Mamorona solon'anarana no mety hoy kidoro sy andrywui

21. Andribe ( 24/02/2009 21:58)
firy zao no tgviste maty ary firy zao ny tim maty. Toa ra wiwiw rery sisa tavela =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. andrywui ( 24/02/2009 22:31)
Mafy aina !!! ts laitram-bala !!! ko elah ko aza io mbol tavela ko !! fa i Ngohia tokony ane ony lety ry andribe nijerijery ny fakana ministera reny tany de tong tampok ny polisy de noriatany niaraka tao lery e!! ooooohhhh! pauvre Ngohia kely !! nefa le iny no mba tena fanalako andro be teto !! lasa izy e:: nialoha lalana atsika lery !! tombondalana ny azy ::!! izy aza nahazo tombony
23. tafondro ( 24/02/2009 23:07)
Gravy be zany lé gonna ,fa aona iany ty ry lé mpandrindra tsy valahara ty a ?
Hery = herim-botay !
24. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:57)
refa tsy matanty leity aza ny mpandrindra no tenenina vendrapoour kou ty :-D :-D :-D
25. andrywai ( 25/02/2009 06:44)
Efa fantara fa mitrosona amin'ny tany ny TGV ary tsy lasa. Manozona ny TGV izahay havan'ny maty sy naratra fa laniany andro mifanaraka. Atao fitaovana ny madinika.
26. andrywui ( 25/02/2009 07:04)
Tafondro sy Rangorivao vrai === mpinamana anie laisany ko toa mifanompa lééé !! jereo tsara ee!! :oops: :oops: :oops: :oops: :-* :-*
27. andrywai ( 25/02/2009 07:07)
Anarana tanimboanjo ka samy mandray izay fandrenesany azy na john io na jean mety ho iray saingy nivadika ka lasa hafa. Tsy izahay irery no ho faty sy haratra ka aleo asiana izay hafa mitapitapy eo.
28. Fanhaiky ( 25/02/2009 07:15)
rangorivao96:

Aza miady nareo fa tsy ilaiko zany ,efa hendry ah zao fa ef TGV fa tam za TIM le be ten rats be in ! ah! kay ve ra-sefo ato ndray e, za zao rasefo tezeve efa nahazo kil bobak ,ka mb omeo sosy kel alou le kofy ra-sefo gfa tapaka ane le bandy e,, ok rasefo an ,,, merci e,, mankalaza zokibenay an ,,



Ka efa hoe tsy misy mpandresy sy resy izany eto hoy ny FILOHAM-PIRENENA ka iza ihany no mbola hiady eo ny dikany dia hoe ady sahala foana eh!
hi!hi! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Sa mbola hisy Prolongation dia miafara amin'ny tir au but
fa tsy hiafara amin'ity kosa eh

http://www.sobika.com/v2/img/img_soiree/2009/hoax/trahpsody/R8_TGV.jpg
29. andrywai ( 25/02/2009 07:22)
andrywai aloha tsy mahatoky TGV intsony ary mila olona hafa na aleo Ra8 ihany no ho eo fa manao fitaovana ny madinika daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007