Hiangavian mb hamoaka PS daol amzay isik zan manombok zao
21. caprio (
17/03/2009 06:37)
mba esory wa io toetra sarimbavy io fa azo esorina anie io e,sa ve nareo nangalatra sa nanao inona no tsy mamoaka ps,raha mba miresaka tsara anie tsy maninona fa misy ry pelaka manopa olona sy miteny ratsy no ataony eto kanefa sady matahotra hiany no miafina any anaty xxx, rehefa tsy sahy mamoaka ps de mba manaja olona ary mba ataovy resaka matotra tsy misy teny ratsy