Hiangavian mb hamoaka PS daol amzay isik zan manombok zao

1. andrywui ( 16/03/2009 16:45)
Mba tsy hisian'ny fifanjevoana sy ny tsy fahafantarana intsony zay tokony ho valiana zany de tokony mba hamoaka PS foana zany isika mpisera rehetra eto manomboka amizao andro volamena izao e !!! fifaliana ma izy ty ka de mba tokony ho fantatr'endrika aby zany ny tsirairay e!! azafady indrindra tompokolahy sy tompokovavy hajaina !!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
novalian'i caprio ny 17/03/2009 06:37
2. iartistika ( 16/03/2009 16:50)
marina zany zama an!! :@ ,ndaho am zay ho any iavoloha hanampy ny capsaty eh! :@
3. Noue ( 16/03/2009 16:52)
:evil: :evil: :evil: :evil: fifaliana @ inona ee ??? satria ve ny tgv mampiasa tank @ olona tsy manana fiadiana dia hafaly nareo zany ??? :evil: :evil: :evil: :evil:
4. andrywui ( 16/03/2009 16:53)
Noue aza tezitra be moa e!! hany an !! tsy tezitra be moa Noue oo !!!

:* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
5. xxx ( 16/03/2009 16:55)
hahahahhahahahahahahahah bla bla bla bla bla bla wuinnn wuinnn
6. iartistika ( 16/03/2009 16:59)
ary le olona tanampolo tena ambotsirohitra ahoana! fifaliana ve no nitifirana an'reny! ndana miaro ny prezida dechu nareo tim ato fa tsy ampy ny vatandelà eny :-D :-D :@ :@ :@
7. xxx ( 16/03/2009 16:59)
izay indray miangavy an'ireo mutin ao capsat dem1 mba hanao string fotsy dem1 fa hoavy izay bemiranga @ angady sy ny arona hihihihih :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
8. molota ( 16/03/2009 17:01)
avy nagalatra ndray v nareo ry Andrywui TGVendrana!!!! ZAO SAHADY V NAREO D mangalatra, aleo samy hijinja ny nafafiny! mazaka ko izahay!! matatesa ny valiny :x
9. molota ( 16/03/2009 17:14)
avy nagalatra ndray v nareo ry Andrywui TGVendrana!!!! ZAO SAHADY V NAREO D mangalatra, aleo samy hijinja ny nafafiny! mazaka ko izahay!! matatesa ny valiny :x
10. Noue ( 16/03/2009 17:18)
ny tody tsy misy fa ny natao no miverina eee !!! mbola ho avy ny anjaranareo TGVENDRANA !! :evil: :evil: :evil: :evil:
11. xxx ( 16/03/2009 17:23)
aza misosoka alahelo intsony :@ :@ :@
12. andrywui ( 16/03/2009 17:43)
ssssshhh !!! lasa aloh loatr letsy le fiarahabana nataonlah ry xxx10 !! aleo atambatra ra dem letsy a!! elah ko mangalatr depart foan le!! aleo miaramiondrika isika rehetra e!! kozio i Ralalaina ,Ra-patrick ,Annie ,iartistika ,sy ny maro hafa ao de miara manangombola kely tsika manao kotizasio de mba tolorana kely ato ry zalah !! ha ha ha !!!! tena andro volamena ity ry zalah ah !! tamzahay nanao katesizy tam mbola kely de nisy hira zay oe "" 'lay andro volamena ny titre ny"" ! tsara zay an ! fa mbola ampianariko atsika ato am forum ato zay !!! ha ha ha ha !!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 16/03/2009 17:47)
tena tsy vanona , tratran'ny tifitra variraraka ny palais presidentiel ka votery nilavo lefona ,fandrahonana amin'ny basy maro vava sy tafondro mahatsiravina be vao tifitra 3 fois fotiny dia efa babo
www.redtube.fr
:^) :^) :^) :^)
14. molota ( 16/03/2009 17:50)
tsy misy mialà @ izay miramila vatatay maimbo taykely reo ry TGVody isany a!! alefaso izay alefanareo!! fa tsy misy mialà eo :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
15. andrywui ( 16/03/2009 17:51)
Kozy ve !!! ki ! ki !ki ! ki ! ki ! ki ! ki ! (Fihomehin'ny TGV vaovao ndray zany !!!) ki! ki! ki! ki! ki! ki!


:-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D
16. molota ( 16/03/2009 18:04)
zao RY TGVendrana vo tena manomboka ny ady aa! fa nga ianareo TGVendrana ihany ny malagasy. Mbola ho avy ny mita B tsy lany miaramila vatatay kely leisany :twisted: :twisted:
17. andrywain ( 16/03/2009 18:35)
tsy zaylesy le iz andrywui fa ka! ka! ka! ka! ka =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. caprio ( 16/03/2009 20:29)
Io ilay efa nolazaiko anareo io,fa toetran'ny olona sarimbava io manao xxx io fa raha tena bandy tsy tokony hiafina mintsy satria mafy be matoa maivava sy manopa olona zany,tena hita mintsy we pelaka,za zao raha hanopa olona sy hiteny ratsy ato @serasera dia omeko hatramin'ny num phone mintsy fa saingy tsy tsara ilay manopa olona ,@izay sady manao vavam-bavy no miafina manao xxx mintsy ry pelaka isany ato :twisted: :twisted:
19. xxx ( 16/03/2009 20:36)
mba mahalala kosa ela izany caprio,alefaso ho jerena
20. fatsorakely ( 16/03/2009 20:38)
mba avoy hoe lesy le ps hojerena an'izany pelaka izany sady ela koa tena sur be hoe mahalala ny tel dia mba ho jerenay koa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046