Miankina amin'ny test nataon'ny dokotera no ahafahany maka fanapahan-kevitra na afaky ny fanafody ny aretina thyroid mahazo anao na didina. Raha vao tsapany fa mety hivadika cancer ilay izy na efa misy cancer mihitsy dia ny fanalana azy/didiana no hany mety azo atao, avy eo ianao mihinana fanafody solon'iny mandrapahafaty. Ilain'ny vatantsika olombelona tsinona ny glandy tiroida sy ny tsiranoka mivoaka avy ao.