Vaovao avy amin'ny namana miaramila

1. rabaradaka ( 23/04/2009 06:54)
Voaporofo fa tsy mandray baiko intsony avy amin'ny lehibeny ny Zandary sy Polisy ary ny miaramila. Omaly i Alain ramaroson dia niantso andian-jatovo avy eny amin'ny tanàna ambany (bas quartier) ho karamana hanao akajo zandary sy homena basy handrava ny ao Ambohijatovo. Tsy nanaiky ireo tanora miisa 87 ireo. Misy porofo izany. . Porofo zao fa tsy misy zandary sy polisy manaiky ny HAT intsony. I Alain Ramaroson izany sisa no manao amboletra ny tafika hamono ny vahoaka. Antsika sisa mieritreritra
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:54
2. xxx ( 23/04/2009 07:23)
Maneleza tsaho eto fa pehan'ny capsat mafy eo indray vao tsy hahita ny vam hitsofohany dia hidina hatramin'ny secret n'ny vam

hitaridositra any anelakelantrano rehetra any 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
3. hery ( 23/04/2009 07:30)
xxx>

1. Intelo izy no miteny hoe porofo. Misy porofo izany ny zavatra lazainy
2. Tsy manao xxx tahaka anao izy ka afaka manamarina ny zavatra lazainy
3. Ary mety fatahorana ny capsat zany no mahatonga anao tsy hahasahy hiteny ny marina e?
4. ifiona ( 23/04/2009 07:36)
merci dadatoa

ka ahoana fotsiny zany izy ty ry dadatoa satria né tsy avela manao manifestation ntsony ny legalistes, efa ambenan'ny miaramila eo ambohijatovo amin'izao ora hitenenantsika izao

d aona fotsn zany
5. xxx ( 23/04/2009 07:42)
xxx

1 intelo izy no miteny hoe misy porofo
2Tsy manaoxxx tahaka anao izy ka afaka manamarina izany zavatra lazainy
3Ary mety fatahorana ny capsat no mahatonga anao tsy hahasahy hiteny ny marina e?
6. xxx ( 23/04/2009 07:44)
Aza hanihanianareo toa io i hery a! mifanajà kely eto tompoko , dia mbà henoy ny teniny hoe AZA ATAO XXX
7. xxx ( 23/04/2009 07:49)
serieux bavy ho avy ry caps i dadatoa lasa aiza , ary i valo ? nefa i tgv efa tonga
oh!la!!la aza manofy bavy i dahy tsy misangy masaka ny sakafo dada8 efa ho avy :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
xxx xxx xxx xxx xxx xxx mikorontana ny lohan'ny vahoaka
8. xxx ( 23/04/2009 07:49)
Aza mifandrangitra ry zalahy fa mpiralahy ao @ ....daholo
9. xxx ( 23/04/2009 07:52)
misy mpampiady olona eto a ! ry capsat ampiadiandry zareo @ ry dada8 , kely loha kosa izao capsat izao manaiky hampiadiana :roll:
10. xxx ( 23/04/2009 07:53)
EFA HOE AZA ATAO XXX HOY I HERY RETO VE ?????? :?: :?: :?: :?: :?:
11. xxx ( 23/04/2009 07:54)
capsat ihany ity ho avy aho fa aza tazomina a ! tandremo 8) 8) 8) 8)
12. MONGAB ( 23/04/2009 07:58)
vao tamin'ny alahady teo izy no hitanay taty @ 13 mey fa i rahery aza manaparitaka tsaho . elà less aza mifandanginina a !
13. hery ( 23/04/2009 08:01)
Tsy hitako koa hoe inona ilay tanjon'i besandry. Mba mifampiresaka tsara e :-p

4. Mpandefa : xxx [ Valio ] (besandry)
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (besandry)
7. Mpandefa : xxx [ Valio ] (besandry)
9. Mpandefa : xxx [ Valio ] (besandry)
14. ifiona ( 23/04/2009 08:03)
he he he tratra ndray lery

io ve lé hoe tsapao aloha ny heriko ry essera :P
15. xxx ( 23/04/2009 08:08)
Fa inon'ity ataon'i rahery
4 Mpandefa xxx
5 Mpandefa xxx
6 Mpandefa xxx
12 Mpandefa besandry
13 Mpandefa besandry

16. MONGAB ( 23/04/2009 08:10)
Io indray ianareo a ! tsapao aloha ny herin'iza ?? bofff tsy misy mivaky loha sy lany andro amin'izany fa ny ho hanina anio aza manahirana
17. xxx ( 23/04/2009 08:11)
I besandry no lakilé hilaza ny marina , aiza radadatoa izay e !
18. Oay ( 23/04/2009 08:14)
ifiona:

he he he tratra ndray lery

io ve lé hoe tsapao aloha ny heriko ry essera :P



Sarah kosa d mamerina izay nolazain'i dada fona é! mba efa émancipée ihany d inn ary ty!
19. diamondra27 ( 23/04/2009 08:15)
ifiona: misy ampamoaka be akia ato a! :wink:

hery : tokony atao matetika le otran'izao refa sendra le misy olona mandrangitra ireny manao xxx, faly mahita le sasany miakatr'afo
20. xxx ( 23/04/2009 08:16)
ka i dada io koh ! talaky mandeha izany zanako izany ntsoo !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2906