TSY AFAKA MILATSAKA ry andry tgvendra a

21. penguin ( 14/05/2009 07:31)
TGVendrana entin'ny olona amin'ny sangany io. Hafa ny tenenina anio dia tairin'ny hafa indray hoe tsy izany fa ity dia iny indray no entina. andry tgvendrana tsy ilainay.
22. tsiafoi1 ( 14/05/2009 11:10)
Ireny nambaran'ny Andry ireny de efa post propagande sahady. Ny tena marina TSY AFA-MILATSAKA izy raha ny lalam-panorenana misy ankehitriny, fa fanarontsaronana resaka ny betsaka.

TENA HILATSAKA io bandy io ary HANAO KOPOSOROKA dia ny argument avy eo dia hoe : "HILATSAKA AHO FA SATRIA HILATSAKA ireo FILOHA TEO ALOHA",
HANITSAKITSAKA ny constitution misy tanteraka io bandy io, dieny izao izy de efa manasa cerveau ny vahoaka sahady, mba hahavoakosoka ilay resaka coup d'Etat nataony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526