Vehivavy matavy be mi string!

1. lemenakely ( 22/01/2009 23:19)
Sendra tao anaty taxi be aho dia nahita vehivavy bota be ,andeha hiala no niainga tampoka ny zipo ka string no nanaovany , angamba ilay format XXL mihintsy ! Fa koba be mihintsy , ha ! Ha! Ha!...
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:55
2. ainaheri ( 23/01/2009 04:44)
efa kabota no mbola sitiringy iany,ary sao d iny ilay ramatoa namikitra t@ ilay famokarana fa tsy famikirana hihihi
3. kelly13 ( 23/01/2009 06:57)
za kou zao matavy b manao string d maninn? za tsy koba klou fa jabora b e, =)) =)) (la zourné comensy bien, tapatapatsinay vao massil za)
4. Rafahafahana ( 23/01/2009 09:03)
Ka mafana kosa anie ilay koba dia somary asiana rivo-drivotra kely é.
5. xxx ( 23/01/2009 10:04)
mitovy iany na koba na jabora samy mahamonamonaina rehefa hoanina betsaka(ela)
6. kelly13 ( 23/01/2009 10:51)
xxx>aza b resaka eo fa koba zany tsy mahamonamonaina e, ny jabora mankadoha =)) =))
7. Rafahafahana ( 23/01/2009 11:35)
Hi hi hi hi, tsy aleo ve koba, mahadongadonga!!!
8. RATOVOARY ( 23/01/2009 11:45)
Sendra tao anaty taxi be aho dia nahita vehivavy bota be ,andeha hiala no niainga tampoka ny zipo ka string no nanaovany , angamba ilay format XXL mihintsy ! Fa koba be mihintsy , ha ! Ha! Ha!...

Ka iza ary no tian'lah kokoa ry lemenakely : le matavy be manao string sa le skill kely reny no mizesta @ string. Tsy aleo miafy @ matavy ny maso :-D :-D :-D
9. rabilabila ( 23/01/2009 11:58)
Mbola tsy tapaka indray aho raha tsy tamty lohahevitra ity :-D :-D :-D :-D

Miankina hoe koba vandro aloha ve sa koba akondro e!!! :-D

Raha koba vandro mantsy dia miankina @ trottoire no maha -monamonaina amlé izy , raha ny trottoire no lehibe dia mahatofoka fa raha ny vandro-tantely kosa an!!mmmm!!!! ouz ry zalahy :-D :-D :-D

Raha ilay koba akondro indray ,raha tsy mafàna tsy ao klé :-D

Ny jabora aloha toundé mitsikafona ,fa tsy aleo ve mba trafotrafony kle!!! :-D @ izay ny string atao fanantonan-kitoza :wink: fotsiny dia milendalenda daholo ny saka mijery azy avy aty ambany na dia tsy afaka mitsambikina aza :-P :-D :-D
10. xxx ( 23/01/2009 12:12)
Tonga de nidegaoba ny tenanay nahita ilay size klee!!! 8-) 8-)
vhv matavy manao stringy @ andro mafana hoooooooooaaaaaaaaaaakkkkkk! aoka letsy zalahy mariana aaa!!!!

11. ainaheri ( 23/01/2009 13:08)
kelly13:

za kou zao matavy b manao string d maninn? za tsy koba klou fa jabora b e, =)) =)) (la zourné comensy bien, tapatapatsinay vao massil za)

Asio sary oe ,ouzy fra6 turbo zay :-D :-D :-D


12. ari.malala ( 23/01/2009 13:18)
hay ve ka misy antokony hoe refa zao d afaka manao stiringy de refa zao de ts afaka e! :roll:
13. kotobekibo ( 23/01/2009 16:24)
kelly13:

za kou zao matavy b manao string d maninn? za tsy koba klou fa jabora b e, =)) =)) (la zourné comensy bien, tapatapatsinay vao massil za)


milay ny koba fa tsy maha-monamonaina izany , mizy lalaovina sy hifikirana
:-D :-D :-D
Fa tsy jabora an! mila manao fanatanjahan-tena kely ny jabora d lasa koba milay .
Le kaozatra kosa tsy lasa klé , mikatrokatroka ny taolana avy eo . Ny sasany efa sady kaozatra no mbola malemilemy sy feno hodi-boasary :-P
14. Mirananirina ( 23/01/2009 18:50)
iny izany string e
:lol: :lol: :lol:
efa henonareo moa ilay resaka hoe:taloha,sokafana ny slip vao hita ny ravibody,akehitriny,sokafana ny ravibody vao hita ny slip(tsy teny ratsy io an)
15. kelly13 ( 23/01/2009 19:03)
mirananirina>tsy tadidiko oe blague-n'iza (gothlieb sa francis, l'un des 2) no nahenoko io akisaka akisaka io hahahahaha

kotobekibo a, tsisy fanafany tsony le jaborako e, sady aleo ranga mba ho hitan'ny havany eo le jabora fa mariky ny fahasambarana e, hahahahahahaha

rabilabila> =)) =))

ainaheri>mmhhh, manahirana ny hanisy sary feno jabora fa sao hipîtihan'ny menaka eo dol nareo, mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
16. Papoose ( 23/01/2009 21:21)
zany ngoda be zany v tsy tapaka fotsiny le tady ao anelakelampe kle azaaa!!!de mishananaka be fotsiny!!
17. lemenakely ( 23/01/2009 22:10)
ainaheri:

kelly13:

za kou zao matavy b manao string d maninn? za tsy koba klou fa jabora b e, =)) =)) (la zourné comensy bien, tapatapatsinay vao massil za)

Asio sary oe ,ouzy fra6 turbo zay :-D :-D :-D






sahala @ ity ilay madama ary mainty ilay string fa hita tsara ilay koba be
http://www.imagepornogratuit.com/photos10/images/068.jpg
18. Koditra ( 23/01/2009 22:19)
Dé lé karazany manao aôna ary zany no tena tsara stringuéna eh?
ôtran'ny azoko antsaina ery kelly13 manao string zany marina mou :-D
19. vale ( 23/01/2009 23:36)
lemenakely:

Sendra tao anaty taxi be aho dia nahita vehivavy bota be ,andeha hiala no niainga tampoka ny zipo ka string no nanaovany , angamba ilay format XXL mihintsy ! Fa koba be mihintsy , ha ! Ha! Ha!...



lemenakely> =)) =)) =)) =))
20. ikaretsaka ( 24/01/2009 00:25)
aza ampijaliana kosa ny tady e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5408