Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka
41. karinah
(
29/05/2009 15:37)
ka ny vatandry nge lehibe e! raha mitombo ny vatana mazava ho azy fa mitombo koa ny nono lojika
a,a,a za efa bebe tratra hatry ny fahakely mihintsy, izao lasa tady ho vokoka rehefa lebé fa menatra an'ilay nono talou fa ngeza noho ny an'ny namako rehetra (nefa za tamzany skill kely) dia lasa mivokoka za rehefa mande kay ao le izy tady hanimba. Mafantatra oul betsaka za nampinono koa fa tsy mikolepaka zany ny azy, raha oul mampinono zaza 3 miakatra dia ekeko fa raha mbola 1na2 tsy tokony hampisy fiovana be firy loatra.Ary tsy avela hilozitra elabe eo koa le zaza fa misy ny oul sasany zaza efa be nify be iny mbola milozitra foana, le nono efa tsy misy tsony mbola omena anazy foana aiza moa no tsy ho lozitra ny hiafaràny! :lol: :oops:
42. booboo
(
29/05/2009 16:23)
hu...zà mampinono fa tsy haiko loatra na ohatra ny taloha na niova tape-mouche :-D :-D :-D
43. xxx
(
29/05/2009 16:26)
miala any i xxx,misaotra an' i Tess sy i Miranirina fa tena hainareo ny miady hevitra tsy maniratsira ny valin- tenn' ny hafa ary mankasisaka ny sasany,fa tsy otrandry kainah sy ari- malala be tai mbava fotsiny nefa tsy mankaiza akory, aoka mba hisy ny fifanajana surtout hoan' ilay hoe " zah tsy tia bagara" dia mazotoa daholo conclusion izany samy à vantany io ka aza hesoinna ny miroroka na ambanimbaniana fa izay no efa bikany ary tsy misy resaka hakamoana koa io na tsy fikarakarana vantana fa ekeny ny nataon' ny natiora azy, dia samy tahin' Andriamanitra daholo isika rehetra
44. karinah
(
29/05/2009 19:22)
eisy ahoeeee, misy ray aman-dreny be maimaimpoana kay ato tsy fantatro indray iny!:lol: ...angaha nisy nanaratsy an'iza na iza teo eee 8O, sodé enao tsy mahay mamaky teny??? sady tsy midinika fa ilozana mitsaratsara ny tsi11 fotsiny, sambatra be enao manampotona @ izany.Manaiky ny nanaovan'ny natiora ony, nefa zavatra mbola azo arenina. 8O :^) sotra anao eee,dia aza mifanarakaraka intsony @ manaraka fa ny aferanao atao tsara e! :{
45. ari.malala
(
02/06/2009 06:10)
a tsy otrandry kainah sy ari- malala be tai mbava fotsiny nefa tsy mankaiza akory:roll: :roll: taiza ah no nahay vava anao sa oviana? mahavariana...
46. karinah
(
02/06/2009 11:04)
tsy haiko mihintsy ny fomba fandraisan'io XXX io ny zavatra soratana, lazainy fa tsy manaja ny hafa,anefa izy no tena manao vava eto; tsongolohany hatrany @ momba anao rehetra any ;ary feno fankahalana @ tsy misy antony!! dia jereo koa anie ity teniny ity e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
hafahafa fomba fisainana enao ry xxx, mampalaelo!!!
aza hesoinna ny miroroka na ambanimbaniana
hafahafa fomba fisainana enao ry xxx, mampalaelo!!!
47. Lejoba
(
02/06/2009 12:27)
mampinonoa kambony fa vao mainka io mahatsara entana.
Fa manaova soutien gorge adapté, dia gym manenjana buste fa milay be io avy eo : haut les mains dia somary tarito mankany aoriana, ampiakaro sy ampidino toy ny manao halterophilie na barres fixes fa izany hoe atao à vide fotsiny.
Asaivo bolabolain-drams tsara fa ouououou ... pamela anderson no fetra, tsy mila chirurgie esthétique akory :lol:
Fa manaova soutien gorge adapté, dia gym manenjana buste fa milay be io avy eo : haut les mains dia somary tarito mankany aoriana, ampiakaro sy ampidino toy ny manao halterophilie na barres fixes fa izany hoe atao à vide fotsiny.
Asaivo bolabolain-drams tsara fa ouououou ... pamela anderson no fetra, tsy mila chirurgie esthétique akory :lol:
48. ari.malala
(
03/06/2009 06:04)
Tess, tsisy atahorana indray raha ny @ iny ka :-D :-D tadiavin-dry hariako aiza i ... ;) :-D :-D :-D
