Ko efa hita fa farafara mbola mitsofoka ihany ny TGVendrana isany.....
Tsy aleo maka milamina otranay, tsy miditra cafouillage, fa miandry fifidianana..., tonga de any @'ny arrivée no vonjena fa tsy ilaozana mi-wawawa eo, ny course mbola ho lava nefa ho sepotra ambony ihany....