Afo nandoro ny lambako
1. klitika
(
26/01/2009 01:38)
"Izaho ry zalahy efa leo an. Tsy mitarika ol higrevy intsony aho fa alana Ra-Didy misolo Zafy. Voaendaka i Zafy misolo Ra-Didy. Niala Ra-Didy niova Ra-8, dia hiala indray Ra-8 hiverina i Ra-Didy.
Jamais 203 hoy ny vazaha.
Ny mpanao politika rehetra nisy, misy ary hisy mbola tsy misy tena tia ny Malagasy izany mihintsy.
Ho tantara ihany ity ka. Saingy aza mamono tena intsony rey olona an. Ireo mpanao Politika ireo rehefa misy ny tokoa miala mora tsy maratra tsy narary izy fa mody soa aman-tsara ao amin'ny villa-ny feno gardien."
Ny zanany anie ry Nry tsy very fotoana fa any an-dafy sy any amin'ny sekolim-bazaha no mianatra eh
"Olona Politika izao nanao fanambarana izao hoe: "Izahay dia manohana ny Jeneraly Fidy". Nony voasambotra izy, iza no mba nilaza fa hoe mpiara-dia aminy intsony. Nangingina daholo ireo namporisika azy.
Manaova fihetsehana saingy aza atao sorona noho ny amin'ny olon-tsy fantatra ny aina sy ny fianakaviana ary ny ankohonana.
Tsara ilay hoe mahazo karma nefa tsy miasa. Saingy 6 volana - 1 taona izay. Dia rehefa avy eo ahoana?
Misy firenena sy antokom-pinoana ary antokon'olona manararaotra ny fahantrana lalina amin'ny firenena iray mba ahazoana ny fon'ny olona ho mpanompony mandrakizay. Ka tsy hitraka hahita ny fanambakana atao azy.

novalian'i klitika ny 26/01/2009 17:48
2. dadasy
(
26/01/2009 04:40)
Misy hotsakotsakoina ny teninao klitika. za nigrevy t@ 1991, tsy nisakafo atoandro ka nahazo aretim-bavony mihitsy! de mbola nanezakezaka 2002, tsy nandry andro fa teny @ 13 May, tsy nandry alina fa nanao andrimasom-pokonolona. Samy mbola miara-mitady ny soa ho an'ny firenena anefa isika. Tsara ny mandinika hoe inona no hahasoa kokoa ny firenentsika? fitokonana ve? andao ary handeha hitokona e! fifampidinihana ve? ndao ary hifampidinika e! fifandeferana ve? aleo ary mifandefitra e! fa na inona na inona kosa ho fanapahan-kevitra raisintsika, dia ny marina tsy mba maty fa hitranga eo ihany io, na ho ela na ho haingana. Hiharihary eo izay tena mikatsaka ny handrava ity firenena mamintsika ity.
3. rabaradaka
(
26/01/2009 06:00)
Marina daolo ny resakareo dadatoa kilitika sy dadasy. Za koa leo fa zao kosa anefa hahasoa an'iza moa ny grevy ary hampandroso hatraiza i Ravalo ?
4. tsiafoi1
(
26/01/2009 06:23)
Miharihary zao ny tetik'adin'ireo goika antitra politika, tsy maty voalavo an-kibo....Fa le miverina @'ny efa naloa kosa aloa tena tsy lasa intsony e.... Lalana efa nahasolafaka tsy hiverenana intsony... Tsy vitan'izay fa mampiseho ny tsy fanana fahamatorana politika, fa lalaovin'ny sasany fotsiny..., mangin'izay mampiseho ny tsy fananana personnalité matotra ka mampietry ny hasin'ny tena mihitsy.
Aleo mba mianatra ny demokrasia Amerikana, alefaso ny élection manaraka de ze mitranga eo jerena fa le savorovoro kosa aloa TSY EKENA MIHITSY.
Aleo mba mianatra ny demokrasia Amerikana, alefaso ny élection manaraka de ze mitranga eo jerena fa le savorovoro kosa aloa TSY EKENA MIHITSY.
5. rixes
(
26/01/2009 06:41)
aleo marina miandry fifidianana sao mba mahazo FORCE TWO daholo ny gasy e! de faly aho tena faly =))
6. nyavo2000
(
26/01/2009 07:06)
marina izany, mitovy aminareo aho, ny mpanao politika no te hiady seza dia ny vahoaka no hatao sorona eo anoloana.
Na i Andry Rajoelina na I Ra8 dia efa samy nametraka ny zanany any andafy avokoa izany hoe efa nitsinjo ny fianakaviana daholo.
Fa isika gasy kely, tsy asaina mianatra na sakanana tsy hianatra na tsy hiasa dia hita fa tena fitiava-tena. Mampalahelo ihany ny hoe fomba demokratika ve ny fisakanana ny làlana androany, saika nandeha tongotra daholo ny olona niasa sy nianatra fa tsy malalaka hanao izay tiany ve ny tsirairay, aleo higrevy ny mpigrevy ary ny tsy manao avelao hiasa sy hianatra….ohatry ny mazava ihany izao ny demokrasia tiana hapetraka raha ny fandehan-javatra no zohiana
Ny higrevy mandritra ny volana maro dia tsy zava-baovao f’efa niainana t@ 1991 sy 2002, ho an’ny mpiasam-panjakana tsy miasa 6 volana mandray karama mety ho vita ihany fa ho anay mpiasa amin’ny orin’asa tsy miankina dia ny tsy fandraisana karama sy ny fahaverezan’asa sns no mety hitranga, izay tsy manavaka na pro R8 ianao na Pro TGV fa samy mangana sy mandray ny kihony eo daholo..
Ankoatr’izay tsarovy ny après grève sy korontana fa tsy maintsy fitsototonganan’ny toekarena, tahaka izay nisy hatrizay :
Oh, 1991 : fottement, 2002 : fidinanan’ny sandam-bola ho ambany, 2009 ? 1EUR= 50.000 Fmg ? ary vao maika hiteraka krizy sosialy mahatsiravina vokatr’izay satria vao maika hahantra ny olona
Izay heverina ho tolona dia tsy maintsy misy sandany na tiana na tsy tiana ary tsarovy fa ny vahoaka hatrany no mihinana ny tsy fihinany na TGV ianao na TIM ianao.
Ankoatr’izay ny resaka teteza-mita tsy hita faritra tsy fantatr’antoka , tsy fantatra tanjona dia fandrika ho an’ny vahoaka satria mbola any ambadiky ny bonga….tsy misy vina mazava hitondrana ny firenena afaka 6 volana, na heritaona na 2 taona na afaka 5 taona… tokony hitandrina ny rehetra.
Ny hafanam-po ilaina saingy amin’ny zava-miseho sahalan’izao indrindra no hilàna saina mandinika, hatraiza no azo atao sy tsy azo atao, marina ny hoe « afo nandoro ny lambako io ».
Teny atsipy ity , fantatra ankehitriny fa manan-karena ankibon’ny tany M/car ary efa manomboka trandrahina amin'’zao. Tsarovy fa eran-tany dia misy ny krizy ara-akora sy énéregie. Ny firenen-dehibe dia mitady fomba hatrany izay hamaboana ireny any amin’ny firenena madinika ka sao lahy variana amin’ny hambopo diso toerana isika rehetra ka lasa ny hafa no hanjanaka antsika miharihary …jereo Irak, ny tany misy pétrole na be volamena na vatosoa rehetra dia saika misy ady an-trano avokoa ( Nigérie , tany afrikana maro…) . Ny firenen-dehibe no manosika ny olona ao anatiny hifamely sy hifandramatra dia avy tamy ny ONU mody mandamina ary mifehy ny toekarena sy ny mpitondra.
Manahy ihany hoe tsy misy ambadika ny fandehan-javatra amin’izao fotoana izao, olon’iza na firenen’iza no mamporisika mafy ny tsirairay ho sahy manao kamikaze sahala amin’izao ny olona sasany ?
Mila mailo mila mitandrina, ary mbola tsy tara isika rehetra miova hevitra sy mitady filaminana raha tena resy lahatra amin’ny soa ho an’ny firenena.

7. rixes
(
26/01/2009 07:15)
mba tokon'i jeren'i ravalo akaiky ny fahefan'i olona eo @ fianana andavan'andro , mba miaina tsara ve ny gasy sa mbola ny eo ihany ny eo , raha voavahan'i ra8 ny fahasahiranan'i olona de zay io . fa ts enao eny @ ambony FORCE ONE ny olona mihin'i a....
8. rangorivao69
(
26/01/2009 07:51)
de hono hoa lesy ry rixes raha higrevy ve lisany de hahita fahasambarana sy vary milatsaka avy any andanitra? ekena ary tsy lavina fa sarotra ny fiainana ankehitriny de mbola ho simbaina @ grevy ihany koa ve? de ho lasa année blanche indray koa? de iza no mihemotra @ zany? tsy ny taranaka fara mandimby ihany? ary raha azoko tsara anie lety de ny fanakatonana ny VIVA no olana teo aloha e! de lasa hitarina rehefa tsy nahazo valiny mahafa po de lasa h@ hoe harodano ny fanjakana? de tombotsoa ho an'iza raha izay no miseho? tsy ho an'ny olombitsy efa teo aloha ve? sa misy ho an'ny vahoaka? tsy aleo ve vita ny mandat de hifidy de ho hita eo izay tena tsy tian'ny vahoaka?
9. rixes
(
26/01/2009 08:18)
ka tokony ts nakatony fotsiny ny VIVA d ts nis ny blem , navela namoka ny heviny teo ny VIVA , zao efa mitatra le zavatra .
10. barry
(
26/01/2009 08:24)
raha migrevirevy eo nareo dia dia tadidio tsara fa hanomboka ny krizy ;vary ,carburant ; ho tapahandry zalahy ny lalana ;ny mpanao asa independant mijaly ;toy ny mpivarotra anana; charbon ; commerce majinika ; fa ny manana moa dia efa manana tahiry ka tsy asiny sira zany;fa ny mahantra ihany no tena hiaran'ny vokany rehetra eo:ka mandiniha ihany ; andraso 2012 e!!!!
11. rixes
(
26/01/2009 08:46)
aleo marina endrasana ny 2012 sao mba mahazo FORCE TWO za de entiko mandende eo @ 13mai lisany ts misy mahazo mitsangana a! =))
12. Herivola
(
26/01/2009 10:13)
io ze evits élah ry rixes na elah ar ve ts tong saina oe elah ian no opposant
"zé rano inai mtete v d ho tazana ao anatin'ny rano iray siny e!!!"
"zé rano inai mtete v d ho tazana ao anatin'ny rano iray siny e!!!"
13. xxx
(
26/01/2009 10:36)
rangorivao69 elah ary vetaveta be kou ! mitovy amin'ny olona tohanany ihany!
mpanao porno 69 ! gay
mpanao porno 69 ! gay
14. rixes
(
26/01/2009 10:38)
mirehitra ny TVM sy RNM afo be ao anosy ao vao avy nandalo tany ny tenanay , de anjaran'i MBS ndray hono afaka 1h , tsy hita e! mba miaraka potika daholo ny VIVA - TVM -RNM - TVM refa tsy mahay mifandamina de zao :cry:
15. rangorivao69
(
26/01/2009 10:43)
xxx: de lazao koa fa naterak'i mamanelà t@ fanahy masina elà fa tsy t@ fahavetavetan'ny ray sy renin'là! elà xxx io ohatry ny matotoa tsy sahy miseho masoandro, mba mihesoa lety raha bandy elà tsy miafina anatina xxx a! malemy saina a!
16. xxx
(
26/01/2009 10:53)
za anga bandy ra tsy sipa sady manjakely anie za ry malala vetaveta mpanao porno 69 mivadik'ondana ty e! miseho pro ra8 nefa tsy mahita hevitra ambara akory enao ry malalako 69 ,tsisy saina enao ry cherie ko a!
17. rangorivao69
(
26/01/2009 10:59)
samy tsisy saina izany e! ary raha mandinika elà resaka politika tsisy hidiran'ny pseudo , izay tiako ihany io lety a! na lahy elà na vavy tsy raharahako fa tsisy saina koa! 00000000000000
18. xxx
(
26/01/2009 11:05)
veloma cheri mpanao vetaveta porno69 malalako fa hody aho de alazako an'idadanay enao ry imalala androany bizou!!
19. rangorivao69
(
26/01/2009 11:15)
vaovao farany teo: miantso ny fitondrampanjakana ny ben'ny tanan'Antananarivo handray fepetra @ filaminambahoaka, heno mantsy fa misy ny ra latsaka amizao: ka hoy za hoe maninona no miantso vonjy sahady ny ben'ny tanàna? tsy izy ve no fototr'izao rehetra izao? efa niteny izy tetsy @ kianjan'ny 13 mai t@ sabotsy fa vonona ny handray ny fitondrana teteza mita ka inona no mbola hitadiavany fanjakana? tokony izy no handray andraikitra sy hampitony ireo vahoaka entiny mikomy ireo, de aza mody aloha ry xxx fa teneno izay hevitrelà @ io a!
20. xxx
(
26/01/2009 11:27)
reo olona voakarama hanakorotana iany ane ireo e! betsaka ny fika atao fa ny olona rehetra teny ankianja efa voateny mialoha daoul tsy hitroatra fa hilamina fa ireo olona niainga avy any amin'ny fanjakana ireo!! fa ny fiafaran'io de tsotra iany e!!MIONGANA TEO IO efa zavatra nahazatra hatramzay ane io mody mandoro toerana stratezika, mamaky magazay(zay ndray zao andrasana manaraka) ,mila ady eny rehetra rehetra eny mba hitarika korontana, ...zany oa no atao oe famonoana afo fa tsy misy azo amzany ny malagasy!!isika vahoaka MALAGASY tandremo amizao fotoana izao !!! AZA MAMALY ZE FIHANTSIANA ATAON'OLONA NA ANDIAN'OLONA ENY ANDALANA ENY fa efa fika antitra reny !! KALMA FOTSINY ISIKA MITONDRA AZY FA MIAINGA EO FOANA IO NIANY