v
1. xxx
(
16/03/2009 11:19)
V comme voalavo maimbo miafina miandry ho vonoina ao mavoloha. ROMBO amin'izay ity e! ho tsapahintsika koa ny tena mba herin'ity raleva ity.
2. xxx
(
16/03/2009 11:24)
xxx : raha ny fahazahoako le resakao dia tsy ampy neurone tsara ianao satria mety tsy ampy protéine satria mafy loatra ny fiainana noho ny ataony Tgv. Sosokevitra ho anao dia ny mpivarokena no tsara vanginao , na koa mikarakara akoho izay hitanao mandende eny mba hanome hery ho any vatanao.
3. ravatorano
(
16/03/2009 11:55)
aleo ny hevitra no ampiadiana sy voaboasana eto ry zareo fa inona ary ty !
sarotra be ny hivoahan'i Gasikara raha izao no entitsika eto
:wink:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1801