Mamorona solon'anarana no mety hoy kidoro sy andrywui
1. tataka
(
24/02/2009 14:29)
Efa lany bala ry zalahy ka trotraka tanteraka satria mijoro hatrany ny mpomba an-DRa8. Feno mahamasina na avy aza ny orana ary tsy mety resy ny mpankasitraka ny ara-dàlana ka aleo manova solon'anarana hoy ry donto fa vaosoka ento. Izany rehefa miantoka soavaly be tongotra.
novalian'i andrywai ny 25/02/2009 07:22
2. andrywui
(
24/02/2009 14:34)
iza no miova solon'anarana ry babakoto za ve ??? io ny ahy lesy anio ka ho mandrakizay !!! ampy hananarako anlaisany ato io Andrywui io !!!
3. rangorivao69
(
24/02/2009 14:37)
ny patron nelah nandroaka anelah tgvoaroaka no nilaza fa ;
andrywi=ralalaina=andryw=rangorivao96=pengiun :-D :-D :-D
andrywi=ralalaina=andryw=rangorivao96=pengiun :-D :-D :-D
4. penguin
(
24/02/2009 14:38)
Tsisy saina elah fa TGVendrana fahanana tànana ary lany piiilllla ka maka le bokonabe hamahana azy satria elah efa tapaka lalan-drivotra ka tsy maharay intsony. Mba manana hazon-damosina ary mandiniha tena rehefa mandray ondana hatory iny. TSAROVY FA RA8 MITONDRA HATRAMIN'NY 2012 FIFIDIANANA.
5. andrywui
(
24/02/2009 14:40)
Fa nanao resaka orana teny Mahamasina letsy ialah ry Tataka a! elah ve anisan'ny teny ko taminio asabotsy io ry Tataka ?? mba fantatrelah moa fa taminio asabotsy io no saika naha daitra tanteraka anra-Penguin sy Ngohiasy Molota !!! i Molota aza hatramzao mbola mahia kely lava tenda kely ao malezolezo be fa nolanahan'ny tazo tany aminio Mahamasina resahanlah io tany !!! ka eritrereto fa ra tratran orana kely adiny ray eny andalana eny ary fievre be ny alininy ko ty anefa nodanahan'nilay orambe narahina tafiotra be nivatravatra indray andro maninjitra de vatan'olombelona iza koa no ahatanty azany fa de nandamaka tato aby ry zalahy fa i Rangorivao69 aza raha tsy diso aho toa natao sipozitoara 6 indray atsofoka lery fa tena efa nanao didimpanana anle MP3 sy le CD any tao lery iny alina iny !!! anontanio ry zalahy reo raha tsy mahatoky ialahy
6. TEGEVE
(
24/02/2009 14:41)
tsy hoe akory momba anao aho rangorivao69, fa efa nolazaiko tao io voalazanao io, soldat andrywi ,anaka ny methode de recrutement ovao kely fa manalabaraka ny TGV, (l) (l)
7. andrywui
(
24/02/2009 14:42)
Zay ah vao nahita an pengiun tezitra be klé !! fa iza no hi s'adresser n'i pengiun aminio ??
8. TEGEVE
(
24/02/2009 14:50)
anaka andrywi tsy ilaina ny miprovoquer pisera satria afaka manao an'izany daholo ny olona rehetra ,le recrutement masahina , le rangorivao69 jny mantsy tsy ho zakanelah (l) (l)
9. rangorivao96
(
24/02/2009 14:54)
Aza miady nareo fa tsy ilaiko zany ,efa hendry ah zao fa ef TGV fa tam za TIM le be ten rats be in ! ah! kay ve ra-sefo ato ndray e, za zao rasefo tezeve efa nahazo kil bobak ,ka mb omeo sosy kel alou le kofy ra-sefo gfa tapaka ane le bandy e,, ok rasefo an ,,, merci e,, mankalaza zokibenay an ,,
10. rangorivao69
(
24/02/2009 15:02)
ao ela pehana kely klou fa mahafinaritra le millalao antena e :-D :-D :-D
12. xxx
(
24/02/2009 15:27)
Fa nanao resaka orana teny Mahamasina letsy ialah ry Tataka a! elah ve anisan'ny teny ko taminio asabotsy io ry Tataka ?? mba fantatrelah moa fa taminio asabotsy io no saika naha daitra tanteraka anra-Penguin sy Ngohiasy Molota !!! i Molota aza hatramzao mbola mahia kely lava tenda kely ao malezolezo be fa nolanahan'ny tazo tany aminio Mahamasina resahanlah io tany !!! ka eritrereto fa ra tratran orana kely adiny ray eny andalana eny ary fievre be ny alininy ko ty anefa nodanahan'nilay orambe narahina tafiotra be nivatravatra indray andro maninjitra de vatan'olombelona iza koa no ahatanty azany fa de nandamaka tato aby ry zalahy fa i Rangorivao69 aza raha tsy diso aho toa natao sipozitoara 6 indray atsofoka lery fa tena efa nanao didimpanana anle MP3 sy le CD any tao lery iny alina iny !!! anontanio ry zalahy reo raha tsy mahatoky ialahy
13. pengiun
(
24/02/2009 15:30)
taiza ah no hitanla saik daitra zan ? ar zavy moa ela manao xxx io zovy ?
tsy narary saik maty zany ah fa tafateliko le tolatrondro nohaniko de zay no nidirako hopitaly hitandra-andrywui zany fa tsy misy anzany saika daitra lanin'ny orambe zany fa za nahazo tribune centrale sad nitondra umbrella aho taminio

14. vilambava
(
24/02/2009 15:32)
Ao anatin'ny fotoana fialana sasatra ny mpifanandrina amin'izao fotoana izao. Ary dia miezaka ny mpanazatra ny ekipan'ny andaniny sy ny ankilany manome toro-marika ny mpilalaony avy.
Nafana dia nafana aloha ny lalao tamin'iny premier mi-temps iny na dia somary nahery ihany aza ny fifandonana. Fomban-javatra amin'ny lalao lehibe tahaka izao ihany nefa izany satria mbola tsy namoaka karatra mena ny mpitsara fa fampitandremana am-bava ihany no betsaka.
Asa izay ho endri-dalao hitranga ao aorian'izao fialan-tsasatra somary lavalava sy mitombo halava isanandro izao. Ny ekipa iray moa efa maika mihitsy ny hamponjy sy hiverina eo ambony kianja fa toa tsy mahita fafiny amin'ilay fialana sasatra.
Ny supporteur koa efa te hijery match.
Hisy prolongation ve sa tonga de tir au but raha mbola match-nul foana ny isa eny amin'ny solaitrabe. Izay zao no fanontaniana mipetraka.
Araka ny vaovao farany dia ry zareo mpitsara ny lalao no manalava ilay fotoana hialana sasatra. Angamba izy ireo no reraka voalohany teo amin'ny fitsarana iny premier mi-temps iny.

15. rangorivao96
(
24/02/2009 15:50)
Hatramzao aloh de ny TGV no mandresy ary Rangorivao nompanohana mahafatra-po voalohany amzany
16. andrywu
(
24/02/2009 17:05)
ny anay tgv ihany na dia lasa metro azy atsy ho atsy mangina ela rangorivao96 soa mezera avy ka lasa 69 hihihihi
18. andrywui
(
24/02/2009 19:23)
Oay !! tena otran'ny sarin'ny Mirana mihitsy le sary mavomavo kely anakitelo io !! jereo tsara ane e !! le vao napetraky Mirana io mitsy !! ho tezitra amiko ndray zao Mirana io amzany de hiteniteny be ah eo ! :( :( :(
20. fijo
(
24/02/2009 21:06)
de hoafty hoazy izany le tgvista maty ireny kle???aza mba manaiky ataon'ny olona tohatra wa fa mampalelo be