Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!

1. vale ( 12/02/2009 16:25)
Ho anareo izay mametraka OLANA BE amin' io fividianana an'iny avion io, NANIN koa raha notenenina oe TSY ilaina ny nanaovana investisment BE t@ fanamboarana ny Palais ao Iavoloha??? zavatra mitovy ihany mantsy ireo, samy tsy misy azo hoanina, ary samy ny Mpitondra fanjakana no mi-profiter azy! Nanin tsy nasiana resaka koa io?? :^) :^) :^) , nanin raha nolazaina koe oe ny vahoaka noana tsy misy hisitrihana ny ankamaroany ka nahoana no nandany volabe teny Iavoloha??? iza no hirehareha raha TSARA ny palais présidentiel?? ary NANIN no tsy natao trano tsotsotra ary??? NANIN :?:
novalian'i vale ny 14/02/2009 19:48
2. andrywui ( 12/02/2009 16:28)
VALE ++ DONTO ny trano ane azo lovaina eo io tsy mety simba na ho potika e!! fa ny avion nao rehefa elaela hanaovana plaisir eo de motraka de atao varoboba na hanaovana tranon'akoho !! mazava ny tsy mampitovy azy ????
3. vale ( 12/02/2009 16:40)
ountsssss, f'ahoana ny trano no tsy ho potika ry Andry a!!! mitovy ihany ireo e!
4. andrywui ( 12/02/2009 16:55)
sady ny roplannn azo entina mitsoaka refa tsy milam tsony ny kariera ko
5. pimaso ( 12/02/2009 16:57)
Fa raha mijery lavitra hoe tsara ny hisian'ny Sommet lehibe ohatran'ireny amin'izay mba malaza ny firenena, misy infrastructure be dia be mitsangana, betsaka ny mahazo asa....dia tsy misy miditra @ lohany.

Tsy hitan'ireo fohy fisainana ireo ny hafalian'ny tany Londres sy ny hakivian'ny tany Paris t@ ilay tsy nahazo ny Jeux Olympiques manaraka. Mba hanafaizana ny tany Londres ary mba hanapaka ny hafaliany dia ilay nisy attentats maromaro avy eo. Teo dia mba anjaran'ny frantsay indray no nitotorebika !!!

Mnakaleo be ilay fisainana nefa dia atao ahoana moa fa mafy koa na izany aza ny fanandevozana ara-tsaina nandritra ny Revolisiona Sosialista malagasy.


6. vale ( 12/02/2009 17:00)
andrywui:

sady ny roplannn azo entina mitsoaka refa tsy milam tsony ny kariera ko



:-D :-D :-D :-D ary izy de mahita tenenina mintsy a! hihihihihi
7. kelly13 ( 12/02/2009 17:41)
air force one 2 klou le izy ry vale fa tsy air force one one a! zany oe anakiroa no novidiany!
zany oe ra nanao an'iavoloha zany ratsiraka d rariny i ra8 ra nividy avion anankiroa??? d ze manaraka hitondra eo, inn ndray no hovidiany?

sady iavoloha tô azo andehanana iany refa fetimpirenena ohatra fa ty avion-dra8-nao ity tô tsy ho tafiditra ao ry koto sy bema sy ry fara sns... nanao visite tao anatiny aza "hono" toa mila mampiditra sachet manarona kiraro vô afaka ni-visiter ny tao anatiny (tsy tadidiko taiza no nahitako io lahatsoratra io)
8. rabingogilabanga ( 12/02/2009 17:49)
kelly13:
zany oe ra nanao an'iavoloha zany ratsiraka d rariny i ra8 ra nividy avion anankiroa??? d ze manaraka hitondra eo, inn ndray no hovidiany?


marina ny anao ry malala, sady noho io anie no ni-botter-na anDratsiraka e!



RATSIRAKA appartient au passé, parlons de l'avenir de Madagascar

Ratsiraka? on l'a botté les fesses. Oublions ce pov mec.

Tsy voaozona hisafidy Ratsiraka -Ravalo isika
9. nancy ( 12/02/2009 18:00)
Fa ngaha anankiroa leizy? mbola tsy naheno an'izany indray aho raha tsy androany.
Neveriko fa numero fotsiny ilay 2
kelly13:

air force one 2 klou le izy ry vale fa tsy air force one one a! zany oe anakiroa no novidiany!
zany oe ra nanao an'iavoloha zany ratsiraka d rariny i ra8 ra nividy avion anankiroa??? d ze manaraka hitondra eo, inn ndray no hovidiany?

sady iavoloha tô azo andehanana iany refa fetimpirenena ohatra fa ty avion-dra8-nao ity tô tsy ho tafiditra ao ry koto sy bema sy ry fara sns... nanao visite tao anatiny aza "hono" toa mila mampiditra sachet manarona kiraro vô afaka ni-visiter ny tao anatiny (tsy tadidiko taiza no nahitako io lahatsoratra io)



10. kelly13 ( 12/02/2009 18:03)
nancy>nisy ny air force one d faharoa ity air force one 2 ity
11. kelly13 ( 12/02/2009 18:10)
d le air force one vôlohany ampanofainy an'i air mad
12. zandikely ( 12/02/2009 18:53)
Zany comparaison zany ve ny raisonemment, ataoko fa tsy mahagaga raha tsy resy lahatra ny mpamatsy vola.
13. heidi ( 12/02/2009 19:41)
1. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 12-02-2009 17:28:51
Lohateny : Re : Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!
VALE ++ DONTO
:-D :-D :-D :-D :-D
14. heidi ( 12/02/2009 19:42)
ZVTR ts yazo ampitahàna ireo vale ah :-D :-D :-D :-D
ny iray lapam-panjakàna otran'ny maison blanche
ny iray voromby tsy afaka handraisana olona akory.
15. heidi ( 12/02/2009 19:46)
RAHA VAO fiara , avion sambo harena mandany harena ireny,
ny trano mijanona eo mandrakizay, raha tsy doran'ny olona
aiza ndray ianao no ahita fiara na avion na train tsy mety ho simba, fangah adalann'ny olona no manisy salon de l'auto isantaona.....FANGAH ADALAn'ny olona no manova fiara fa efa kadrokany be hono ny moteur de tsy en securité itsony.....
16. heidi ( 12/02/2009 19:49)
11. Mpandefa : zandikely [ Valio ] 12-02-2009 19:53:22
Lohateny : Re : Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!
Zany comparaison zany ve ny raisonemment, ataoko fa tsy mahagaga raha tsy resy lahatra ny mpamatsy vola.
:-D :-D :-D :-D :-D
17. patrick2002 ( 12/02/2009 19:52)
zao no izy ry zareo ah! tsy ilay fividianana ny force one anie no bleme eh ! fa hoe ,tokony hanana azy ve ny president malagasy ,izay ny budget national 150 millions de dollars ,nefa ianao manana avion 60 millions de dollars , ohatry ny hoe i vale mikarma SMIG any France nefa mahavita manao vacance @ croisiere , dia mety hametraka fanontaniana ny zanakao hoe mikil angaha i mama izany.
Izay ny olana eo @ AIR FORCE one vola avy aiza? ,ny FMI sy ny banque mondial dia mahafantatra fa vola tsy tao @ caisse del'Etat malagasy io ,satria tsy misy an'izany vola izany ao ,mangataka fanazavana ry zareo.
Mandeha daholo ny analyse sy ny tsaho rehetra ,mety vola corruption tany @ Sherritt ,tany @ Daewoo ,Qit fer hoy ny sasany ,ary izaho mba mieritreritra fa sao dia nanao fifanarahana t@ Ben Laden i ra-8 ,ka iny no takalony ,sao dia nanao fifanarahana t@ mafia ra-8 ka hambolena rongony i madagasikara ,iza no mahita. :-D :-D
18. heidi ( 12/02/2009 20:04)
Izay ny olana eo @ AIR FORCE one vola avy aiza?

volambahoaka :°)
19. Andribe ( 12/02/2009 20:17)
izy aza zao mbola hividy sambo be 4 aleo sambo sy avion toy izay aloha kaly eee vary maina sy ronono tiko de samy mirava :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. heidi ( 12/02/2009 20:19)
la vie est belle :-D aleo fikiriko ihany ny sezako fa mamy be ny fiainana :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601