hazakazaka ao ambany farafara,ka zay mitraka vaky loha

1. andrywui ( 23/01/2009 12:52)
efa dian'ny hody ihany ty resaka ty raha tena atao ny fandinihana azy satria zay iray ho vaky loha sy ho resy!! na ny vahoaka hanongana sy leo fahoriana sy didy jadona na Ravalo mpampahory sy mpanao didy jadona! ny taktika no fanavotana aina anefa ary ze"" be no basy, ary ny vahoaka no ihany Andriamanjaka"""na hitsipatsipaka mafy eo aza
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:46
2. xxx ( 23/01/2009 12:53)
de aleo miondrika tsara iany zany ko! sady mamely anjambany
3. xxx ( 23/01/2009 13:00)
Tonga dia ilay farafara o dorana voalohany dia ao @ zay no mifanjevo
4. naughtyboy ( 23/01/2009 14:12)
ekena less andrywui, fa somary araraotiko kely ito teny voalaza ito ilazako hafatra "" be no basy, ary ny vahoaka no ihany Andriamanjaka""" MARINA
anampiako azy nisy teniny ilay mpanjaka stratège 1 izay taloha nilaza koa oe
" Foiny Zanahary ho antsika ity tany ity..." isika malagasy 1 manotolo tsy misaraka izany.Ary izaho dia milaza fa ny lalana izorana @ fahandriampahalemana dia tsotra ,manomboka izao dia tokony ny olompirenena hajaina isany no tokony hanana ny anjarany mitovy@ ivony toekarena,ampiralahiana sy zo @ tombotsoa iombonana sy ny tanindrazana ikambanana fa tsy atao anjorontrano intsony @ raharampirenena
5. xxx ( 23/01/2009 15:42)
ILAINA NY FIRAISATSAINA AM VANINANDRO ILANA FITAMBARANA TOY IZAO KA TOKONY MBA SAMY MIARA MIETANA SY MIARA MIJORO
6. naughtyboy ( 23/01/2009 15:46)
Eny ,ary asa vadindrano ka tsy vita raha tsy ifanakomana sombikevitra toy ny masotsokina no entinay anehoanay ny firaisankina eto ary araka ny fijerinay manokana ireo paika sy soridrafitra manoloana ny fahasahirana mianjady @ firenena izao dia mbola betsaka ireo tanjaka sy vaika
eo ampelatanany firenentsika ahafahana miady @ izany ,inona avy izy ireo ????
a) ireo herintsandry sy fahaizamanao ,ary ny fahaiza mampifanaraka @ zvmisy ananatsika
- ny sarany herimbatana ao amintsika dia mbola afaka hifaninana @ na tsenambarotra ny firenena hafa ,oh.7 na 8 % ny sarany raha mihoatra ny any eropa izay mahatratra 60 %
b) fahaiza mamokatra sy mitantana ireo harena voajanahary ary ampipaka izany vokatra mivantana @ isamparitra
-fambolena sy fiompina antany sy andranomasina
-fampiasana ny tany lavavolo sy mamokatra
-ireo voly mifandimpy araka ny fiovany toetr'andro(isampotoanany)
c) fampiroboroboana ireo sehatra mpitondra ,na mampidibola mivantana sy ankolaka
-fizahantany,station balnéaire,fanatanjahantena ireo kolotsaina mahampanakarena antsika sy ny écotourism...izay indostria mila ampiroboroboana mba afaka hifaninana @ireo nosy eto ranomasimbe indiana
d)harena ankibony tany toy ny mica,chrome,graphite sy ny vatosoa isankarazany...
-fanjonoana sy fiompina andranomasina @ ireo plateau marine maro ao amintsika sy ny farihibe 2000km2 ahazahoana farafahakeliny 450 000 tonnes isantaona(thon,krevety,calmars...)
- fanitarana sy fanampiana ireny indostriany asatanana(lamba,agroalimentaire ...)
-fambolena biolojika izay azo sokajiana ho matière 1ere toy ny vanilla,girofle,épice,plantes médicinale...
Foronony daoly ny atsanga sy aman'orany MAP toy ny EDBM,GUIDE hiaro ny famatsiambola nefa dia manasola ny apahambokatra sy fandaniambola tsisy hafa @ BIANCO izy ireny satria tsy tonga ny @ valala be mandry ireny tombotsoa ireny fa ireo fahavalony firenena mpambotry vahoaka....
TSY AZO AVELA HO ENY ANTANANY OLONDRATSY IRENY RAHA MBOLA TE HITRAKA ISIKA MIANAKAVY FA MILA FANAZAVANA SY VOKANY ARY BAINGA VOAVADIKA NY MALAGASY ary ZONY IZAO FA TSY ANDRONY FAHAMAIZINANA
SY ANKIAFINAFINA INTSONY ,
7. andrywui ( 23/01/2009 15:49)
Tena marina zany ry Naughty boy a! tena zay mitsy ,mazava ny drafitrao !
8. xxx ( 23/01/2009 16:03)
Masaky maro zegny volagnino zegny naughtyboy , mais les autres s'amusent avec la vie des gens , je retiens ça des pluspart des intervenants dans le domaine politique surtout ,ainsi dois- je deduire que le mouvement de demain pourrait tourner toutefois au fiasco, ce sera toujours du pareil au même ,ignioreo tsy vandifototra avao rahatao.Reraka mbony teigna. 8O
9. xxx ( 23/01/2009 16:05)
Iza no hiazakazaka eo amin'ny tery eo fa aleo mandady moramora ihany fa ny TIM maika ny hitsoaka anreto vahoaka alikisa reto zao no ho voa! ko sady mitsoaka no matahotra ko ! ny pokna avy ato aoriana manenjika amin'ny TGV !
ny azy osilahy mainty no taingenana handosirana !
10. naughtyboy ( 23/01/2009 16:12)
xxx > fijery optimisme no entiko mijery ny ho avy fa tsy inconscient ,ary indramiko ny teny iray milaza oe manana finoana(arahin'asa) ary tsy misy tsy mafy tsy laitrany zoto...ho ela velona isika mianakavy hiara mitazana ilay marainany gasikara ...
11. molota ( 23/01/2009 16:16)
tgvendrana V voromahery tsy ampy elatra reny ééé ho itantsika eo rampitso é olona SARIBAKOLY NY DINOZORE sady RONGEUR mpanimba ZAVATRA tsy mahay MIAINA. VOALAVO FOTSY tsymilay é MIALA TANY FA TGVENDRANA, MIVA fa tsy VIVA
12. andrywui ( 23/01/2009 16:45)
ary nakaiza mo ira8 ntu no tsa hita eto antanana fa niafina ?? mbola tsy nisy nikasika azy akoury def tongotr akatok i dagà!! de ela rery ane ry le molotra no iandronany eto fa izy efa nadio ny rano nitany!! zavatra efa fantany na hanaovan'ny vahoaka azy ra vao mitranga eo
13. molota ( 23/01/2009 16:56)
AZA B tay mbava eo oa fa ho itantsika eo zay TSY MANARA-DALANA ra tsy hoe voromahery tsy AMPY ELATRA KO endasina AMNY aona ARY :twisted:
14. xxx ( 23/01/2009 16:57)
endasina ho masaka sa endasina ho fay fotsiny ??
15. naughtyboy ( 23/01/2009 20:10)
elatra taiza ,vorona avy aiza,ny t*** no efa miakatra ao ambavanla ry molota akamany zanety sy zankely fa marenina ela tsisy kil ny kozinla a
16. xxx ( 23/01/2009 21:14)
O ranoty ndozatra a !mba mora ihany kos\' ty fa ts\'ty rery no ola manana ny marna eto an ,na alavain\'ty arivo KM aza ny lelan\'ty tsisy mieno lé koz , ao anaty ny proj \'ny map no tanisain\'ty \'reo K\'aza manoso potak\'ola fa so de avokanay @ kilodoka daoly nareo makarakara ao io rahampitso io .Efa namena alalana ivazavaza nareo radem dé manapara alo ,tarito 8eny ny alavan\'ny lelan\'ty raha masaky de atovy tonga atrany ambatovalo fa avalonay tanteraka ny aminy. 8)
17. naughtyboy ( 24/01/2009 03:34)
moramora nty ahona ,tsy za no manana ny marina fa reo pokona 75%
ny nosy ampijaliny le8 n'ty,porofo mivanjavanja hitamasombahoaka izany, ,efa t@ androny deba zany no resaka no hita tao @ boky mena ary izay oul rehetra manaraka politika ekonomika de mahalala ireo potentilité ao amintsika ,tahaka ny faiblesse fa tsy prozé-ny MAP lazainty no namorona izany ,tsy mila lela lava b zany fa hafatra matanjaka de ampy tsy misy zv ratsy azo afenina aty aminay ka avoahay izay mbo any @ ty e,ny rehetra de tsy hanery anty hieno fa refa tsy zaka ny olo mikoragno ny marina de mangingina :-D
18. eh ( 24/01/2009 07:31)
Fanakorotanana sy fandrodanana fotsiny no tena fotokevitrareo ry tsy tia tanindrazana isany!!!! mba fantatrareo moa ny miandry raha sanatria ka tanteraka izao hataonareo izao??? mba ampiasao ihany wa ny coco fa aza dia hoentin'ny hatezerana fotsiny we tokony ho izao no izy fa didy jadona êeeee! tssssss! tena tgvendrana mihintsy!!!
19. naughtyboy ( 24/01/2009 07:45)
tgv tany aminao nga zahay ,ny androdana ny mandany didy jadona dia ekena
fa ampilaminana ,eny ny hahatanteraka ny faniriany vahoaka sy hirosoany olona mihaino ireo hetahetany fa tsy fotsiny oe EEEH ...vendrana otranao io
20. naughtyboy ( 24/01/2009 08:05)
ehhh> refa kely atidoha dia mihaino fa izao no izy @ ity fihetsehambahoaka ity
fanehoana ny hevibahoaka sy firaisankinany voany tsindry hazo lena no antony ,fitadiavana marimaritra na fifanatonana pasifika @ izao fianampirenena
ao anaty sarotra izao izany @ ankolafiny rehetra,fanirimbahoaka izany ka tsy azo n'iza2 tohanana ho tonga @ fanovana tanteraka na ampahany @ ireo tsy mety nataony fitondrana sy ampangarahara ny hetahetambahoaka voavilivily
hatrizay ka ahafahana manao dinidinika ambnony latabatra fa tsy amboletra
Izany rehetra izany no iraisako hevitra sy hina @ be sy ny maro miaro ny firaisampirenena sy ny zony ireo olompireneny TSISY resaka TGV eto na TIM na inona na inona fa samy hiaramandinika ny daholobe @ fihetsiky ireo miseho mitarika sy manentana satria misy atidoha mahay lavitra noho ny anao ireo vahoaka ireo fa tsy manaiky atao kankana ny tia seza sy korontana araky ny tsy fandinihanao..MAZAVA ?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5919