Ravolomanana no ara-dàlana. andrytgvendrana MIALA

1. karavasy ( 20/04/2009 13:21)
Tsy mahalala afatsy ny hoe miala ny HAT ny vahoaka ara-dàlana. Na hitady hevitra ahoana aza dia karavasio foana ary aza amelana raha tsy miala. Vidim-piainana inona no hidina amin'ny resaka taingina tgvendrena.
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 06:26
2. penguin ( 20/04/2009 13:28)
Tsy misy manaiky eto ry bainnn fa miala tgvendrana a. =D> =D> =D>
3. MONGAB ( 20/04/2009 13:33)
i ra8tsika efa mivatsy bonbon kely sy siramamy foana isaky ny hikabary dia no atao ry karavasy , sa ho karavasiantsika koa izy io mbà ho aingampiteny
4. molota ( 20/04/2009 13:40)
tsy maintsy mirodana oa ny HAT na inona resaka eto na inona!!! :-D :{
5. penguin ( 20/04/2009 13:58)
TGVENDRANA MIALA FAINGANA NA IZA HARARY.
6. xxx ( 20/04/2009 14:06)
tsy maintsy miala io é, efa betsaka ny olona no mamonjy ny ara-dalana, efa amoron-tevana kely sisa d hidaboka, tsy misy zava-bitany mihitsy fa d faly manenjika ny ara-dalana etsy sy eroa fotsiny!
7. penguin ( 20/04/2009 14:08)
TSY MAINTSY TAFALA NY TGVENDRANA FA MAMPIDIKIZO NY FIRENENA.
8. tsiafoi1 ( 20/04/2009 14:22)
Tamin'ny Filoha Ravalomanana nitondra nilamina ny tany, tsy nisy nifamono maty. Fa vao nitranga le hetsika TGV de izao no niafaran'ny firenena. BAROA sy TSY TIAN-KANO no manjaka.

TSY MAINTSY MIALA TGV
9. penguin ( 20/04/2009 14:27)
TGVendrana tsy maintsy ongotana fa manalabaraka Firenena ary manome lesona ratsy ny taranaka ho avy. Avereno ny ara-dàlana. MIALA TGVENDRANA
10. Mirananirina ( 20/04/2009 14:43)
Aiza daholo ry tgviste a;efa be izahay ireto e :)
11. locl ( 20/04/2009 16:09)
Mikombona aloha ny vavany satria nanota fady indray ry CAPSAT
12. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:26)

Efa mby am-baravarana ny FANDRESENA

MAHEREZA DAOLO fa kely sisa ny andron'ireo HAT ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461