Mody tia sa tena tia?
1. mahatsepa
(
06/06/2009 17:02)
Slt taholo e! Ra Mahatsepa ihany ty e! Namanareo vaovao ato aminy serasera.org e. Mba mila vonjy e!. Misy olona iray ato ampiasana izay tsy aritro loatra ny mahita azy, fa dia izay ataony rehetra dia mahasarika ahy avoko. Tafaresaka izahay indraindray fa tsy hoe matetika noho ny abetsahan'ny asa.Raha ny marina dia tia azy aho ary efa mba somary manao vazi-vazy aminy ihany aho momba ny fitiavakoazy nefa dia sahala aminy aniany ngamba no andraisany izany.Matetika nefa izy rehefa tafaaona amiko dia somary manotany zavatra kely momba ny fiainako; ary dia hita mihintsy izy hoe somary otrany maneo fihetsika toa nankamatatra amiko zay sahala aminy hoe maneo fitiavana nefa rehefa atonina dia toa tsy izany velively.Ka aona ry namana isany no mba tokony hataoko mba hanaporofoiko fa tia ahy izy na tsy fa tena indraindray aho dia mangitangitaka fotsiny mahaita azy.Dia misaontranareo mialoha aminy toro-hevitra e!.
novalian'i soanja ny 09/06/2009 23:45
2. tess
(
06/06/2009 18:15)
ka ambarao azy ny afo miredaredanao izany ahitàna ny halalin'ny azy kou! tsy hita eo ve zé vokany ..... mahasahia e! :�) :-P
3. simplex
(
06/06/2009 18:42)
refa manotany @ manaraka izy dia rehefa avy mamaly toi dia tohizo hoe rahoviana enao no hanotany anah hoe efa manam-bady na sipa ve za?
-> mbola tsy manana ah manko 8)
dia raha vao mitsiky na mody miondrika dia tohizo hoe ary enao nga efa manana?
dia ra ohatra ka mody tsy miteny ihany na mitsiky na otr'zany dia tonga tohizo hoe tsy efa mitovy ve zao ny eritreritr'tsika? :roll:
tohizo, aiza ndry misakafo atoandro?
dia efa kobon'i toi @ zay ny tohiny ee.
Ra ohatra ka miteny izy hoe efa manana ah fa ahoana?
dia teneno rahoviana nareo no hisaraka?
dia na izy tonga dia hitsotra hoe tsy zakanao ah
na hiteny tsy mikasa ny hisaraka zahay ka
na hiteny hoe andray
dia valio hoe: tsy hitanao fa tena charmant ve za ity?
na hoe bogosy noho iza nga izy
na hoe tsy tsara fanah noho i za izy...
izay avaliny eo dia asesiky toi @ ireo fotsiny
ohatra ozy hoe ie charmant be izy
dia valiana hoe fa za bogosy kokoa
et ainsi de suite... ze lany avaly taloha lisany
faranana hoe rendez-vous zany rahatoandro miaraka mikaly ee
...
kopy enao ee
;-)
4. simplex
(
06/06/2009 18:45)
ny tiako ambara dia hoe:
ahoan'i toi in izy na tia na tsy tia fa ampiresaho aloha dia ho lasa tia wazy izy eee
bonne chance mec,
^:^
6. fahamarinana
(
06/06/2009 18:50)
:arrow: simplex : :-D :-D tena lasa tantara ilay conseils kle !
:arrow: Na koa lasa tsy tia ho azy !...:) (l)
simplex:
ny tiako ambara dia hoe:
ahoan'i toi in izy na tia na tsy tia fa ampiresaho aloha dia ho lasa tia wazy izy eee
:arrow: Na koa lasa tsy tia ho azy !...:) (l)
7. mahatsepa
(
06/06/2009 18:50)
Misaota betsaka sahady ry zareo a fa efa manome fanatenana bdb hoa ahy sahady le toro-hevitra nomenareo eo ambony ireo e! tena ita toko hoe misy olona manana fitiavana te hanampy ny namana ato amin'ity serasera.org ty e dia mbola mirary soa atrany izay mbola mba te hamaly e na vavy na lahy tsy ankanavaka a!.
8. simplex
(
06/06/2009 18:51)
lol
ra nana i mahatsepa dia efa mazava ny valiny:
refa tsy nampiresaka anao otran'zay izy dia na efa manana sipa na enao tsy ao @ gout-ny (izay tsy dia azo inoana loatra satria tsy nila nanotany resaka perso izy ra zany) na izy gay...
io farany io no tena mety izy :)
mahereza ee,
9. mahatsepa
(
06/06/2009 18:53)
Tsara dia tsara ila fanotaniana hoe lahy sa vavy aho fa lehila toko ny tenako ry zalahy a( Tess & Simplex)
10. mahatsepa
(
06/06/2009 18:55)
Ambarako mazava ry zalahy fa vehivavy io olona mba mahasarika ahy io a!
11. simplex
(
06/06/2009 18:56)
faha,
optimiste less eee
tonga dia tsy zaka izy ra vao izany no atao antsaina pre :lol:
mahatsepa,
lelah toi sa vevavy? :)
13. mahatsepa
(
06/06/2009 19:01)
Tsy izany koa mantsy ry zalahy fa ny tenako dia somary otrany manana complex zay indraindray ko na dia efa manomana ny tiako hambara avy ato ampoko aminy ary aho dia otrany lasa tsy voateniko le izy fa manjary ny vavako indray no mangovitra sy ny loaliko.
14. fahamarinana
(
06/06/2009 19:02)
:arrow: simplex : efa namaly lesy ilay olona fa lehilahy !tsy mamaky an !
Ilay optimiste tsara fa misy fetrany zaka sy ekena sy tsy maintsy andalovana !..tokoa moa zany ! Raha hizizozizo lava eo tena ho folaka an-datony ihany !!!. Fa raha tonga dia lazaina fa tia ? Tsy misy mangataka inona fa valiteny sa tsy mety zany ?
Fa za moa tsy eo amin'ilay toerana dia malama ery miteny sady za ilay pessimiste foana rahateo ! :( (l)
Ilay optimiste tsara fa misy fetrany zaka sy ekena sy tsy maintsy andalovana !..tokoa moa zany ! Raha hizizozizo lava eo tena ho folaka an-datony ihany !!!. Fa raha tonga dia lazaina fa tia ? Tsy misy mangataka inona fa valiteny sa tsy mety zany ?
Fa za moa tsy eo amin'ilay toerana dia malama ery miteny sady za ilay pessimiste foana rahateo ! :( (l)
15. mahatsepa
(
06/06/2009 19:09)
Ka hono oa ry zalahy? mba valio hoe za hoe mety ve zany hoe miseho ho milaza hoe za beau goce sy ny sisa zany eo imason'ny sipa tsy ho lazainy ho midoka tena sy matikambo ndray ve za.Sa rehefa tia marina izy dia mahajery ny lafiny tsara fona?
16. mahatsepa
(
06/06/2009 19:13)
Misaotra ry Tess, Simplex, ary I Famarinana fa dia ho lazaiko azy tokoa mo ny marina fa ilay courage sisa no asa indray izay ho asehony fa otrany rehefa alina tao izao mantsy ny andro toa ho vita avoko io rehetra tianao hatao io fa rehefa mihiratra ny andro toa tsy ao indray ilay fasahiana.
17. simplex
(
06/06/2009 19:14)
faha,
lol
samihafa ny mikoty sipa sy ny mikoty bandy ka.
ra tonga dia tenenina hoe "ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko " ka tonga dia mahazaka dia tokony andefa fisainana le bandy hoe sao dia mba lelah ary ity sipa ity le :lol:
azoko ny tiandry lazaina fa asiana sens de l'humour ange @ ilay tantara ambony io fa tsy hoe manao pretentieux be akory eee
eny e, miankina @ le sipa koa aloha io ee.
En tt cas, sipa efa manotany resaka perso izany ve tsy efa karazan'ny poinsa ihany fa dia manasonia sisa :D
mahatsepa,
manja be nga izy?
foncer-o lesy ee. Ze sahy maty ihany no mifono an'le lamba mena ee...
sao dia lasan'ny ol ny an'la :roll:
aza atao maika loatra fotsiny ny dingana raha somary sahirana elah... tandremo fotsiny sao la namany ndray toi au lieu de hoe sipany :)
18. fahamarinana
(
06/06/2009 19:16)
:arrow: mahatsepa : za tsy zalahy fa zavavy fa amiko aloha angamba tsy mila dradraina hoe bogosy na tsia ! taoko hitany maso eo ! Izay tiana hono mitombo tarehy na dia faran'ny ratsy aza misy fahatsarana manoloana ilay tia azy ,raha tena tia !...Na bogosy tahaka ny ahona koa aloha raha mangahazo lo aty dia tsy mety e !..Tsy ianao akory no lazaiko fa en general an !
Ilay olana dia variana eo Ingahy,ndrao lahy lasana Rafotsy !! Ianao miandry azy,izy hiandry anao,dia eo nareo no raisina ! (l)
Ilay olana dia variana eo Ingahy,ndrao lahy lasana Rafotsy !! Ianao miandry azy,izy hiandry anao,dia eo nareo no raisina ! (l)
19. simplex
(
06/06/2009 19:27)
haha
attitude le hoe bogosy fa tsy manin na tsy bogosy aza
mba hahatonga anazy tsy mahita avaly tsony ny tanjona sady mampiomehy anazy ihany
fakana rendez-vouz zany... fika faran'ze archaique indrindra zany
efa fanta-poko fantam-pirenena
come on :P
20. fahamarinana
(
06/06/2009 19:36)
:arrow: simplex : za ngaha mbola nikoty bandy ? :-P ...
Ny tiko lazaina hoe inona no tsy hilazana fa tia ? sady efa tsapa ihany koa fa misy signes extrerieurs, ialako tsiny ilay teny frantsay e ! Fa inona no ilana karazan-javatra be dia be ,rehefa tsy tiany anie na hanao tonne iray camion amin'ny resa be ka tsy ho tafa e ! Raha tanty ka efa tiny ,mety teny tokana monja dia vita matavy ny tantara !..
Tsy ho bandy marina aho ka tsy ho azoko ilay pas de paika-nareo ! :) (l)
Ny tiko lazaina hoe inona no tsy hilazana fa tia ? sady efa tsapa ihany koa fa misy signes extrerieurs, ialako tsiny ilay teny frantsay e ! Fa inona no ilana karazan-javatra be dia be ,rehefa tsy tiany anie na hanao tonne iray camion amin'ny resa be ka tsy ho tafa e ! Raha tanty ka efa tiny ,mety teny tokana monja dia vita matavy ny tantara !..
Tsy ho bandy marina aho ka tsy ho azoko ilay pas de paika-nareo ! :) (l)