Vaovao avy amin'ny namana miaramila

21. ifiona ( 23/04/2009 08:19)
Oay:

Sarah kosa d mamerina izay nolazain'i dada fona é! mba efa émancipée ihany d inn ary ty!

a a a, za tsy Sarah ka! tsy zanak'i Dada direct za fa zanak'i Dada t@ fanahy masina :roll: :roll:
22. MONGAB ( 23/04/2009 08:20)
ny tenanay indray no hasiana @ 'ilay ankamoaka eto ? aza mifandrangitra fa ny trainkefa efa napetraka
23. xxx ( 23/04/2009 08:22)
aza hampidirana @ resaka fifandrangitana ny fanahy masina sa tsy kristiana ianao
manao vazivazy ratsy
24. Oay ( 23/04/2009 08:22)
xxx:

ka i dada io koh ! talaky mandeha izany zanako izany ntsoo !!!

rariny aloha raha atao tatamandeha satria somary votsa ka na efa lehibe aza d tsy mahavita ninn raha tsy misy dada knou!

i Goth izao atsy ho atsy d hampianatra an'i Sarah sa Josoa handeha hihihi...
25. MONGAB ( 23/04/2009 08:23)
Oay indray hampianarina mandeha ry dada dia mirifatra be io ntsoo !!
26. Oay ( 23/04/2009 08:27)
ifiona:

a a a, za tsy Sarah ka! tsy zanak'i Dada direct za fa zanak'i Dada t@ fanahy masina :roll: :roll:

Izay vao tena mazava fa Andriamanitra velona no andraisana an'i dada satria afaka manao zaza @ alalan'ny fanahy masina, gaigy indray iny raha azoko tsara d nopehan'i dada t@ masobe tsy mahita izany ny nenin'i ifiona d niteraka an'i ifiona
Fa zao kosa aloha an! aoka i ifiona tsy hanosontena fa ilay zanak'Andriamanitra tonga nofo an! asa anefa fa ny fanatika moa minomino foana izay satria efa tratra n'ilay hoe "Minoa Fotsiny ihany"

27. essera ( 23/04/2009 08:29)
ifiona:

he he he tratra ndray lery

io ve lé hoe tsapao aloha ny heriko ry essera :P

Izay indrindra fa ze niteny an'io ko alo mapmé a
28. ifiona ( 23/04/2009 08:31)
essera:

Izay indrindra fa ze niteny an'io ko alo mapmé a

mapme ve. Fa inona hono no mba soa vitan'ity tgv eo akaikin'i ra8.

29. Oay ( 23/04/2009 08:34)
ifiona:

mapme ve. Fa inona hono no mba soa vitan'ity tgv eo akaikin'i ra8.

Mazava kosa aloha fa raha hanao zanaka @ alalan'ny fanahy masina d tsy afaka hanao an'izany i TGV é! fa ifiona aloha izao d efa mazava fa zanak'i dada t@ alalan'ny fanahy masina tsy i Oay no namorona an'io fa soratr'i ifiona io an! d efa mazava fa Andriamanitra velona ho an'i ifiona i dada an!

30. ifiona ( 23/04/2009 08:34)
Oay:

Izay vao tena mazava fa Andriamanitra velona no andraisana an'i dada satria afaka manao zaza @ alalan'ny fanahy masina, gaigy indray iny raha azoko tsara d nopehan'i dada t@ masobe tsy mahita izany ny nenin'i ifiona d niteraka an'i ifiona
Fa zao kosa aloha an! aoka i ifiona tsy hanosontena fa ilay zanak'Andriamanitra tonga nofo an! asa anefa fa ny fanatika moa minomino foana izay satria efa tratra n'ilay hoe "Minoa Fotsiny ihany"

kozy ve zany

nga Maria nopehan'i Josefa vao niteraka an'i Jesoa

te hanaratsy an'ny dadanay fotsiny Oay dia manjary miteniteny foana sisa
31. Oay ( 23/04/2009 08:43)
Kozy izany satria ilay Andriamanitra nahary izao tontolo izao ihany ry ifiona no afaka manao zaza @ alalan'ny fanahy masina a! d alalino tsara aloha vao soratana fa manjary miteniteny fona! d efa miteny i Oay fa tsy tsara ny fanatisma!
32. ifiona ( 23/04/2009 08:43)
Oay:

Mazava kosa aloha fa raha hanao zanaka @ alalan'ny fanahy masina d tsy afaka hanao an'izany i TGV é! fa ifiona aloha izao d efa mazava fa zanak'i dada t@ alalan'ny fanahy masina tsy i Oay no namorona an'io fa soratr'i ifiona io an! d efa mazava fa Andriamanitra velona ho an'i ifiona i dada an!

Oay ve ahoana e. Jesoa zany teraka tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina, dia raha ny lojikanao zany dia Andriamanitr'i Jesoa Josefa?? satria enao milaza fa Andriamanitro dadanay. Raha raisiko ho toy ny Andriamanitro dadanay dia Josefa koa zany noraisin'i Jesoa toy ny andriamaniny??? zany ve?

ka zao. Ny Fanahy Masina dia Fanahy Masina ihany. Tsy misy olona ho tompoina zany fa ny fisainanao no diso mankahala loatra angamba.

33. Oay ( 23/04/2009 09:01)
Izao aloha tsara hofatatrao "Hitoejaza ny virijiny noho ny asan'ny fanahy masina" ary tokony hofantatrao fa saika nipitsika i Josefa rehefa nahakobo fa bikina i Marie satria i lery tsy nipeka an'i Marie kanefa ilay si bikina,
Ka i Marie bikina na d mbola virijiny aza satria Andriamanitra no nanao izany t@ fanahy masina!
Ka i ifiona d milaza fa zanak'i dada t@ fanahy masina d io no mahatonga an'i Oay milaza fa efa Andriamanitra velona izany i dada satria afaka manao zaza @ alalan'ny fanahy masina!
Manomboka izao d tadidio fa tsy misy afaka manao zaza @ fanahy masina ankoatran'Andriamanitra Ray!
D tsara hofantatr'i ifiona ihany koa fa Andriamanitra no Rain'i Kristy araka ny finoana Kristianina!
34. essera ( 23/04/2009 09:17)
Salut ra-Oay ?

Raha azon-dra8 natao ange no nanangana fiangonana hoe TIKO dia efa vita e : fa oaina be satria vao hanangona kila :
TIKO io dia izao no dikany :
T : Tempoly
I : Iraisan'ny
K : Kristianina
O : Onena
35. ifiona ( 23/04/2009 09:19)
Oay:

Izao aloha tsara hofatatrao "Hitoejaza ny virijiny noho ny asan'ny fanahy masina" ary tokony hofantatrao fa saika nipitsika i Josefa rehefa nahakobo fa bikina i Marie satria i lery tsy nipeka an'i Marie kanefa ilay si bikina,
Ka i Marie bikina na d mbola virijiny aza satria Andriamanitra no nanao izany t@ fanahy masina!
Ka i ifiona d milaza fa zanak'i dada t@ fanahy masina d io no mahatonga an'i Oay milaza fa efa Andriamanitra velona izany i dada satria afaka manao zaza @ alalan'ny fanahy masina!
Manomboka izao d tadidio fa tsy misy afaka manao zaza @ fanahy masina ankoatran'Andriamanitra Ray!
D tsara hofantatr'i ifiona ihany koa fa Andriamanitra no Rain'i Kristy araka ny finoana Kristianina!

tsy te hiady hevitra amin'ny resaka Baiboly moa aho eto fa avereno vakiana zay lazaina dia ho hitanao fa tsy mitombina mihitsy!

ireo lazainao ireo rehetra ireo anie dia efa fantatro daholo, fa ny zavatra lojikanao ao aoriana mihitsy no tsy mitombina

hoy ianao hoe raha ny lojikako ve zany dia hoe Dada manana fahefana manao zaza amin'ny alalan'ny Fanahy Masina? Fa raha atao ny fampitahana, nga Josefa no manana fahefana nanao zaza? ny fanahy Masina no nampitoetra ny zaza tao amin'i Maria, zany hoe toy ny tsy misy dada biologique zany i Jesoa, saingy rainy ihany i Josefa satria nitaiza azy sady nalain'i Josefa ho vady i Maria. Tsy midiaka mihitsy zany hoe i Josefa no Andriamanitra. Andriamanitra dia Andriamanitra ihany, Josefa olombelona toy ny rehetra. Dia mitovy amin'izany koa, fa ny anao hita be mihitsy fa te hanaratsy anay hoe MANDRAY an'i RA8 tahaka an'ANDRIAMANITRA, saingy diso be zany, fa Andriamanitra dia iray ihany, ra8 dia olona toy ny rehetra.
Iny aloha dia fanitsiana ny lojikanao, fa tsy remise en cause velively ny zavatra misoratra anaty baiboly, mba hampisehoana tsara fa ny anao ny fitiavana manenjika an'i ra8 no tena mibahana.

Dia mbola tsy azon'i Oay foana ve ilay image hatramin'izao? Ka aoka ary ho hazavaiko, ny tiako lazaina amin'io dia hoe tsy misy lien biologique mampiray anay amin'i Ra8 saingy dadanay ihany izy na zany aza.

36. Oay ( 23/04/2009 09:49)
Azoko tsara ilay resakao fa ny tsy ekeko d ny filazanao fa zanak'i dada t@ fanahy masina ianao!
raha niteny ianao hoe mpianaka ao @ Tompo ianareo d ok! satria filaza ny hoe ry havamalala ao @ Tompo!
Na koa miteny ianao hoe mpianaka ara-panahy d tsy niady hevitra za!
Fa mbola averiko fa tsy misy afaka manao zaza t@ fanahy masina hafa tsy Andriamanitra!
Fa mety teny diso tsy mba kabary iny é!
Fa ity fanambanimbaniana olona filazana fa vendrana sy zero manatody ity d mba atsaharo fa tsy mampiakatra anareo io fa mampidina satria efa voalaza fa izay manetry tena no asandratra! ny azoko lazaina an'i ifiona indray d mbola averiko fa ny ataoko eto d manentana ny Malagasy mba tsy hotratran'ny extrémisme sy ny fanatisme satria manimba ireo zavatra ireo!
Amin'izao fotoana izao d Ravalomanana no nanao ny tsy nety teto @ tanana (izany indray akory d tsy midika fa izay nataony rehetra d tsy nety an) d ny mpomba an'i Ravalomanana no mila hetsiketsehana mba ho tonga saina ka hiteny an'i Ravalomanana mba hanova ny tsy mety nataony!
io koa mantsy ny tena olana matetika ny mpomba d béni-oui-oui!
Farany mba nianatra kely ihany i Oay ka raha ilaina d azo atao @ teny vahiny ny ady hevitra raha tsy d manavanana an'i ifiona ny tenindrazako an!
37. saranga ( 23/04/2009 09:52)
Za koa razoky naheno an'io kôzy io fa i Alain saika hanakarama tary eny Andavamamba fa ny kandra no tsy nifanarahana
38. ifiona ( 23/04/2009 09:59)
Oay:

Azoko tsara ilay resakao fa ny tsy ekeko d ny filazanao fa zanak'i dada t@ fanahy masina ianao!
raha niteny ianao hoe mpianaka ao @ Tompo ianareo d ok! satria filaza ny hoe ry havamalala ao @ Tompo!
Na koa miteny ianao hoe mpianaka ara-panahy d tsy niady hevitra za!
Fa mbola averiko fa tsy misy afaka manao zaza t@ fanahy masina hafa tsy Andriamanitra!
Fa mety teny diso tsy mba kabary iny é!
Fa ity fanambanimbaniana olona filazana fa vendrana sy zero manatody ity d mba atsaharo fa tsy mampiakatra anareo io fa mampidina satria efa voalaza fa izay manetry tena no asandratra! ny azoko lazaina an'i ifiona indray d mbola averiko fa ny ataoko eto d manentana ny Malagasy mba tsy hotratran'ny extrémisme sy ny fanatisme satria manimba ireo zavatra ireo!
Amin'izao fotoana izao d Ravalomanana no nanao ny tsy nety teto @ tanana (izany indray akory d tsy midika fa izay nataony rehetra d tsy nety an) d ny mpomba an'i Ravalomanana no mila hetsiketsehana mba ho tonga saina ka hiteny an'i Ravalomanana mba hanova ny tsy mety nataony!
io koa mantsy ny tena olana matetika ny mpomba d béni-oui-oui!
Farany mba nianatra kely ihany i Oay ka raha ilaina d azo atao @ teny vahiny ny ady hevitra raha tsy d manavanana an'i ifiona ny tenindrazako an!

fa izy ty ve ry Oay mila asiana hoe lol vao mazava ami'nny lohanao a?

vao teo ilay dikan'ilay métaphore - fa tsy METHAPHORE an- ny fanahy masina no nazavaina dia zavatra hafa ndray no valiany hoe mpianakavy amin'ny Tompo hono! maninona no tsy tonga dia lazaina hoe Halako Ravalomanana dia efa ampy zay fa ts laozana mandany fotoana eo fotsiny!

Za ndray no tenintenina hoe ho resahinao amin'ny tenindrazanao, nefa enao no tsy mahazo resaka!

eissey e!
39. Oay ( 23/04/2009 10:19)

Fa inn ary ity ataon'i ifiona ity, ny molotra toa ngeza ihany d ny orona ihany koa toa mitapesaka be kanefa d mora sepotra!
Efa miteny za fa tsy mety ny hoe :"Zanak'i dada t@ fanahy masina" fa azoko ekena raha miteny ianao hoe:"Mpianaka ao @ Fanahy masina" tahaka ny ny fitenena hoe "Ry havana malala ao @ Tompo"
Ny hoe zanak'i dada t@ fanahy masina d otrany hoe nataon'i dada t@ alalan'ny fanahy masina ilay zanany!
Fa raha miteny hoe mpianaka ao @ fanahy masina d mazava fa ilay fanahy masina izay hinoana izany no manambatra anareo ho tahaka ny mpianaka!
D aza miakatra afo fa ny manatsaina d mikaroka hatrany ny fomba ahafahany mampita ny zavatra teneniny fa fomba ny otranay votsa saina sy vendrana ny manambanimbany satria izay no eritreretinay fa ahafahana mampangina ny tsy mitovy hevitra aminay!
D ilay métaphore kosa efa nolazaiko fa diso ialy fanoratro azy satria ilay h tao arian'ny p no efa voasoratra alohan'ny fotoana fa aza manahy i ifiona fa tsy diso intsony iny fa mazava tsara ilay sasiteny é!
40. ifiona ( 23/04/2009 10:28)
tsy nahita afitsoka ntsony ve ry Oay dia ny mba sary ataoko eo @ profil ndray no mody aratsiana eo a! tsipaky ny miala aina hozy ny sasany zay!

Izaho aloha dia tsy ho vizaka mihitsy hanazava an'i Oay fa image fotsiny iny resaka Fanahy Masina iny fa toa zany no tena mbola tsy mety miditra amin'ny sain'i Oay! ka io tsy mila fikarohana lava be fa toy ny filazanao azy hoe métaphore,inona moa no mbola hiadiana hevitra amin'ny méthaphore, oups, hay moa métaphore?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.002