TSY AFAKA MILATSAKA ry andry tgvendra a
1. karavasy
(
13/05/2009 06:15)
Tsy milaza ny marina ry andry tgvendrana. Fa efa nisy fametrahana ireo hirotsaka ho filoham-pirenena angaha sa efa nivoaka ny làlana mikasika ny fifidianana no milaza ry tgvendrana fa tsy hirotsaka sa iza no mila azy tgvendrana hirotsaka ? Ny taonany tsy ampy raha ny làlam-panorenana teo aloha no jerena nefa tsy mbola eo na fantatra ny lalam-panorenana vaovao koa iza no miteny aminy fa afaka ny mirotsaka izy tgvendrana ary tsy maintsy mifanaraka amin'ny sainy ny làlana vaovao ? Fitahina ny olona marary fo dia lazaina dieny izao indray fa miantso azy ny vahoaka hirotsaka ka amboary ny taona ahafahany mirotsaka ho an'ny lazaina vahoaka. Fika maloto lava no heverina hampandrosoana ny firenena. Aiza hatramin'izao ity fampidinana ny fahasarotam-piainana ?
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 11:10
2. xxx
(
13/05/2009 06:22)
Ka tsy tsara ve raha toa ka tsy hilatsaka izy e! toy izay hanao toa an'i le8 hanova constitution en plein mandat. 2 fois no afaka nilatsaka ho filoha raha ny constitution 2002. Nefa dia novainy izany mba hifanaraka @ sitra-pony.
3. karavasy
(
13/05/2009 06:38)
Dia inona no antony hilazana hoe tsy hilatsaka ry tgvendrana nefa tsy mbola nisy fisokafan'ny firotsahana a ? valio io f'aza avadika resaka hafa. Tsy resaka Ra8 io fa ny maha tgvendrana anareo. Satria fifidianana fa tsy barofo capsat vé io dia tsy hirotsaka sa efa any aminareo koa ny làlam-panorenana vaovao ?
4. xxx
(
13/05/2009 06:43)
Ny hevitro ve no anotanianao sa ny hevitry i Rajoelina???
Raha ny hevitro no tianao ho fantatra dia milaza mialoha izy sao dia misy manantena fa hilatsaka izy ka ho diso fanantenana eo.

5. besandry
(
13/05/2009 07:28)
NOHITSAHAN'I ANDRY TAMIN'NY LOHANY TAO ANGAHA ITY KAEAVASYVENDRANA
KA MITENITENY FOANA ETO INDRAY
OMBAY MITADY TIM VENNDRANA MPANOROHEVITRA VENDRANA MPANDAINGA MPAMPIADY OLONA ? TSY MANANA TARATASY GASY AKORY NEFA MBA HIROTSAKA
HONO
MPANDAINGA BE NIVAZAVAZA BE TSY NISY NANAO COMBIEN TAO @ ASSISE NATIONAL TAO DONDRONAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAABE

6. xxx
(
13/05/2009 07:29)
Mpandefa : karavasy [ Valio ] 13-05-2009 08:15:39
Lohateny : TSY AFAKA MILATSAKA ry andry tgvendra a
:-D :-D :-D :-D tena hita hoe gasy manao interpretation mihintsy le rakaravasy :-D :-D :-D
7. ravalotgv
(
13/05/2009 08:14)
matahotra ny hilatsaka anaty lavaka ve lery nefa fananambe ny ao
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
8. Oay
(
13/05/2009 08:14)
karavasy:
Tsy milaza ny marina ry andry tgvendrana. Fa efa nisy fametrahana ireo hirotsaka ho filoham-pirenena angaha sa efa nivoaka ny làlana mikasika ny fifidianana no milaza ry tgvendrana fa tsy hirotsaka sa iza no mila azy tgvendrana hirotsaka ?
Efa noresahako teto hatrany moa ity FOMBA NY TIM MANAVENDRANA OLONA ITY fa ny mahagaga ana d lazaina fa vendrana i Andry Rajoelina kanefa i Ravalomanana DONDRONA SY TOTAKELY GADRA LAVA no tohanana.
D eto aho d misarika manokana ny sain'i Karavasy fa tsy voalohany i Andry Rajoelina no niteny fa tsy mihevitra ny hirotsaka hofidiana ho prézidà.
Izany no nataony d entiny milaza @ Malagasy sy ny sehatra iraisampirenena fa ADIDY MASINA HO AN'NY TANINDRAZANA NO NATAONY satria RAHA TSY NIHETSIKA I Andry RAjoelina d tsarovy tafepetraka teto Madagasikara ny jadona.
Mba efa fantatr'i Karavasy ve fa efa nanao satroboninahitra volamena sy seza volamena any Chine any ity Ravalomanana ity satria nihevitra fa holasa EMPEREUR!
Misy milaza moa fa hoe nipetrapetraka i Oay! Azafady fa noho ny andraikitra tsy maintsy sahanina d tsy afaka miditra matetika toa ny teo aloha i Oay fa izao :"TSY MIJANONA NY TOLONA RAHA TSY TAFAPETRAKA NY REPOBLIKA VAOVAO IZAY NATAO HANDRAVANA NY JADONA SY NY ASAn-JIOLAHY"
Mbola averiko ary dradraiko fa TOKONY HIALANA NY TAHOTRA MBA AHAFAHANA MANAO SY MITENY NY MARINA izany d mitaky fandraisana andraikitra eny an-tsehatra!
karavasy:
Ny taonany tsy ampy raha ny làlam-panorenana teo aloha no jerena nefa tsy mbola eo na fantatra ny lalam-panorenana vaovao koa iza no miteny aminy fa afaka ny mirotsaka izy tgvendrana ary tsy maintsy mifanaraka amin'ny sainy ny làlana vaovao ? Fitahina ny olona marary fo dia lazaina dieny izao indray fa miantso azy ny vahoaka hirotsaka ka amboary ny taona ahafahany mirotsaka ho an'ny lazaina vahoaka. Fika maloto lava no heverina hampandrosoana ny firenena. Aiza hatramin'izao ity fampidinana ny fahasarotam-piainana ?
Momba ny taona ahafahana mirotsaka d io moa d LABEL ny votsasaina satria efa nolazaiko teto fa i BILL CLINTON d tonga governora raha toa ka vao 32 taona izy t@ izany voalaza moa fa izy no tanora indrindra tonga lehibempanjakana tany USA tany! D maninn ny amerikanina manaiky fa tsy ny taona no mavesandanja fa ilay finiavana sy ilay fahaiza-manao fa maninn ny TIM tonga d mametraka fa ny EFA MIVERINTSAINA IHANY NO AFAKA MIROTSAKA!
Raha ny préssion mahazo an'i Andry Rajoelina anie tsy mila niteny an'io FANDAVANTENANY TSY HIROTSAKA HOFIDIANA IO izy é! satria manery anazy hirotsaka ny olona fa ilay Honnéteté intellectuelle miaraka @ ilay courage politique izay tsy hananan'ny mpanao politika Malagasy no manosika anazy tsy ho en contradiction permanente avec lui méme.
9. xxx
(
13/05/2009 10:43)
hoy i oay
TSY MIJANONA NY TOLONA RAHA TSY TAFAPETRAKA NY REPOBLIKA VAOVAO IZAY NATAO HANDRAVANA NY JADONA SY NY ASAn-JIOLAHY"
efa niala ny lohan-jiolahy iray zay aloha ,refa tsy mahazaka mifehy ny élements ao aminy dia mialà,efa hita fa tsy aoa enao Andry a, mbola mila matotra klou fa tsisy miheno ny jiolahy sasany, zay no tena marina fa aza mirediredy eo elah oay oay lava eo

10. Oay
(
13/05/2009 11:07)
xxx:

Ô ry XXX a! rah tsy misy manao hoe "Oay" tsy kobo ny asan-devoly saika atao teto @ firenena soa ihany fa "Il est tombé de si haut qu'il a du mal à se lever"
Mbola averiko fa aza mijanona @ fametahana afisy fa mba mandalina rehefa miteny satria manjary mifangaro ny ronono sy ny abobo!
Efa oviana no niteny i Andry Rajoelina fa tsy ny ho prézidà no masaka ao an-dohany fa ny fametrahana ilay DEMOKRASIA izy entina handravana ilay Jadona! Ary ny mpandinika politika d efa nahita an'io hatramin'ny voalohany!
Ny mampilay an'ilay zavatra nataon'i Andry Rajoelina d ny FAHATSAPANY FA TSY KILALAO NY FITONDRAMPANJAKANA ka na mpivarondronono tsy nadia fianarana aza d afaka hieritreritra fa FATY no HISARAHANA @ ilay fitondrana!
Efa koziko fona nareo Avelo eto @ serasera fa sahia wa miseho masoandro.
Marina fa na d efa nanao campagne hiarovana ny fanaovana XXX aza ngahy hery:
Tsaroako tsara moa ilay nolazainy manao hoe "TSY NORARANA NY FANAOVANA XXX SATRIA MARO IREO OLONA MPISERA NO TSY TEHOFANTATRA"
Lazaiko anefa fa asa ny kanosa izany aminay fa ny tena sahy d mampiseho PS satria io no signature ny zavatra lazaina eto ka raha tsy mahasahy d inn no aleha eto.
11. 08051972
(
13/05/2009 12:33)
Oay:
[quote=karavasy]
Tsy milaza ny marina ry andry tgvendrana. Fa efa nisy fametrahana ireo hirotsaka ho filoham-pirenena angaha sa efa nivoaka ny làlana mikasika ny fifidianana no milaza ry tgvendrana fa tsy hirotsaka sa iza no mila azy tgvendrana hirotsaka ?
Efa noresahako teto hatrany moa ity FOMBA NY TIM MANAVENDRANA OLONA ITY fa ny mahagaga ana d lazaina fa vendrana i Andry Rajoelina kanefa i Ravalomanana DONDRONA SY TOTAKELY GADRA LAVA no tohanana.
D eto aho d misarika manokana ny sain'i Karavasy fa tsy voalohany i Andry Rajoelina no niteny fa tsy mihevitra ny hirotsaka hofidiana ho prézidà.
Izany no nataony d entiny milaza @ Malagasy sy ny sehatra iraisampirenena fa ADIDY MASINA HO AN'NY TANINDRAZANA NO NATAONY satria RAHA TSY NIHETSIKA I Andry RAjoelina d tsarovy tafepetraka teto Madagasikara ny jadona.
Mba efa fantatr'i Karavasy ve fa efa nanao satroboninahitra volamena sy seza volamena any Chine any ity Ravalomanana ity satria nihevitra fa holasa EMPEREUR!
Marina alo io teninao io fa saingy tokony hasiana fetra ny fanoherana satria mivadika ho tantara ratsy le fikasana tsara ! Hoy ny tenindrazantsika hoe" Raha lava ny teny very ny soa fa raha lava ny ahitra very ny kisoa!"
Misy milaza moa fa hoe nipetrapetraka i Oay! Azafady fa noho ny andraikitra tsy maintsy sahanina d tsy afaka miditra matetika toa ny teo aloha i Oay fa izao :"TSY MIJANONA NY TOLONA RAHA TSY TAFAPETRAKA NY REPOBLIKA VAOVAO IZAY NATAO HANDRAVANA NY JADONA SY NY ASAn-JIOLAHY"
Mbola averiko ary dradraiko fa TOKONY HIALANA NY TAHOTRA MBA AHAFAHANA MANAO SY MITENY NY MARINA izany d mitaky fandraisana andraikitra eny an-tsehatra!
karavasy:
Ny taonany tsy ampy raha ny làlam-panorenana teo aloha no jerena nefa tsy mbola eo na fantatra ny lalam-panorenana vaovao koa iza no miteny aminy fa afaka ny mirotsaka izy tgvendrana ary tsy maintsy mifanaraka amin'ny sainy ny làlana vaovao ? Fitahina ny olona marary fo dia lazaina dieny izao indray fa miantso azy ny vahoaka hirotsaka ka amboary ny taona ahafahany mirotsaka ho an'ny lazaina vahoaka. Fika maloto lava no heverina hampandrosoana ny firenena. Aiza hatramin'izao ity fampidinana ny fahasarotam-piainana ?
Momba ny taona ahafahana mirotsaka d io moa d LABEL ny votsasaina satria efa nolazaiko teto fa i BILL CLINTON d tonga governora raha toa ka vao 32 taona izy t@ izany voalaza moa fa izy no tanora indrindra tonga lehibempanjakana tany USA tany! D maninn ny amerikanina manaiky fa tsy ny taona no mavesandanja fa ilay finiavana sy ilay fahaiza-manao fa maninn ny TIM tonga d mametraka fa ny EFA MIVERINTSAINA IHANY NO AFAKA MIROTSAKA!
Raha ny préssion mahazo an'i Andry Rajoelina anie tsy mila niteny an'io FANDAVANTENANY TSY HIROTSAKA HOFIDIANA IO izy é! satria manery anazy hirotsaka ny olona fa ilay Honnéteté intellectuelle miaraka @ ilay courage politique izay tsy hananan'ny mpanao politika Malagasy no manosika anazy tsy ho en contradiction permanente avec lui méme.
:-o :roll:
12. ravonjison
(
13/05/2009 12:39)
Oay:
xxx:
efa niala ny lohan-jiolahy iray zay aloha ,refa tsy mahazaka mifehy ny élements ao aminy dia mialà,efa hita fa tsy aoa enao Andry a, mbola mila matotra klou fa tsisy miheno ny jiolahy sasany, zay no tena marina fa aza mirediredy eo elah oay oay lava eo
Ô ry XXX a! rah tsy misy manao hoe "Oay" tsy kobo ny asan-devoly saika atao teto @ firenena soa ihany fa "Il est tombé de si haut qu'il a du mal à se lever"
Mbola averiko fa aza mijanona @ fametahana afisy fa mba mandalina rehefa miteny satria manjary mifangaro ny ronono sy ny abobo!
Efa oviana no niteny i Andry Rajoelina fa tsy ny ho prézidà no masaka ao an-dohany fa ny fametrahana ilay DEMOKRASIA izy entina handravana ilay Jadona! Ary ny mpandinika politika d efa nahita an'io hatramin'ny voalohany!
Ny mampilay an'ilay zavatra nataon'i Andry Rajoelina d ny FAHATSAPANY FA TSY KILALAO NY FITONDRAMPANJAKANA ka na mpivarondronono tsy nadia fianarana aza d afaka hieritreritra fa FATY no HISARAHANA @ ilay fitondrana!
Efa koziko fona nareo Avelo eto @ serasera fa sahia wa miseho masoandro.
Marina fa na d efa nanao campagne hiarovana ny fanaovana XXX aza ngahy hery:
Tsaroako tsara moa ilay nolazainy manao hoe "TSY NORARANA NY FANAOVANA XXX SATRIA MARO IREO OLONA MPISERA NO TSY TEHOFANTATRA"
Lazaiko anefa fa asa ny kanosa izany aminay fa ny tena sahy d mampiseho PS satria io no signature ny zavatra lazaina eto ka raha tsy mahasahy d inn no aleha eto.
Ny mampilay an'ilay zavatra nataon'i Andry Rajoelina d ny FAHATSAPANY FA TSY KILALAO NY FITONDRAMPANJAKANA ka na mpivarondronono tsy nadia fianarana aza d afaka hieritreritra fa FATY no HISARAHANA @ ilay fitondrana!
Tsy misy zavatra milay nataon' i Andry izany teo ry OAY , fa aza mirediredy eo a !
13. Oay
(
13/05/2009 13:04)
ravonjison:
Tsy misy zavatra milay nataon' i Andry izany teo ry OAY , fa aza mirediredy eo a !
ravonjison a! ho anareo ninono nandritra ny fitondran'ny beronono d tsy nisy zavatra nilay nataon'i Andry Rajoelina fa:
_Ho an'ireo niharan'ny hery setra nataon'ny GADRA LAVA d misy tokoa ny soa nataon'i Andry Rajoelina
ohatra voalohany d ny nahafahan'Antananarivo nanova ny maire rehefa nifidy an'i Andry Rajoelina ny mponin'Antananrivo renivohitra ka nanilika ny TIM izay notohanan'i Ravalomanana.
Ho an'i Oay moa d ny ZAVATRA NGEZA BE VITAN'i Andry Rajoelina d ILAY NAHAVITANY NY NANDRAVANa NY ANDRAREZINA MPANAO JADONA ary io d horaketina ho tantara satria raha tsy teo i Andry Rajoelina d efa tonga teto Madagasikara ny satroboninahitra volamena sy seza volamena nampanefena tao Chine ka efa saika lasa royaume de Madagasikara no niantsoana an'i Madagasikara izay sous l'égide de l'empereur Ravalomanana!
Jereo fa efa nandrava teo daholo anie n y Profesora, ny Boudah fa Lucky Luke ihany no naharava ny fikasandratsin'i Joe Dalton é!
14. ravalotgv
(
13/05/2009 13:21)
tsimaintsy hilataka izy na tian ny gasy na tsy tian ny gasy izy zao no afaka hitondra ny firenena satria manmbola sady afaka mihinambola ary manana ny capsat afaka mitifitra sy mamono olona
AAza gaga nareo raha milatsaka ho filoha izy ary izay tsy mifidy azy dia ho vonoiny na i ndefo na i sarla aza
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

15. penguin
(
13/05/2009 13:33)
TGVendrana mpanao barofo ireo ary tsy mitahatra manambara izany izahay. Fiainana barofo sa any anaty ala ka izay be sandry no mitondra ?
16. nancy
(
13/05/2009 13:48)
Dia aleo hilatsaka izy raha izay no mahafaly ny fony e. Amin'izay dia ho hitan'ny rehetra eo ny porofo fa tsy tian'ny vahoaka izy satria tsy hahazo mihoatra ny 1% eo akory anie e.
ravalotgv:
tsimaintsy hilataka izy na tian ny gasy na tsy tian ny gasy izy zao no afaka hitondra ny firenena satria manmbola sady afaka mihinambola ary manana ny capsat afaka mitifitra sy mamono olona
AAza gaga nareo raha milatsaka ho filoha izy ary izay tsy mifidy azy dia ho vonoiny na i ndefo na i sarla aza
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
17. karavasy
(
13/05/2009 14:06)
Tsy afaka milatsaka izy ary mitomany an'ireto tgvendrana ireto hanosika azy mba ho afaka hilatsaka ka hanamboarana ny làla-panorenana ary hampidinana ny taona ahafahana mirotsaka. Efa nilaza ny tsy hilatsaka koa izy teny amin'ny 13 Mai ka menatra ny tenany sy ny teniny dia miantso ny olona hihoby. tgvendrana io ka ny capsat irery ngah no hifidy sy handrisika azy. tgvendrana vendrana foaona. Tsy mahazo mirotsaka ny tgvendrana
18. xxx
(
13/05/2009 14:58)
Naleon'i Rajoelina letsy manaja tena toy izay hiady seza @ mpangalatra fananam-bahoaka. Ka na dia efa hitam-poko hitan-pirenena aza i le8 fa totakely dia tsy menatra ny hilatsaka mba handrobana misimisy kokoa ny vahoaka Malagasy.
Ary nareo TIM sao dia mihevitra fa noho ianareo no maha-may volotratra an'i le 8 io fa ny hareny no maha mendy azy io :-D :-D :-D :-D :-D

19. nancy
(
13/05/2009 16:44)
Nanaja tena hoe????? ireny fanoganam-panjakana sy vono olona, halatra be sns rehetra ireny ve no atao hoe manaja tena?? ka irehefa fantany fa nanao ratsy izy ka tsy ho lany mandrakizay eto Mcar de tsy nahasahy nilatsaka intsony ve de mody hoe manaja tena??? odon e.
xxx:
Naleon'i Rajoelina letsy manaja tena toy izay hiady seza @ mpangalatra fananam-bahoaka. Ka na dia efa hitam-poko hitan-pirenena aza i le8 fa totakely dia tsy menatra ny hilatsaka mba handrobana misimisy kokoa ny vahoaka Malagasy.
Ary nareo TIM sao dia mihevitra fa noho ianareo no maha-may volotratra an'i le 8 io fa ny hareny no maha mendy azy io :-D :-D :-D :-D :-D
20. xxx
(
13/05/2009 17:49)
efa minana nenany lery ao koa manaja tena , misy ny olona dia miteniteny foana tsy mahara-baovao ,
reny maika ho antsoina prezidà reny ve tsy arakareo e, latsaka an-katerena ny zazabodo ty fa nanipy gants, hahaha
aza mba vendrana ihany ,nampiasain-dry dinozoro de eo elah andry raisina eo