Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!

21. fijo ( 12/02/2009 20:50)
samy fananan'ny filohampirenena ireo,ary samy azon'izay mandimby azy ampiasaina ,ka mitovy izany.rehefa tsy eo intsony levalo di aizay eo indray no mampiasa an'ireo.na za io,na ianareo.koa tokony samy hajaina sy kolokoloina fa zavatra samy ilaina.
ekeko ihany nefa fa,ilay roplanina koa azo ampiandrasana ny fividianana azy
22. rabingogilabanga ( 12/02/2009 21:18)
imaginez:

ankilany: NY URGENCE NY HOPITAL rehetra ao MADAGASIKARA tsy misy fanafody (Any @ Pharmacie generale izany); NY URGENCE hoy aho

andaniny: sasany mahita fa URGENT ny fividianana avion à 60 millions de dollars, na ny fananganana an' Iavoloha (t@ andron-dratsiraka koa io )

60 millions de dollars ny air force one = firy boite de médicament@ hopitaly urgence ?
Iavoloha=firy boite de medicament @ urgence?
23. Andribe ( 12/02/2009 21:38)
mbola hividy avion de gera hono hoa fa hanafika ao comores i ra8 de i andry aloha no atao pilote sorona :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. vale ( 12/02/2009 21:41)
mitovy ihany aza io na palaisn'Iavoloha na ny force one, satria samy mbola azo natao zvt tsotsotra fa tsy zvt luxe be, fa saingy nanin no tsy maintsy natao ihany? de satria mba tsy menatra ny firenena Malagasy mihoatra ny hafa de izay ny antony angamba, na ilay palais io na ilay force one 1 et 2! Fa izany palais ao Iavoloha izany anie hono ry zareo ka tsy manam-paharoa ee, izany oe tsy mifanahaza @ toe-karen'ny firenena Malagasy mihintsy hono e, za manko tsy mbola niditra teny fa de mba mihaino ze tenenin'oul fotsiny!
:-w
25. Andribe ( 12/02/2009 21:43)
ary mba tsy nodoran dry zalahy le izy tsy azo alefa any @ sisiny io sao lazain oul haka harenambahoaka any ndray :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
26. vale ( 12/02/2009 21:44)
Andribe:

mbola hividy avion de gera hono hoa fa hanafika ao comores i ra8 de i andry aloha no atao pilote sorona :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D
27. heidi ( 13/02/2009 06:40)
vale tsy resy lahatra oà zà am lay comparaison

rabingo fijo: marina mitsy izany

28. patrick2002 ( 13/02/2009 13:52)
ankilany: NY URGENCE NY HOPITAL rehetra ao MADAGASIKARA tsy misy fanafody (Any @ Pharmacie generale izany); NY URGENCE hoy aho

Handeha anie izao izy mody hitsidika ny hopitaly ,dia mody gaga indray ra-8 ,tsy mety ,izaho ve no hopitaly ,homeko vola nareo dia antsoina ny TVM
29. ndenn ( 13/02/2009 14:55)
Misy fotoana ny fanaovana ny zavatra rehetra fa tsy tonga dia atao indray mitontona daholo kosa , tsy tonga dia hoe :ilaina ny mividy equipement militaire haingana dia haingana , ilaina ny renovation complete' ny structure hospitaliere izao dé izao , ilaina ny fanovàna ny infrastructure scolaire tsy misy hatak'andro , ilaina ny manavao ny park auto an'i Mada , etsetra ,dinihonareo @ izany fa tena mbola ezaka be tokoa no miandry ny fanjakana !
30. heidi ( 13/02/2009 20:36)
[quote]Handeha anie izao izy mody hitsidika ny hopitaly ,dia mody gaga indray ra-8 ,tsy mety ,izaho ve no hopitaly ,homeko vola nareo dia antsoina ny TVM
31. heidi ( 13/02/2009 20:37)
28. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 13-02-2009 15:55:06
Lohateny : Re : Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!
Misy fotoana ny fanaovana ny zavatra rehetra fa tsy tonga dia atao indray mitontona daholo kosa , tsy tonga dia hoe :ilaina ny mividy equipement militaire haingana dia haingana , ilaina ny renovation complete' ny structure hospitaliere izao dé izao , ilaina ny fanovàna ny infrastructure scolaire tsy misy hatak'andro , ilaina ny manavao ny park auto an'i Mada , etsetra ,dinihonareo @ izany fa tena mbola ezaka be tokoa no miandry ny fanjakana !


ka naninona no tsy izay aloha no nosahanina depuis izy nitondra fa ny avion no mahamaika
32. ainaheri ( 14/02/2009 04:58)
vale:

Ho anareo izay mametraka OLANA BE amin' io fividianana an'iny avion io, NANIN koa raha notenenina oe TSY ilaina ny nanaovana investisment BE t@ fanamboarana ny Palais ao Iavoloha??? zavatra mitovy ihany mantsy ireo, samy tsy misy azo hoanina, ary samy ny Mpitondra fanjakana no mi-profiter azy! Nanin tsy nasiana resaka koa io?? :^) :^) :^) , nanin raha nolazaina koe oe ny vahoaka noana tsy misy hisitrihana ny ankamaroany ka nahoana no nandany volabe teny Iavoloha??? iza no hirehareha raha TSARA ny palais présidentiel?? ary NANIN no tsy natao trano tsotsotra ary??? NANIN :?:



Ataoko oe diso iany toi,satria t@ nanangana an'i Iavoloha radidy ataoko azo² iany ny fiainana,fa tsy ohatr'zao ka,@ zao ftonandro iza no tsy tratran'ny crise? Ny fiainana mihasarotra andro aman'alina,maninona ny fitondrana gasy afaka mahavidy avion nefa ny fireneny aza mitrongy vao homana;maninona ny GVT nilaza tsy nanambola nanamboarana puits tany Tulear nefa 50000$ fotsiny?Fitiavan-tanindrazana zany sa aona,???? Amin' zay miankina @an'aina!

33. vale ( 14/02/2009 19:48)
vale:

mitovy ihany aza io na palaisn'Iavoloha na ny force one, satria samy mbola azo natao zvt tsotsotra fa tsy zvt luxe be, fa saingy nanin no tsy maintsy natao ihany? de satria mba tsy menatra ny firenena Malagasy mihoatra ny hafa de izay ny antony angamba, na ilay palais io na ilay force one 1 et 2! Fa izany palais ao Iavoloha izany anie hono ry zareo ka tsy manam-paharoa ee, izany oe tsy mifanahaza @ toe-karen'ny firenena Malagasy mihintsy hono e, za manko tsy mbola niditra teny fa de mba mihaino ze tenenin'oul fotsiny!
:-w


ainaheri: mitovy oà samy nandaniana VOLABE avokoa ireo anefa zavatra azo natao tsara mihintsy ny nanatsotsotra azy,t@ andron'i deba inn ny mba zava-debe vitany teo? ny resaka cabine téléphoniques ireny aza mbola NY Hasina no nanao an'ireny ny azy angah dia ny fizarana télé isam-pokontany REHEFA akaiky fifidianana sy fizarana vary lo ary ny antenne parabolika anefa iza no afaka mahavidy an'izany raha tsy olom-bitsy?? ny lalana namovoka tsy nisy hoatr'izany na ny eny am-povoan-tanàna aza, nahamenatr'oul, ny trosa NIAMPY NIAMPY FOANA, ny vitan-dra8 anefa : lalana , nanao izy! ny TROSA nahavita NANDOA izy na dia kely ihany aza! Ny fahasalamana, nasiany dispensaire ny isaky ny tanàna, hazoan'ny vahaoak mitsabo maimaim-poana, ankoatr'izay tsy fantatro!...nahavita mihintsy izy ka, anefa raha ampitahaina ny faharetan'ny fitondran-dra8 sy DEBA tsy nisy ampaha-3 ny an'ni DEBA akory ny azy! Izay tonga eo manao dépenses dol ary tsy mijery afa-tsy ny tombotsoa keliny aloha fa rehefa samy hoatr'izay dol ihany tsy aleo ve mba mihafy @ izay nahavita sy nampihena ny trosam-pirenena??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075