Vaovao avy amin'ny namana miaramila

41. Mirananirina ( 23/04/2009 11:15)
Misaotra Rabaradaka a,zanaka miaramila aho ,fa manamafy ny teninao.
Marina fa misy tena vrai miaramila ao,manome ny fitaovana sy ny akanjo hoan'ireo,fa betsaka ny manao io fitafiana io,hanaratsiana foana ny miaramila.
42. Oay ( 23/04/2009 11:18)
ifiona:

tsy nahita afitsoka ntsony ve ry Oay dia ny mba sary ataoko eo @ profil ndray no mody aratsiana eo a! tsipaky ny miala aina hozy ny sasany zay!

Izaho aloha dia tsy ho vizaka mihitsy hanazava an'i Oay fa image fotsiny iny resaka Fanahy Masina iny fa toa zany no tena mbola tsy mety miditra amin'ny sain'i Oay! ka io tsy mila fikarohana lava be fa toy ny filazanao azy hoe métaphore,inona moa no mbola hiadiana hevitra amin'ny méthaphore, oups, hay moa métaphore?


Tsy hoe ny hafitsiko no tsisy fa mieritreritra fotsiny za hoe matoa nataony eo io sary io d mitovitovy @ io izy izany fa eritreritra iny fa mety hodiso ary mety homarina ihany koa!
Mbola averiko fa za saika hihezaka ihany hanarina an'ilay teny diso momba an'ilay hoe: 'dada t@ fanahy masina" fa na inn lazainao na inn d tsy misy afaka miteny hoe dada t@ fanahy masina izany fa ny fiteny d hoe : mpianaka ao @ fanahy masina, na hoe dada aram-panahy toa ny fitenenana manao hoe ray ampanahy noho izany satria averinao fona ilay diso tsipelina nataoko d satria heverinao fa fahadondronana ny faute d'orthographe d lazaiko anao fa ny olona dondrona indrindra d izay mihevitra fa tsy manao diso ary indrindra indrindra izay tsy manaiky ny fanekena ny sasany fa teny diso tsy mba kabary iny, noho izany amiko d manambara ny mahdondrona anao aloha ny tsy fahafehezanao ny tany Malagasy satria tsy fiteny izany dada t@ fanahy masina izany satria midika izany fa tsy ilay firaisana ara-nofo no nanaovana anao fa t@ alalan'ny fanahy masina koa, ka ny any azo ekena fa natao t@ fanahy masina d tsy misy hafa tsy i Kristy, ary ny dada t@ fanahy masina d tsy misy hafa tsy Andriamanitra d i Kristy ihany no zanany t@ fanahy masina fa izay milaza azy ho Kristianina d zanany ara-panahy izany hoe ny fanahy masina no hifandraisana ntsika driamanitra fa i Krsisty ihany no noforonon'Andriamanitra t@ alalan'ny fanahy masina.

43. ifiona ( 23/04/2009 11:31)
Oay:


Tsy hoe ny hafitsiko no tsisy fa mieritreritra fotsiny za hoe matoa nataony eo io sary io d mitovitovy @ io izy izany fa eritreritra iny fa mety hodiso ary mety homarina ihany koa!


dia aoka hampafantarako anao ry Oay fa io fiona io dia "personnage" anaty sarimihetsika hoe Shrek. Olona tsara fo tokoa io sady tsara tarehy, fa nisy namosavy dia mivadika ratsy tarehy rehefa alina ny andro. Ny hevitra tiana ambara amin'io dia hoe aza dia ny tarehy loatra no jerena fa ny tena ao anaty. Takatr'i Oay ve zany sa ny manenjika ny hafa foana no atao raharaha?

Oay:

Mbola averiko fa za saika hihezaka ihany hanarina an'ilay teny diso momba an'ilay hoe: 'dada t@ fanahy masina" fa na inn lazainao na inn d tsy misy afaka miteny hoe dada t@ fanahy masina izany fa ny fiteny d hoe : mpianaka ao @ fanahy masina, na hoe dada aram-panahy toa ny fitenenana manao hoe ray ampanahy


rehefa azonao ve ny heviny dia inona no mbola hiadiana hevitra amin'izany e? Dada t@ fanahy masina no lazaiko, nefa azonao ihany ny tiako ambara, ka inona ny olana?

Oay:

noho izany satria averinao fona ilay diso tsipelina nataoko d satria heverinao fa fahadondronana ny faute d'orthographe d lazaiko anao fa ny olona dondrona indrindra d izay mihevitra fa tsy manao diso ary indrindra indrindra izay tsy manaiky ny fanekena ny sasany fa teny diso tsy mba kabary iny



oudry! nga za niteny velively hoe tsy manao diso mihitsy?? fa nga za raha manitsy anao amin'ny tsipelina iray dia manambara fa tsy mety diso koa ny zavatra soratako???? nga enao irery ry Oay no mahay manao eson-teny eto amin'ity tany ity a!!

Oay:

noho izany amiko d manambara ny mahdondrona anao aloha ny tsy fahafehezanao ny tany Malagasy satria tsy fiteny izany dada t@ fanahy masina



ny "tany" malagasy an!!!! ary ahoana koa ty Oay, vao teo no nilaza hoe tsy mety ilay miantso ny sasany hoe dondrona mba hanakombona ny vavany, dia izay ihany no ataonao??? ndriiii zato izy

Oay:


izany satria midika izany fa tsy ilay firaisana ara-nofo no nanaovana anao fa t@ alalan'ny fanahy masina koa, ka ny any azo ekena fa natao t@ fanahy masina d tsy misy hafa tsy i Kristy, ary ny dada t@ fanahy masina d tsy misy hafa tsy Andriamanitra d i Kristy ihany no zanany t@ fanahy masina fa izay milaza azy ho Kristianina d zanany ara-panahy izany hoe ny fanahy masina no hifandraisana ntsika driamanitra fa i Krsisty ihany no noforonon'Andriamanitra t@ alalan'ny fanahy masina.




Fantatro daholo zany ry Oay, ary vao teo aho no nilaza hoe tsy mandà velively ny zavatra misoratra ao anaty Baiboly. Ny tsy azonao dia IMAGE fotsiny io hilazana hoe tsy ny lien biologique no maha mpihavana anay.
( père de coeur et d'esprit, samy tsisy lien biologique).


Ambarao ihany raha mbola tsy mazava fa za vonona hanazava foana eeee


:-D :-D :-D :-D
44. Oay ( 23/04/2009 12:10)
( père de coeur et d'esprit, samy tsisy lien biologique).
io d tsy hiadiako hevitra satria io @ teny Malagasy d milaza ilay fifankazahoana ampo sy ara-panahy, d io ilay hoe ray arampanahy fa tsy dada t@ fanahy masina!

Momba ilay personnage d mazava tsara ilay izy izao ka, fa tandremo ary fa olona mahafatifaty otran'i ifiona ny volo milamina tsara ny molotra manifinify ny orona lavalava izao ve ka hisy hamosavy d holasa otran'io ka tsy holoza!

Ny tiako holazaina @ ilay mahadondrona d valin'ilay teny diso tsy mba kabary @ ilay métaphore satria otrany hoe averina fona ilay izy na d efa nekeko aza fa diso ny nanoratako anazy, momba an'iny moa d efa azonao fa ilay h tery aloha tery an! satria misy resaka manao hoe Tsy misy marenina toa izay tsy mety mihaino. d enao otrany tsy nety nihaino mihintsy fa efa nekeko ny diso tsipelina nataoko! d izay no nataonga ana niteny hoe fahadondronana ilay izy satria efa hita fa diso d mbola ndrandraina ihany!
45. fijo ( 23/04/2009 20:54)
rabaradaka an,le tafika koa ,anie to ahoe tsy mandray baiko,nefa mbola hita fa ry zalahy no mitifitra etsy sy eroa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2029