Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka

21. ari.malala ( 28/05/2009 09:07)
Ni81, :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) ohatran'ny hitako ilay réaction an-dry akia =)) =)) =)) =)) =))

xxx15, aza ampifamadihana kosa aloha ny zavatra ambaran'ny olona e :-D

Izaho milaza aminareo, fa izaho koa nampinono, roa ny naterako, fa tsy miroraka mihintsy ny nonoko :-P (ohatran'ny ahoana aloha ilay nono miroraka e :-P :-D :-D)
22. xxx ( 28/05/2009 09:17)
tess:

zà mbola tsy nampinono fa ny reko matetika fotsiny de hoe tsy mampinono hono raha tsy tiana hitarozaka ny nono après ...... ny vazà no betsaka tsy de tia mampinono fa aleony ny estetik ny nononony no ntsinjoviny toy izay ny sakafonjaza no karakaraina :-P

Dia tsy marina indray hono izany hoy i Karinah e
23. xxx ( 28/05/2009 09:18)
ari.malala:

Ni81, :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) ohatran'ny hitako ilay réaction an-dry akia =)) =)) =)) =)) =))

xxx15, aza ampifamadihana kosa aloha ny zavatra ambaran'ny olona e :-D

Izaho milaza aminareo, fa izaho koa nampinono, roa ny naterako, fa tsy miroraka mihintsy ny nonoko :-P (ohatran'ny ahoana aloha ilay nono miroraka e :-P :-D :-D)

Ny inona no mifamadika azafady ?
24. ni81 ( 28/05/2009 10:03)
Izaho milaza aminareo, fa izaho koa nampinono, roa ny naterako, fa tsy miroraka mihintsy ny nonoko (ohatran'ny ahoana aloha ilay nono miroraka e
ka efa ilay hoe toy ny kitoza ka inona e ? :-D :-D :-D
25. tess ( 28/05/2009 10:29)
ari; ka indry anie efa kely nono natoraly e! fa ho an'ny vevavy nisy nono ka nampinono dia milatsaka avy hatrany, miroraka mitsy, tsy mitazona tsony ny dikan'io ....
26. Mirananirina ( 28/05/2009 11:56)
Ataoko angamba fa samy manana ny toebatany ny olombelona ka tsy mitovy mihitsy.misy olona izao mbola tsy nampinono nefa efa miroraka ny nonony.
misy ireo nampinono zaza 6 ,nefa mbola mitana tsara.
27. ari.malala ( 28/05/2009 13:20)
Tess, misy mpiara miasa amiko ato akia tena vrai air bag mihintsy ny azy ny nono fa tsy miroraka nefa koa ny zanany 2 a! Tsy haiko aloha e! io tenenin'i Mirananirina io tokoa angamba no mahafehy azy hoe samy manana ny toe-batany ny tsirairay.

xxx22, jereo tsara eo @ post n°14 dia ho azonao ny tiako tenenina :)

Ni81 :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) raha kitoza izany atono izany no mety aminy akia a =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
28. ari.malala ( 28/05/2009 13:22)
=)) =)) =)) =)) ahatsiarovako mpampianatra anay taloha izay ity resaka nono ity, hoy izy hoe karakarao tsara ny vatanareo vehivavy mba tsy ho lasa fikopahan-dalitra ny nononareo =)) =)) =)) =)) naka réference @ ila vehivavy mampinono dia atsipy fotsiny ao an-damosina ao ny nonony izy tamin'izay fa tsy nanan'aina aho, ary isaky ny misy resaka nono dia io resaka io foana no tadidiko ary tapa-tsinay foana aho isaky ny mahatsiaro io resaka io =)) =)) =)) =)) =))
29. ni81 ( 28/05/2009 13:24)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. tess ( 28/05/2009 14:37)
26. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 28-05-2009 15:20:15
Lohateny : Re : Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka
Tess, misy mpiara miasa amiko ato akia tena vrai air bag mihintsy ny azy ny nono fa tsy miroraka nefa koa ny zanany 2 a! Tsy haiko aloha e! io tenenin'i Mirananirina io tokoa angamba no mahafehy azy hoe samy manana ny toe-batany ny tsirairay.

tena hitandry mitsy ve sa ety ivelany fotsiny :-P
31. tess ( 28/05/2009 14:42)
xxx:

tess:

zà mbola tsy nampinono fa ny reko matetika fotsiny de hoe tsy mampinono hono raha tsy tiana hitarozaka ny nono après ...... ny vazà no betsaka tsy de tia mampinono fa aleony ny estetik ny nononony no ntsinjoviny toy izay ny sakafonjaza no karakaraina :-P

Dia tsy marina indray hono izany hoy i Karinah e

hevitra TSY mitovy hono aky ry xxx tsy hatao hifandirana ah!
matoa mamoaka ny heviny eto dia samy manana ny fahamarinany ny tsirairay.... FA tsy voatery hitovy foana ny hevitra atolotra
zà manokana hitako ny FAHAMARINAN'ny hevitra nolazaiko...
anjaran'i xxx nangataka hevitra no misafidy izay ho hataony eo ko!
raha izaho no hoe hiteraka sy hampinona de andramako ampinonoana am nono ilany ilay zaza dia ny iray tsy omena ho nonoiny de hita eo ny resultat... DE LAZAIKO eto,
matetika ny nono be no mora milatsaka....

32. karinah ( 28/05/2009 19:20)
XXX> tsy misy hirarahiko anao na faly enao na tezitra fa ny zavatra hitako sy fantatro koa no nolazaiko na faly enao na tsy faly tsy rarahako.
Za raha mamaly dinika tsy hiolakolana etsy sy eroa fa tonga dia izay tiko tenenina no teneniko, f'angah voatery tsy maintsy hifanaraka fona ny hevitra??? lazao fa tsy marina inray ary ry Britney spears sy ry Angelina jolie ireny efa niteraka dol maninona tsy miova ny bikany??
Ary raha niteny za oe "diso" dia ny zavatra voavakiko no nilaza an'izany, sa averina inmpiry vao mazava, décidment..... :^) :^) :^) 8O
33. xxx ( 28/05/2009 19:36)
enao io ve dia hampitovy ny tenanao @ britney spears sy angelina jolie tadidio fa tsy iray ihany xxx tsy mitovy hevitra aminao ry karinahamatoa ianao manao avatar an' io sipa tsara tarehy io dia te hitovy aminy tsy ny xxx mihintsy no mora rangitra fa ianao io, hita maso fa dosoinao daholo izay lazain' ny olona eto fa tsy mba otran' ny sasany , ireo olona tanisanao ireo nge ka malaza tsy misy dikany aminy ny manova ny tenany @ alalan' ny chirurgie estetika sy ny tariny, aza hampiakarina ny tozidra fa miakatrakatra nge izato izy e!ntsonale :* :* (l)
34. karinah ( 28/05/2009 20:43)

***********************************************************************
voalohany alou de enao no mi-attaquer anah atraty atrary eo, ka rehefa mitady anah enao dia ataoko kou, tsy ho tantinao anie za raha tezitra eo e, za vantambatana ka in ny olana???
enao io obsédée am resaka tsara sy ratsy angamba, izay tiko no ataoko na te itovy @ katie holmes za na tsia, tiko io ka in ny problemnao?????
farany dia ahoana moa no tsy ho possible ny hitovizan'ny oul am britney sns, raha manao sport izy eee??? de in koa ny idirako @ zany, de mivoa tao fa tssssss

:evil:
35. ari.malala ( 29/05/2009 06:47)
Karinah, calme akia a ;) :) :-* :-*

Tess, tena hitako ka! mpinamana izahay roa d ndremande tao @ toilettes nifananihany resaka nono d nasehony mintsy fa tena tsy miroraka hoà :^) nenà moa zany io kelikely io iany iz :^) fa tsy maha complexé anà aloha e!
36. karinah ( 29/05/2009 08:52)
[quote=tess]
ari; ka indry anie efa kely nono natoraly e! fa ho an'ny vevavy nisy nono ka nampinono dia milatsaka avy hatrany, miroraka mitsy, tsy mitazona tsony ny dikan'io ....
************************************
zà aky nampinono fa ny bikan'ny nonoko hatrizay ihany no nijanona teo an, sady rehefa tsapaiko dia mbola misy volume foana, fa tsy aiko alou oe manin tokoa ny an'ny sasany no lasa mihaina kely sy latsaka be ireny an, mety ny fomba fampisarahany nono angamba nataony brusque be tondé mikolepaka tampoka le nono ..lol

37. karinah ( 29/05/2009 08:55)
ari: :wink: hihhihi :-* :-*
38. ari.malala ( 29/05/2009 13:26)
Karinah, ka izay mantsy hoa! ny ahy koa aloha ny bikany ihany no bikany e! sady t@ izaho nampinono tsy ilay mampitarozaka nono ireny rehefa mampinono :P
39. tess ( 29/05/2009 14:04)
karinah:

[quote=tess]
ari; ka indry anie efa kely nono natoraly e! fa ho an'ny vevavy nisy nono ka nampinono dia milatsaka avy hatrany, miroraka mitsy, tsy mitazona tsony ny dikan'io ....
************************************
zà aky nampinono fa ny bikan'ny nonoko hatrizay ihany no nijanona teo an, sady rehefa tsapaiko dia mbola misy volume foana, fa tsy aiko alou oe manin tokoa ny an'ny sasany no lasa mihaina kely sy latsaka be ireny an, mety ny fomba fampisarahany nono angamba nataony brusque be tondé mikolepaka tampoka le nono ..lol

ka ny vatandry nge lehibe e! raha mitombo ny vatana mazava ho azy fa mitombo koa ny nono lojika

:wink:
40. tess ( 29/05/2009 14:07)
ari.malala:

Karinah, calme akia a ;) :) :-* :-*

Tess, tena hitako ka! mpinamana izahay roa d ndremande tao @ toilettes nifananihany resaka nono d nasehony mintsy fa tena tsy miroraka hoà :^) nenà moa zany io kelikely io iany iz :^) fa tsy maha complexé anà aloha e!

ary tandremo aza io mifampiesohoseho nono any angabone io sao mivadika zvtr hafa eo fa de heinnnnn! atahorako an!

:-D
refa kely na ngeza anky rehefa natory tsy maha complexé ah! zà alou tsy tia be nono be zany ....

KANEFA NDRAY de cousine ko akiroa tsy nampinono fa mitiritirina tsara ny nonony hatramzao, tsy nampinono izy satria vao hinono lay zanany de nikikika nitomany be fa tsy tiany lay nono no mafy ngodabe lay loha nono de savy de buberon no nomena azy!
fa de samy manana ny toebatany zany fa tsy hifandirana io e!
sao hiady ritra eto hoe ny ahy ny marina ny anao diso =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085