Ravolomanana no ara-dà lana. andrytgvendrana MIALA
1. karavasy
(
20/04/2009 13:21)
Tsy mahalala afatsy ny hoe miala ny HAT ny vahoaka ara-dàlana. Na hitady hevitra ahoana aza dia karavasio foana ary aza amelana raha tsy miala. Vidim-piainana inona no hidina amin'ny resaka taingina tgvendrena.
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:26
3. MONGAB
(
20/04/2009 13:33)
i ra8tsika efa mivatsy bonbon kely sy siramamy foana isaky ny hikabary dia no atao ry karavasy , sa ho karavasiantsika koa izy io mbà ho aingampiteny
6. xxx
(
20/04/2009 14:06)
tsy maintsy miala io é, efa betsaka ny olona no mamonjy ny ara-dalana, efa amoron-tevana kely sisa d hidaboka, tsy misy zava-bitany mihitsy fa d faly manenjika ny ara-dalana etsy sy eroa fotsiny!
8. tsiafoi1
(
20/04/2009 14:22)
Tamin'ny Filoha Ravalomanana nitondra nilamina ny tany, tsy nisy nifamono maty. Fa vao nitranga le hetsika TGV de izao no niafaran'ny firenena. BAROA sy TSY TIAN-KANO no manjaka.
TSY MAINTSY MIALA TGV
TSY MAINTSY MIALA TGV
9. penguin
(
20/04/2009 14:27)
TGVendrana tsy maintsy ongotana fa manalabaraka Firenena ary manome lesona ratsy ny taranaka ho avy. Avereno ny ara-dàlana. MIALA TGVENDRANA
