thyroide

1. xxx ( 12/03/2009 20:57)
reny goitre reny ve kay tsy amintsy didina sa sitran'ny fanafody.
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:47
2. soanja ( 15/03/2009 04:48)
Miankina amin'ny test nataon'ny dokotera no ahafahany maka fanapahan-kevitra na afaky ny fanafody ny aretina thyroid mahazo anao na didina. Raha vao tsapany fa mety hivadika cancer ilay izy na efa misy cancer mihitsy dia ny fanalana azy/didiana no hany mety azo atao, avy eo ianao mihinana fanafody solon'iny mandrapahafaty. Ilain'ny vatantsika olombelona tsinona ny glandy tiroida sy ny tsiranoka mivoaka avy ao.
3. mibalika ( 15/03/2009 12:47)
salama,
misy karazany 2 ny thyroide,ny hypothyroidie(tsy ampy) tsy mivonto misy goitre(goatra)ohatran'ny ahy d soloina fanafody, ny hyper ,rehefa tsy ampy ianao d mora vizaka be,raisina isan'andro ny fanafody ,fanamarihana tsy hoe akory hoe misy goitre d mety ho lasa cancer iny, ny rahavaviko nodidina satria indrayindray am lay mivonto d tsy afaka miaina tsara izy fa sempotra,efa 20 taona zay no nandidina azy ,tsy maninona intsony izy ary tsy mihinampanafody ohatrahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2687