Vehivavy matavy be mi string!
21. kelly13
(
24/01/2009 10:31)
koditra>nenà gaine b reny fa lasa string le izy satria za ngôde b d lasa misisika oazy le izy :-D :-D :-D ra izay no hahazoanao antsaina ahy d mahay enao, hihihihi
22. Koditra
(
24/01/2009 11:09)
Kelly13 : Tsy nahay a zany klé. Lé jabora + string no vitako sary antsaina :-D :-D
23. naughtyboy
(
25/01/2009 03:19)
ozy kelly
mirananirina>tsy tadidiko oe blague-n'iza (gothlieb sa francis, l'un des 2) no nahenoko io akisaka akisaka io hahahahaha
=)) =)) mahay mandinika ny zvboahary ko ze nahita an'io blagy io =)) =))
mirananirina>tsy tadidiko oe blague-n'iza (gothlieb sa francis, l'un des 2) no nahenoko io akisaka akisaka io hahahahaha
=)) =)) mahay mandinika ny zvboahary ko ze nahita an'io blagy io =)) =))
24. ikaretsaka
(
25/01/2009 20:45)
Koditra:
Kelly13 : Tsy nahay a zany klé. Lé jabora + string no vitako sary antsaina :-D :-D
Izany ce tsy otran le kitozanamalona fatorana rofia ireny le
25. Mirananirina
(
26/01/2009 17:03)
mirananirina>tsy tadidiko oe blague-n'iza (gothlieb sa francis, l'un des 2) no nahenoko io akisaka akisaka io hahahahaha
naughtyboy:tsy tadidiko koa fa mety 1 tamin'ireo e. :lol: :lol: :lol:
26. caprio
(
26/01/2009 21:29)
fa efa misy koa zao ilay string vao2 reny ,dia efa tadikely daholo na ny aty aoriana na ny aty aloha ,fa @adro mafana be reny no tena fampiasana azy
27. lemenakely
(
26/01/2009 22:19)
misy aza ilay hoe string ouvert ,dia tena hitanao misokatra ny varavarana dia manao hoe psssss hoy ny tarika lolo sy ny tariny izay
29. Mirananirina
(
27/01/2009 16:18)
psssss hoy ny tarika lolo sy ny tariny izay:lol: :lol: :lol:
Ka efa lafo hono ny lamba é:lol: :lol: :lol:
ary ny lhl ve manao io, e,mbola tsy nahita manko za
30. naughtyboy
(
29/01/2009 03:54)
voalaza teo
ary ny lhl ve manao io, e,mbola tsy nahita manko za
:-D :-D curiosité nge ony no nahafaty ny saka ozy ny vazà ry mirana e
ary ny lhl ve manao io, e,mbola tsy nahita manko za
:-D :-D curiosité nge ony no nahafaty ny saka ozy ny vazà ry mirana e
31. naughtyboy
(
29/01/2009 09:59)
ary ny frantsay ko mo milaza ra tsy diso za oe la curioité c 1 vil1 défO :°)
32. Mirananirina
(
29/01/2009 13:00)
curiosité nge ony no nahafaty ny saka ozy ny vazà ry mirana e
Andray kosa ,mba te hahalala aho raha misy lhl gasy manao string,efa nahita taminy télé aho fa vazaha :)
33. Rafahafahana
(
29/01/2009 19:23)
Mirananirina:
psssss hoy ny tarika lolo sy ny tariny izay:lol: :lol: :lol:Ka efa lafo hono ny lamba é:lol: :lol: :lol:
ary ny lhl ve manao io, e,mbola tsy nahita manko za
ie, misy string ndehilahy
34. naughtyboy
(
29/01/2009 20:01)
mirana > fampilazana fotsiny anie iny fa tsy oe nasiaka za na nanin' , za mo mba nilaza satria ny hevitro fa tsy ny valiny akory ,alefaso aty ny sosy de itadiavako valiny enao e :D
36. Mirananirina
(
30/01/2009 11:56)
ie, misy string ndehilahy
fantako anie fa misy; fa lhl gasy manao string no tinao tenenina hoy misy?
naughtyboy:iny ary ny sosy e,ataoko fa tsy lafo an.Tsy nasiaka ianao ka,nilaza ny hevitrao.
37. naughtyboy
(
30/01/2009 12:25)
O.K mirana fa voaray le sosy be tsy hita maso e :-D :-D manana akama b izay ko aho tsy hita maso alefako any aminao fa aza matahotra an :D
40. lemenakely
(
02/02/2009 14:57)
Matetika rehefa diso matavy ilay olona dia ilay lavaka eo ampovoany no takona sinon ny tampondohasaha hita tsara