Mody tia sa tena tia?

41. RATOVOARY ( 08/06/2009 08:05)
Slt taholo e! Ra Mahatsepa ihany ty e! Namanareo vaovao ato aminy serasera.org e. Mba mila vonjy e!. Misy olona iray ato ampiasana izay tsy aritro loatra ny mahita azy, fa dia izay ataony rehetra dia mahasarika ahy avoko. Tafaresaka izahay indraindray fa tsy hoe matetika noho ny abetsahan'ny asa.Raha ny marina dia tia azy aho ary efa mba somary manao vazi-vazy aminy ihany aho momba ny fitiavakoazy nefa dia sahala aminy aniany ngamba no andraisany izany.Matetika nefa izy rehefa tafaaona amiko dia somary manotany zavatra kely momba ny fiainako; ary dia hita mihintsy izy hoe somary otrany maneo fihetsika toa nankamatatra amiko zay sahala aminy hoe maneo fitiavana nefa rehefa atonina dia toa tsy izany velively.Ka aona ry namana isany no mba tokony hataoko mba hanaporofoiko fa tia ahy izy na tsy fa tena indraindray aho dia mangitangitaka fotsiny mahaita azy.Dia misaontranareo mialoha aminy toro-hevitra e!.

Ataovy izany hanananao fotoana hifaneraserana aminy ankoatra ny ao ampiasàna. Rehefa any ianareo malalaka ny fifampiresahana, eo no hisaritànao moramora azy hiresaka ny fitiavana tsikelikely, asehoy azy fa tia azy ianao ( na amin'ny fihetsika na resaka koa aza). Rehefa aty aoriana ve tsy efa mba sahinao kosa ny hitsotra aminy.
42. Djhamhal ( 08/06/2009 14:19)
maneo fitiavana nefa rehefa atonina dia toa tsy izany velively
ny tsara dia ambarao azy ny fitiavanao azy ! dia @ zay tonga fantatrao ny valiny ; fa tsy ho surprise lava eo! nefa mahaiza tsara mifidy fotoana sy ny toerana mahamety azy !! Courage leitsy â!
43. mmmhh ( 09/06/2009 05:56)
Somary taratara ny tenanay vao naharaka fa tsy maninona, aneho ny hevitro foana aho:
ny tiako hanontaniana dia ity, olona efa niara-niasa taminao efa ela ve io sipa io sa vao haingan no niara-niasa nareo, enao vaovao sa izy vaovao, sa efa samy tranainy,

Rah misy iray aminareo no vaovao de mety ho poins ny anareo, mety hisy fanantenana,

fa rah olona efa samy tranainy tao nareo de mety ho sarotra ny operation, satria @ maha-vehivavy ahy no hilazako an'zany aminao,
isika manko tsy mitovy (ny lahy sy ny vavy) ny lehilahy arakaraka ny hifaneraserany @ le oul iray no hitsirian'N fitiavany an'le oul, (Le fitiavan'olon-droa)
Fa ny sipa, arakaraky ny hifaneraserany @ oul, no hitiavana an'le oul, @ fitiavana madio, ka rah oul mifanerasera be enao sy ilay oul teo aloha, mety hanimba ny fihavananareo ilay izy, satria tena hafa ny nandraisany ny fifaneraserana nisy teo aminareo, ka ilazanao izy fa te hiaraka aminy ianao de mety ho tezitra aminao ndray izy, na hisy aza ny fivadiky ny heviny @ zay mety tsy anatin'ny fotoana fohy,

tsy haiko aloha fa maro ny vehvavy no hitako ohatr'izay e, ny tena koa manko vehvavy,
44. soanja ( 09/06/2009 23:45)
mahatsepa:

Slt taholo e! Ra Mahatsepa ihany ty e! Namanareo vaovao ato aminy serasera.org e. Mba mila vonjy e!. Misy olona iray ato ampiasana izay tsy aritro loatra ny mahita azy, fa dia izay ataony rehetra dia mahasarika ahy avoko. Tafaresaka izahay indraindray fa tsy hoe matetika noho ny abetsahan'ny asa.Raha ny marina dia tia azy aho ary efa mba somary manao vazi-vazy aminy ihany aho momba ny fitiavakoazy nefa dia sahala aminy aniany ngamba no andraisany izany.Matetika nefa izy rehefa tafaaona amiko dia somary manotany zavatra kely momba ny fiainako; ary dia hita mihintsy izy hoe somary otrany maneo fihetsika toa nankamatatra amiko zay sahala aminy hoe maneo fitiavana nefa rehefa atonina dia toa tsy izany velively.Ka aona ry namana isany no mba tokony hataoko mba hanaporofoiko fa tia ahy izy na tsy fa tena indraindray aho dia mangitangitaka fotsiny mahaita azy.Dia misaontranareo mialoha aminy toro-hevitra e!.


Miala tsiny fa tsy namaky tany ambony aho fa raha hamaly azy maimaika ny fahitako azy dia tafiditra ao anatin'ilay valam-pifanintonana misy eo amin'ny tontolo ianareo roa. Ny fanontaniana apetraka aminay dia mety tsy hamaly ny tianao hahatongavana fa ny tenanao sy ny fifanintonana miandry fotoana mahamety no hisian'ny valin-teny afaka milaza ny tena zavamisy.

Mazotoa misintona sy mandray ny herim-pitiavana mihanaka!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451