Air Bus A330-A340: PAS SÉCURITAIRES?

1. zandikely ( 12/06/2009 13:16)
Air France a connu en 2008 plusieurs incidents, qualifiés de "graves" par des pilotes, liés aux sondes de mesure de vitesse sur des A330-A340, mais les enquéteurs comme la compagnie française ont estimé qu'il n'y avait pas de "lien établi" entre ces sondes et le crash de l'AF 447.

Les sondes du vol AF 447 Rio-Paris sont mises en causes par les syndicats de pilotes, mais le Bureau d'enquétes et d'analyses (BEA) chargé de l'enquéte technique a souligné qu'il n'y avait "encore aucun lien établi" entre ces sondes et la catastrophe.

De méme, la direction d'Air France s'est dite jeudi "pas convaincue que les sondes sont la cause de l'accident". Sous la pression des pilotes, elle a toutefois accéléré son programme de remplacement des sondes Pitot sur les A330/A340, après l'accident.

Mais, selon un rapport d'incidents d'Air France de septembre 2008 auquel l'AFP a eu accès jeudi, la compagnie a connu au moins cinq incidents d'A330-A340 en 2008 liés aux sondes Pitot de mesures de vitesses qui ont donné lieu à de faux messages d'alarmes, dont celui de "décrochage". Ils concernent un vol entre Tokyo et Paris, une liaison Paris-Antananarivo, un Canton-Paris, un Paris-Bogota et un Paris-New York.

"Ce sont tous des incidents graves", a commenté pour l'AFP Guy Ferrer, du syndicat Alter. "Ils sont tous liés aux Pitots dans des conditions de givrage ou de turbulences", a-t-il expliqué. Sur le Paris-Antananarivo, le pilote fait d'une alarme de vitesse incohérente, suivie de l'alarme "Stall stall stall" qui indique que l'appareil décroche.


Maninona no tsy efa hatramin'ny ela nampahafantarana ny olona fa misy olana ireo karazana appareils ireo fa efa namoizana ain'olona iany vao lazaina.
Mbola ho hita eo iany moa ny action légale contre Air France sy ny Compagnie Air bus.

Histoire à suivre
2. ikaretsaka ( 13/06/2009 02:29)
Amiko rehefa tonga ny loza de tonga fa tsy zany no hi accusena an'itsy sy zao...t@ taona 90 de maro ny boeing nidoboka ..talohan'izay ny dc 9 sy ny dc 10... dia ho tsy secu ve?..amiko tsy any loatra fa rehefa anjarany ny midoboka de zay zany. De maka lesona aby isika rehetra fa tsy ny airbus ihany...

Amiko tsy misy hafa @ hoe raha namantana ka nahafaty olona ohatra ny posin'Antsirabe de tsy midika izany fa tsy atokisana ny posin'i Bira ... fa zay ny anjaran'ny olona tapitr'andro
..ny jeren'ny mpanao posy de hoe ahoana ny fanamafisana ny kodiarana..ny tahom-posy, ny freins, ny fifamoivoizana... ary tsy ny posin'antsirabe ihany ny voakasik'io fa ny posy rehetra dia mitady teknolojia vaovao aby mba hitandrovana ny tsy hiverenan'iny tsotry

Gasikely ahako de tsy mahay ny pitsopitsona piecena roplam fa tahaka izay io raha kapohina @ ankampobeny
3. Herimiafina ( 07/07/2009 13:22)
Eo ihany izay ry Ika fa io koa matetika raha tsy misy loza tsy mihetsika ry ileirony. Mila pression ohatr'ireny ry takaka vao manamboatra.
Ny Jumbo Jet 747 izao ohatra raha tsy nahafatesana olona maro tsy nanao ankety matotra ny National Transport Safety Board, ary tsy ni-propose hanatsara ny fomba fihidin'ny soute mihintsy ny Boeing ao Seattle.
Nefa io resaka varavarana io dia blem efa hita tamin'ny MD-DC10, izay nahafatesana olona maro ihany koa, alohan'ny ni-retirer-na azy amin'ny circulation mihintsy.
Jereo koa ny tantaran'ny ATR42/72, fabrication française, sy ni-boycotter-n'ny pilote amerikana azy taorian'ny loza tao Chicago. Tsy nohatsaraina mihintsy ny resaka dégivrage ny elatra raha tsy misy an'izay, farany moa dia nalefa any atsimon'i USA daholo ny ATR fa tsy mahatanty givre sy lagilasy hono.
Kanefa dia vao tamin'ny herintaona dia efa niverina indray ilay blem tamina avion Canadien (Q400 sa CRJ700, tsy tadidiko), ilay nidoboka tao Buffalo, mbola resaka dégivrage-na elatra ihany koa.

Noho izany, ny atao hoe avion securitaire dia ireo efa betsaka nidoboka sy nangalana lesona. :-D :^)
4. ndotofetsy ( 07/07/2009 22:13)
rehefa mipoaka de mipoaka fa angaha heverinareo tongalafatra daholo ny zavatra ataon ny olombelona jereo ny informatika jereo ny fiarakodia efa atao essai impiry fa mbola misy maty foana jereo ny sambo efa atao essai impiry mbola milentika foana ka ze fiaramanidina mianjera ve
5. cutie ( 07/07/2009 22:21)
:-D :-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 08/07/2009 04:17)
izay manko.. hoe simba ve ny sarety na nidaboka ny posy de haondrana any ambatolampy ny posin"antsirabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4289