fa lasa be resaka be koa za zany tato ho ato sady lasa tena mivoana angambany o !
mety hoe be resaka hoy indry! nefa tena misy tsara ho fantarina be tokoa t@ ireo resaka sady nilaina! Eny e! fa rehefa tian-dry dia tantarao ihany :-P samy manana ny lafiny hasarotam-piarony mantsy dia izay no naha-kiriezy ahy e! :lol:
15. fahamarinana ( 24/06/2009 11:17)
:arrow: ni81 : tsy hanaiky mihintsy raha tsy tantaraina :-P
hummm ! Ny ahy ny mety aha-saropiaro ny olona amiko dia ny fananako namana diso be loatra, angambany ( na lahy io na vavy )!....nefa za tsy afaka ny hiaina irery tsy misy namana ihany koa tahaka ny tsy ahafahako miaina tsy misy hira ihany koa e ! Izay angamba ilay hoe olona tia miresaka sy tia mifandray amin'olona diso tafahoatra e ! Akory atao moa ! Tsy haiko ny mamehy ny tenako hoe hatreto ny fitiava-namana fa io moa sentimaka tsy misy azo amboarina manakory ! Raha azo amboarina manko dia mety hoe lasa sonemà fontsiny zany hoe lasa sentimaka amboarina sy fopla ,hoy ry tanora nefa io no teny mahafehy ny tiko lazaina indrindra e !! Fa za hatrany moa izay e ,za rahateo efa tafahoatra foana na amin'ny ataoko na amin'ny teny lazaiko !! :cry: raha tsy izany voe vosivana tarokatra ?? (l)
16. ni81 ( 24/06/2009 14:06)
ni81 : tsy hanaiky mihintsy raha tsy tantaraina
:-D :-D kay ve zany fotsiny e! :lol: :lol: ary aza atao an-tsaina sy amakiana loha foana oa io resaka tarokatra io fa tsssssssss. Aleo ny ratsy toetra hanao ny fanaony foana. Raha olona iray no tsy tia mitotoa koba hatavy, nefa moa aroa ambadika aroa koa mafotaka ny resaka hoe tavy; dray tsy hita ihany izany ilay ohabolana toa tsy mety. Andraso hitady hafa indray. Izao indray ary: raha indray mandeha no maty vary dia aza mandevin-tsotro be e! :-* :miam:
17. fahamarinana ( 24/06/2009 14:11)
:arrow: ni81 : ohabolana hafa ankoatrany sakafo kah ! :-P ...
Eka ozy ! :-* (l)
18. ni81 ( 24/06/2009 14:20)
ni81 : ohabolana hafa ankoatrany sakafo kah ! ...
Eka ozy !
ravin-kazo nanintsana ka ny sisa no ampaniriana ary e! :lol: tsy sakafo intsony io zao a!
19. vale ( 24/06/2009 15:30)
[quote=xxx]
preuve d'amour ou ? ? ?
__________________________________
Ka misy karazany ny atao hoe "jalousie", raha toa ka mandidy sy manakana ilay oul ianao tsy ho libre dia Fitiavan-tena lay izy.
-Raha toa ka miaro ilay oul ianao @ alalan'ny agression dia fitiavan-tena ihany koa.
-Raha toa ka fahasarota-piaro oe malahelo ny réaction aminao dia izay no atao hoe fitiavana ilay izy.
-Rehefa misy resaka agression azo atao oe misy preuve d'amour fa raha jeren @ fo tsy miangatra dia tsy tsara.


20. soanja ( 24/06/2009 19:59)
xxx:

preuve d'amour ou ? ? ?


Tsia, TSY porofom-pitiavana io amiko fa porofon'ny tsy fahatokisan-tena ka ahahaka any amin'ilay heverina fa tiana koa.

Rehefa tia ianao dia mahatoky tanteraka saingy isika olombelona mety sarotra ny ahita io tia tanteraka io matetika ka zary izay eo hatsaraina. Izay tsy misy maharatsy azy akory fa mety hanimba ny heverina fa hanatsarana azy ho an'ny andaniny sy ny ankilany.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262