zay mahatadidy o.
1. flodine
(
18/02/2009 16:35)
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy?
répondu par flodine le 18/02/2009 20:36
2. fahamarinana
(
18/02/2009 16:51)
:arrow: tena tsy tsaroako fa tadidiko hoe fiffi no nametraka azy,varotana eny am mpivarotra. (l)
3. ni81
(
18/02/2009 16:58)
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy?tsy mba mahatadidy klou fa dia mihaino @ internet ilay radio don bosco @ antoandro e! :)
5. fahamarinana
(
18/02/2009 18:44)
:arrow: xxx3 : zay tokoa ilay izy fa efa varotana eny am pivarotra izao izy io. (l)