Mody tia sa tena tia?

21. simplex ( 06/06/2009 19:42)

dia hoe ao @ birao ve izy izany dia antsoina le sipa dia tonga dia tenina hoe tiako ianao? :roll:
zao vao tena mila tenenina le hoe bonne chance mahatsepa :lol:

:-P
22. mahatsepa ( 06/06/2009 20:00)
:idea: mazava amiko avoko ny tianareo hambara e! fa tena samy itako hoe manao izay azonareo atao nareo amle toro hevitra singaniko manokana le sipakely miresaka io dia i Fahamarinana izay vehivavy mba mandray anjara mavitrika ihany ko nefa tsy latsa-danja ko ny anareo ry zalahy a!(poolparty)
23. mahatsepa ( 06/06/2009 20:01)
:idea: mazava amiko avoko ny tianareo hambara e! fa tena samy itako hoe manao izay azonareo atao nareo amle toro hevitra singaniko manokana le sipakely miresaka io dia i Fahamarinana izay vehivavy mba mandray anjara mavitrika ihany ko nefa tsy latsa-danja ko ny anareo ry zalahy a!(poolparty)
24. fahamarinana ( 06/06/2009 20:01)
:arrow: simplex : :-D :-D :-D eka ozy ! kay moa ao amin'ny birao ilay tantara kty ! tsy namaky tsara ve za le :-P .
Fa vazivazy zany ry mahatsepa fa na inona moa lazaina eto dia ianao ihany no tena manana ny fanapahan-kevitra farany ! Ny ahy manokana mba fomba fijeriko iny fa tsy midika akory fa iny no tsara , mety ny mifanohitra amin'izay aza !
Hamaranako azy angamba ( satria hiheno ny hirako ao amin'ny rvg za aloha an ! ) dia ho hitanao irery hoe hatraiza ny tena fitiavanao azy dia miaraka amin'izay koa ilay aigam-panahy hanao ilay fampilazana goavana aminy ! Mirary soa e dia ho mifanaraka amin'ny hetahetanao anie ny valiteny ho azonao :D (l)
25. mahatsepa ( 06/06/2009 20:07)
Mirary soa an'I Fahamarinana ary e dia mba andefaso le vazo mba enaoinao ao ko ny bandikely e ba ataovy anle hoe: jereo eto iny le vazo e raha mety fa raha tsy mety tsy manin akory an. Dia manaova fetin'ny reny sambatra e ra efa neny mo tia mirary fety sambatra ho anao sahady e.Dia tsy latsa-danja ko ny an'I Tess sy Simplex e. Misaotra betsaka ry zalahy fa ny hevitra tsy azo tokoa tsy amin'olona a!
26. Tazana ( 06/06/2009 20:11)
Mampiomehy mihitsy nareo reto marina mafy!
Hay ve simplex lehilahy e? Noheveriko fa vehivavy hatramin'izay...tsy fantatro inona no nahatonga ahy hieritreritra an'io...Fa raha za manokana tsy miaraka @ mpiara miasa zany...Stress be tsisy ilana azy zany raha ho ahy manokana hoy aho an...fa io samy manana ny azy...Ny ahy ny tiako ilay mihoana dia tsy mifankahita kely aloha dia misy ilay manina iny ...
27. mahatsepa ( 06/06/2009 20:23)
Faly miarahaba an'I Tazana lo e! fa tsy azo lavina velivaly zay resak'i Tazana zay nefa le izy ty mo fitia otrany tsy hay oarana e. Tsy haiko lo enao ra toa ka mba efa tratra toa izany ko, fa mety mbola ty tratra lo enao io matoa milaza zany na koa mbola tsy sendran'ny tena tiana na le tena gout e! fa giravy baina a! fa izaho izao ne no tena miseho ho tsy mivaky lo tamina sipa toa izany fa mba tra2 aho ty e.
28. fahamarinana ( 06/06/2009 20:28)
:arrow: mahatsepa : ngaha mety an'izany jereo eto zany fa ao amin'ny RadiVazoGasy anie e,jereo amin'ilay rohy apetrako io dia mampiditra ny ps-nao io ianao dia afaka mifidy hira 2 isaky ny adiny iray !
Tongava ao fa mahafinaritra ao anie sady misy ohatr'izany afaka miheno hira nofidina izany ve ! :D .Ato no miditra ise rahatoa ka mazoto ry mahatsepa a :
http://radiovazogasy.com/

Misaotra indrindra tamin'ny firarian-tsoa e,raisiko tsara be ! Mahafinaritra ny tafatafa teto e ;eny na dia olana aza no foto-dresaka e !
( ) tess koa anie ry mahatsepa ka vavy be tahaka ahy koa e,namana mahafinaritra koa izy !
Tazana : ka ilay safidin'ny fo ndraindray manahirana fa tsy araka ny irina !Mety hita eny ho eny,birao,arabe,bal-boalavo,net ,sns,sns...raha mbola afaka mandà dia satria tsy tena ilay tina izay ilay izy ! Satria raha tiana dia tsy mipetraka intsony hoe izao sy izao !
Hevitro monja io an fa aleo hiverina amiko raha tsy tiana e ! Mirary bonne fete des meres ho anjy koa akia Tazana dia bonne soirée daholo tsika sisa tavela ato amin'ny serasera amin'izao ora sy fotoana izao ! :-* :-* :-* (l)
29. fahamarinana ( 06/06/2009 20:33)
:arrow: oay , azafady aloha ,tsy haiko koa Tazana na vavy na lahy aloha fa dia ario ilay fiarabana nalefako teo rahatoa ka lehilahy an ! :-D (l)
30. mahatsepa ( 06/06/2009 20:36)
Mbola mamerina fisaorana bdb e! fa na dia efa alina ary ny andro dia mahatsapa fafinaretana toko aminy atonareo rehetra tsy misy ankanavaka e! :* (l) :* (l) :* (l) (l) :* (l)
31. ni81 ( 06/06/2009 20:40)
Tazana : ka ilay safidin'ny fo ndraindray manahirana fa tsy araka ny irina !Mety hita eny ho eny,birao,arabe,[b]bal-boalavo[/b],net ,sns,sns...raha mbola afaka mandà dia satria tsy tena ilay tina izay ilay izy ! Satria raha tiana dia tsy mipetraka intsony hoe izao sy izao !
miala tsiny fa tsy aritro ny tsy hihomehy teo @ io nataoko mena² io e! HS kely :-D :-D
32. fahamarinana ( 06/06/2009 20:44)
:arrow: ni81 :-P (l) : vao tazako hoe connectée tarokatra njy dia haiko fa handalo ato dia hanao tsikera an ! ssshhh! inona ary ity !
33. mahatsepa ( 06/06/2009 21:01)
Tis bedy io ry reto a! samaia maneo ny heviny fa andron'ny fanehoan-kevitra mo zao? HIHIHIHI, tsis bedy e :lol: :D 8O :arrow:
34. mahatsepa ( 06/06/2009 21:04)
Fa hono oa azafady.Vehivavy daholo zany nareo miresaka amiko reo?
Mba valio hoe za ry Fahamarinanana ra mba azo atao?
35. cutie ( 06/06/2009 21:57)
za koa zany te himehy be :-D :-D :-D :-D

matoa efa nataon'i mahatsepa vazivazy le izy de efa noraisiny ho tsy serieux zany, fika hafa ndray tadiavina fa matoa efa tsy niraika t@ zay izy de tsy tia zany e fa tsy we mody tia :-D
36. Tazana ( 06/06/2009 22:18)
Ho an'izay te hafantatra rehetra aloha dia tovovavy Tazana...Nanao ohatra ilay namako tato taloha nanoro ahy ity site ity aho hoe tsy miteniteny
8O Fa zao zany efa lazaiko avo be ilay izy e! Aza fady fa mbola te hiomehy foana aho r'ireto aho...Tsy ilay sujet 8O fa isaky ny mamaky ilay lazain'i simplex sy ny valiny ...
Mahatsepa sy ny hafa nametraka fanontaniana: hoy nareo hoe tsy mifidy ny fitiavana: eny ary e...Dia raha hoe ny foko misafidy olona efa manambady ve dia hoe atao ahoana fa io no safidiny hoy nareo? Efa tratran'ilay tena tia tokoa aho ary zay no nianarako na zay no nampianatra ahy! Fa na tia aza ny fo (hoy ny Baiboly izay hoe ny fo dia mpamitaka!) ka na tia aza ny fo rehefa hay hoe tokony hialana fa tsy izy na tsy mety na tsy taitra ilay olona dia TSY MAINTSY mionona! Tsy afaka manao hoe efa izay no safidiny (ilay fo kely io) ka atao @ io! Efa voa za ho'aho ary very efa ho 6 taona be t@ fiainako no ho io! Ka ny ahy izany no nahatonga ahy hoe nametraka proncipe hatramin'ny voalohany dia iny no arahina dia tsy mionona raha tsy tojo ilay tia sy ny manina no tafaraka dia iny ilay tena mamy! Satria tokoa vaut mieux etre seule que mal accompagné! Ka Mahatsepa: mila jerenao ny paoziny e, ny vehivavy interessée tsinona manome signes sasany hoe OK. Za koa tena tsy lehilahy dia tsy hitako izay tena lazaina hoe zao atao fa amiko raha mahazo attention avy aminao za ( asianao hafatra kely eo biraoko, hanontanianao za hoe inona no programme-ko @ week end fa manana tickets roa ianao hijery final Rolland Garros - satria za tia tennis be...ilay ticket @ io aloha lafo be...) Dia efa mazava amiko ny tianao lazaina ka jereo ny signes omeny eo e...Fa zay kosa aloha raha niara niasa isika dia tena hatramin'ny voalohany dia ho notsoriko hoe tsy misaotra betsaka mahatsapa fa tena tsy mety ilay izy. Dia @ zay koa tsy misy vokany @ hafa. Fa raha tena ohatra indray ka efa tena ilay hoe tojo ilay tia sy ny manina lazaiko marina mafy aloha mety mahavita adalana kely aho hoe rehefa tena izy dia lasa aho miova asa...Fa za ihany no milaza azy: adalana satria zay tia adala...nefa mety ho vitako zany an...Zay indray aloha ny androany ...vita tompoko. Oh le reto ah: fa oviana ilay fëte des meres fa angaha tsy efa t@ 10 mai e! Sa taty ihany fa any an-tany hafa hafa?! :roll: :roll: :roll: :{
37. maryline ( 07/06/2009 04:31)
Mahatsepa courage e!dia miarahaba ny Reny rehetra
38. ni81 ( 07/06/2009 06:28)
Oh le reto ah: fa oviana ilay fëte des meres fa angaha tsy efa t@ 10 mai e! Sa taty ihany fa any an-tany hafa hafa?!
androany 7 juin ny fetin'ny reny ry tazana a(ny malagasy manaraka ny an'ny frantsay) Toa ny an'ny Belge sy Canadiana sns tsy tadidiko no 10 mai.
39. tess ( 07/06/2009 06:50)
ni81:

Oh le reto ah: fa oviana ilay fëte des meres fa angaha tsy efa t@ 10 mai e! Sa taty ihany fa any an-tany hafa hafa?!
androany 7 juin ny fetin'ny reny ry tazana a(ny malagasy manaraka ny an'ny frantsay) Toa ny an'ny Belge sy Canadiana sns tsy tadidiko no 10 mai.

ny féte e mères france madà anio fa italie belgik londres efa tam 10mai

:-P
40. tazia ( 07/06/2009 11:02)
Indraindra anie izahay vehivavy taraiky ihany fa mila mitsapa fanahy anareo lehilahy aleo tsorina ny marina.Vevavy ny tenako efa nisy zavaniseho hotrizay nadeha ny andro sy ny fotoana tafaraka tegny ihany nefa zaho misy olo miaraka tamiko nisarahako le olo taloha fa niaraka taminazy aho
Iareto ao fa manaiky izy amifarany,aza dia misagny loatsa aminazy sao lazainy hoe tsimatotra fa dogna de le resaka vatagnina
Mahereza fa hoavy izy hitady anao ndray andro angy omeo azy ny num nao de adiresy mail fa hohitany eo ny hataony (l) (l) :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5672