xxx : raha ny fahazahoako le resakao dia tsy ampy neurone tsara ianao satria mety tsy ampy protéine satria mafy loatra ny fiainana noho ny ataony Tgv. Sosokevitra ho anao dia ny mpivarokena no tsara vanginao , na koa mikarakara akoho izay hitanao mandende eny mba hanome hery ho any vatanao.