zay mahatadidy o.

1. flodine ( 18/02/2009 16:35)
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy?
novalian'i flodine ny 18/02/2009 20:36
2. fahamarinana ( 18/02/2009 16:51)
:arrow: tena tsy tsaroako fa tadidiko hoe fiffi no nametraka azy,varotana eny am mpivarotra. (l)
3. ni81 ( 18/02/2009 16:58)
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy?
tsy mba mahatadidy klou fa dia mihaino @ internet ilay radio don bosco @ antoandro e! :)
4. xxx ( 18/02/2009 18:41)
radio wifi é!
5. fahamarinana ( 18/02/2009 18:44)
:arrow: xxx3 : zay tokoa ilay izy fa efa varotana eny am pivarotra izao izy io. (l)
6. flodine ( 18/02/2009 20:36)
xxx:

radio wifi é!
misaotra e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1322