Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka

1. xxx ( 25/05/2009 17:51)
Zah dia mitondra vohoka @ zao, vao 3volana ny kiboko,ny fanontaniako: inona re no tokony hatao na fikarakarana atao eo @ nono mandritra ny vohoka, mba tsy hampirotraka loatra ny nono rehefa avy nampinono nadritra ny 2taona eo ohatra.
2. karinah ( 25/05/2009 20:36)
tsy misy fikarakarana azo atao mandritry ny fitondrana vohoka, ny fampinonoana ny zaza tsy mampilatsaka ny nono, hevitra diso izany. Ny fomba fampijanonana ny fampinonona ny zaza no mampilatsaka ny nono raha atao brusque. Ny azo atao dia mividy ireny crème mampihenjana nono ireny raha tiana hisy volume tsara ny nono + fanaovana exercice. Efficace tsara ireo. :)
3. ari.malala ( 26/05/2009 06:39)
raha hoe fikarakarana nono tsy ho vakivaky refa mampinono d misy fa raha ankoatri'zay ts haiko :P
4. xxx ( 26/05/2009 08:12)
Betsaka ny vazaha tsy tia mampinono mihintsy na 1 andro aza fa mampiroraka nono hono, asa ianao raha hanao toa azy
5. xxx ( 26/05/2009 08:54)
Efa voajanahary ho antsika vehivavy izany ,ary sambatra ny atao hoe Reny mampinono ny zanany , izaho aloha efa Reny ary mpanaraka lamaody koa saingy tsy dia olana amiko ny nonoko mirotsaka satria iny no porofo fa efa Reny aho , ka rehefa te hanao sexi aho dia efa misy ireny soutiens mampitraka nono tsara ireny ary tena mandaitra fa ny mason' olona dia eny amiko avokoa fa tena tsara tarehy hono, ka dia izay no torohevitra atoroko anao, raha mahaliana anao
6. booboo ( 26/05/2009 11:45)
Manao tati-nono ( :-D ) foana na alina aza, ankoatra ireo efa voalazan'ny namana eo ambony ireo.
7. karinah ( 26/05/2009 11:53)
xxx:

Betsaka ny vazaha tsy tia mampinono mihintsy na 1 andro aza fa mampiroraka nono hono, asa ianao raha hanao toa azy

xxx: diso be hono oà io, tsy mampitarozaka nono hono ny fampinonoana, misoratra eny @ hopitaly fiterahana mihintsy izany :lol: matetika ny tsy fahafahana noho ny asa indd2 no tsy hampinonoanan'ny vhv vazah, dia ny hakamoana koa! :? :D
8. xxx ( 26/05/2009 12:16)
karinah:

xxx: diso be hono oà io, tsy mampitarozaka nono hono ny fampinonoana, misoratra eny @ hopitaly fiterahana mihintsy izany :lol: matetika ny tsy fahafahana noho ny asa indd2 no tsy hampinonoanan'ny vhv vazah, dia ny hakamoana koa! :? :D

kay ? ilay vehivavy fantatro izay nefa dia izay mihintsy no nolazainy , manimba bika hono sady maha be contraintes :-(, io ilay hakamoana e. Nefa tsotra be ilay mampinono plutôt que manasa biberon ... sady économique

9. xxx ( 26/05/2009 12:51)
Marina kosa izany fa tsy voatery ho marina avokoa izay lazain' ny olona sy ny mpitsabo any, ny maternité dia manimba vantana na ny fampononona na ny rehatra ohatra ireny tsatsakoatra ireny na eny à kibo na eny à fe , zah izao mbola mpitovo nidingina tsara mihintsy ny nonoko fa rehefa avy nampinono aho dia lasa kitoza avy aiza ary ilay kitoza avy @ fampinonoana,tsy miroraka izy raha mampinono aloha fa mbola sexi fa rehefa avy eo lasa mitarozaka.
10. karinah ( 26/05/2009 18:59)
xxx:

karinah:

xxx: diso be hono oà io, tsy mampitarozaka nono hono ny fampinonoana, misoratra eny @ hopitaly fiterahana mihintsy izany :lol: matetika ny tsy fahafahana noho ny asa indd2 no tsy hampinonoanan'ny vhv vazah, dia ny hakamoana koa! :? :D

kay ? ilay vehivavy fantatro izay nefa dia izay mihintsy no nolazainy , manimba bika hono sady maha be contraintes :-(, io ilay hakamoana e. Nefa tsotra be ilay mampinono plutôt que manasa biberon ... sady économique

le manome biberon ange aky marina fa manreraka fa afaka mialangalana inry à iny satria na ouln-kafa aza dia afaka manome an'ilay zaza dol, fa ilay mampinono indry tsy afa-bela eo! :lol:
xxx: de tsy aiko alou aki fa za aza mba gaga knou, teny @ hopital mihitsy no nahitako an'izay soratra izay oe tsy manimba hono ny mampinono, bizarre mais bon!lol!
11. karinah ( 26/05/2009 19:03)
[quote=xxx]
Marina kosa izany fa tsy voatery ho marina avokoa izay lazain' ny olona sy ny mpitsabo any, ny maternité dia manimba vantana na ny fampononona na ny rehatra ohatra ireny tsatsakoatra ireny na eny à kibo na eny à fe , zah izao mbola mpitovo nidingina tsara mihintsy ny nonoko fa rehefa avy nampinono aho dia lasa kitoza avy aiza ary ilay kitoza avy @ fampinonoana,tsy miroraka izy raha mampinono aloha fa mbola sexi fa rehefa avy eo lasa mitarozaka.
***********************************************************************

io koa alou amin'ny lafiny iray ny fikrakaranao ny vantana rehefa avy teraka no mamnimba na tsia ny bikanao rehefa avy niteraka, jereo fotsiny ireny star ireny miteraka dol fa tsy misy simba bika izany fa mila fikarakarana kosa rehefa avy teraka manao abdomino ohatra mba hiala le kibo kely avy teraka iny, manao exercices mba hampibontsina tsara inray ny nono, marobe ny stars tsy miova izany, ny top models ireny kou aa an!!
12. xxx ( 26/05/2009 19:51)
ny anao izany ihany tia mandiso olona fa nga tena tsara be ianao io??tsy mbola nahita ao vehivavy nampinono ka mbola misy vantony ny nonony ianao ngamba sampona fa ny lafatra izany daholo
13. karinah ( 26/05/2009 20:19)
sodé o adala ty xxx eee, izay fantatro no teneniko ary aza miafina fa pfffffff in irarahiko na tsara za na ratsy fa zvt iainako le izy, mila fikarakarana ny vatana rehefa tsy tina hirotadrotaka, 8O
14. karinah ( 26/05/2009 20:26)
tsy mbola nahita ao vehivavy nampinono ka mbola misy vantony ny nonony ia

ny vato nono dia rehefa mbola ado no misy vato nono, rehefa lebe tsy misy vato nono intsony,de lazaovy fa mandiso ndray za oé.... za nga niteny oe mbola misy vato fa mibotsina oà!!
15. ari.malala ( 27/05/2009 11:19)
xxx:

Marina kosa izany fa tsy voatery ho marina avokoa izay lazain' ny olona sy ny mpitsabo any, ny maternité dia manimba vantana na ny fampononona na ny rehatra ohatra ireny tsatsakoatra ireny na eny à kibo na eny à fe , zah izao mbola mpitovo nidingina tsara mihintsy ny nonoko fa rehefa avy nampinono aho dia lasa kitoza avy aiza ary ilay kitoza avy @ fampinonoana,tsy miroraka izy raha mampinono aloha fa mbola sexi fa rehefa avy eo lasa mitarozaka.

euh :roll: :roll: ts azoko, nanin no niteraka ra oh k himenomenona oatran'izany? za kou mba reny niteraka, fa ts mbola kitoza kosa alou ny nonoko e! ngamba le fomba fampinonoanareo no mahatonga ny nononareo ho lasa kitoza kle :-D ts mime loza kou za amle hoe kitoza! ndao atono inananareo vary sosoa maraina e :-D :-D :-D
16. xxx ( 27/05/2009 12:22)
ari.malala:

Azo atao tsara ny mampiaraka azy 2 : sady miteraka no mitazona bika
17. tess ( 27/05/2009 17:08)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-05-2009 19:51:07
Lohateny : Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka
Zah dia mitondra vohoka @ zao, vao 3volana ny kiboko,ny fanontaniako: inona re no tokony hatao na fikarakarana atao eo @ nono mandritra ny vohoka, mba tsy hampirotraka loatra ny nono rehefa avy nampinono nadritra ny 2taona eo ohatra.

zà mbola tsy nampinono fa ny reko matetika fotsiny de hoe tsy mampinono hono raha tsy tiana hitarozaka ny nono après ...... ny vazà no betsaka tsy de tia mampinono fa aleony ny estetik ny nononony no ntsinjoviny toy izay ny sakafonjaza no karakaraina :-P
18. tess ( 27/05/2009 18:27)
kay efa voalazan'ny xxx etsy ambony taraiky ndray zà :-P
19. ni81 ( 27/05/2009 18:37)
euh ts azoko, nanin no niteraka ra oh k himenomenona oatran'izany? za kou mba reny niteraka, fa ts mbola kitoza kosa alou ny nonoko e! ngamba le fomba fampinonoanareo no mahatonga ny nononareo ho lasa kitoza kle ts mime loza kou za amle hoe kitoza! ndao atono inananareo vary sosoa maraina e
ari? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. tess ( 27/05/2009 18:56)
PAR CONTRE ! raha mampinono hono dia raim sy valo de mihitsana dool ny tavy rehetra azo nandritra sy après ny vohoka....ARY TENA HItako marina kosa aloha, sy ilay hoe tsy mampinono tsy mampitarozanka nono....SATRIA hitako am lay zaobaviko retra io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114