Vehivavy matavy be mi string!

41. ikaretsaka ( 02/02/2009 19:13)
Mikalia hijerena izany tampondohasaha izany kle....
42. Papoose ( 02/02/2009 23:05)
ahatsiarovako toutou ray zay ty resaka ty! :^) :lol:
43. lemenakely ( 03/02/2009 10:16)
Papoose:

ahatsiarovako toutou ray zay ty resaka ty! :^) :lol:



toutou hoe nenitoa sa toutou aliaka ?
44. ikaretsaka ( 03/02/2009 16:22)
eo isika izao
45. lemenakely ( 03/02/2009 22:13)
ikaretsaka:

Mikalia hijerena izany tampondohasaha izany kle....



http://photos-lingerie.photos-coquines-fr.com/gal7/3.htm
46. Mirananirina ( 04/02/2009 14:39)
vao manao pssss dia nikatona ny varavarana e
.....

neveriko hoe nakatonao anie ny resaka e,hay mbola nitohy.
Fa inona io nikatona io
47. lemenakely ( 05/02/2009 13:23)
non mbola mitohy ny resaka kah
48. ikaretsaka ( 05/02/2009 13:27)
Resaka efa ho lava ity fa le fanontanian'i ari tsary mbola nisy namaly..le hoe misy famaritana tokoa ve hoe ny ohatran zao no mahazo mistring de rehefa ohatran zao de sloggi de rehefa ohatran zao de gaine?
49. Mirananirina ( 05/02/2009 17:01)
hay ve =D> =D> =D>
50. lemenakely ( 05/02/2009 18:53)
Ny tambanivohitra koa efa mba manao ny tanora an! Nisy mpanetsa avy eny Vatofotsy Antsirabe , lena @ fanetsana ny zipony dia hita mifaritra tsara ny zafera, ary ny tena nampihomehy dia hitan ny reniny ilay izy :Mbo menatra ry Ikala Zety fa hita ny setiringy ah!... :°)
51. ikaretsaka ( 05/02/2009 21:15)
ieee..
za koa letsy efa mba niraozirozy teo ambavahadimangatsiakan'i bira teo...
de misy le mpivarotra mandehandeha ireny de
Setiringy ho'zy

ary feno eo alohan'ny tsena sabotsy le mivily mankany mahazoarivo eo rehefa vakbal an
52. lemenakely ( 05/02/2009 22:37)
ikaretsaka:

ieee..
za koa letsy efa mba niraozirozy teo ambavahadimangatsiakan'i bira teo...
de misy le mpivarotra mandehandeha ireny de
Setiringy ho'zy

ary feno eo alohan'ny tsena sabotsy le mivily mankany mahazoarivo eo rehefa vakbal an


Ha ha ha! Vokatry ny mondialisation daholo izany e!

Asio kilalaka , hain ialahy ve ilay hiran i Francis Turbo iny ? Vaky bal e...
53. Papoose ( 05/02/2009 22:56)
toutou nenitoa ry petitrouge fa alika aa!! :-D
54. lemenakely ( 06/02/2009 12:59)
ikaretsaka:

Mikalia hijerena izany tampondohasaha izany kle....



ity izao tena hita tsara mihintys ny tampon-dohasaha

http://www.ophelialingerie.com/string-ouvert-sensualle-afm-p-566.html
55. ikaretsaka ( 06/02/2009 17:49)
kiiii hiala any indray ny bizna fa tsy tadina soutiens transparent intsony no tabatabain'ilay ery akaikin'ny pavillon fa tadina stringy transparent =))
56. lemenakely ( 06/02/2009 22:04)
ikaretsaka:

Resaka efa ho lava ity fa le fanontanian'i ari tsary mbola nisy namaly..le hoe misy famaritana tokoa ve hoe ny ohatran zao no mahazo mistring de rehefa ohatran zao de sloggi de rehefa ohatran zao de gaine?



Ka raha toy ity izao inona no azon ialahy ho conseilléna ho azy?

http://www.rabbitsreviews.com/gals/bbw/fatgirls/g2/07.jpg
57. Papoose ( 15/02/2009 04:25)
petaho :°)
58. lemenakely ( 16/02/2009 07:57)
Vizana alohan ny fotoana! Hi hi hi
59. ainaheri ( 17/02/2009 05:38)
Efa antitra izy zany ra lemenakely an hihi
60. lemenakely ( 17/02/2009 11:29)
ainaheri:

Efa antitra izy zany ra lemenakely an hihi



Tsy hain i toi angaha ilay hiran i JARIFA hoe Somonjara be taho..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2568