MILA GADRAINA RAVALOMANANA raha te hanavotra an'i M/car

1. kidoropamba ( 21/01/2009 16:41)
Io ihany n o ventindresakin'ny vahoaka eto madagasikara indrindra fa eto iarivo.
GADRA ihany no mendrika andravlo sy ireo izay mbola manohana azy.

Izay te hanavotra ny firenena dia tokan ihany ny adidy: SAMBORY RAVALO.

Izay e. Tsy misy kabary lava izy io fa tonga dia vavany.
novalian'i mpaoly ny 23/01/2009 05:30
2. andrywui ( 21/01/2009 16:46)

fa iny tokoa ve lety mba ahatanty gadraina 2taona otran'ny ataony amin'ny olona io?? otran'ny tena fahafinaretany mihitsy ny manimba karieran'olona ho gadraina !! ka tsara marina marina mba ampiharina aminy na de 2taona iany aza ahatsapany oe aona zany any zany
3. kidoropamba ( 21/01/2009 16:48)
HIFONA iny raha ton,ga ny ary ampiasa an'ilay maha pasiteram-pour...azy. tssss!
Tena tezitra be ny gasy amin'izao satria tena fitondrAna jiholahimboto no misy ato.
4. xxx ( 21/01/2009 16:50)
tsara ihany raha misy olona manana taktika sy plann mitarika amzay rehetra atao amity fanonganana sy fisamboranaazy ity, indrindra isika olotsotra mande mamonjy siting ireny fa aleo mailo de miaro tena ihany fa tsy hay ze tena fikabenty ravalo ity fa toa mangingina mandevitay antsalaka ra ny fahitako azy de hitroatra tampoka hamely akipitaka,ka aleo miomana iany refa mamonjy ny siting ny rehetra
5. kidoropamba ( 21/01/2009 16:54)
Hamoritra ihany no ao andohany ao. Hamono. hangalatra. Izay ihany. Izany ve mba filoha manaja tena?

Tsy misy lalàna arahiny mihitsy fa izay danin'ny kibony sy ny be zesta ihany no ao andohany. BADO E.
OLONA BADO LASA FILOHAM-PIRENENA dia BOKASSA, IDI AMIN DADA no referansy. TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS§!

PEHO ANY NAMA RAHA ADALA.
6. andrywui ( 21/01/2009 16:54)
ny fiomanana aloha tsy maintsy ho atao fa ny fanapepoana mafy anreto miaramila ireto tsy ho atao saribakoly no mila atao koa!! satria tsy tokony hietsika izy raha tsy misy korontana fa milamina tsara ny olona !! izany hoe tokony tsy ahita hirika amin korotana aloha zany izy hidirany eo!! ka ny mpananararaotra notena tiliana tsara amzay tonga eo
7. xxx ( 21/01/2009 16:58)
miandry anla mafy i penguin ra kidoro fa ela ony nanao azy oe loha na krevety fotsiny i penguin
ka ao amin lohany no misy ny tainy de lagy be lery ao !! minanaka be amin pokna ao , fa elah tsy hita ze nalehany
8. xxx ( 21/01/2009 17:05)
tandremo fa petitfano==tataka===DMX = zanety= bobaka be ka ireo olona ireo de i penguin iany ka sao de voafitaka fa danz be io bandy io ra hiovbaova anarana sy ps an!!
9. xxx ( 21/01/2009 17:06)
Ny tena marina amin'ny kirevety an! Dia tsy ao amin'ny lohan'ny irery ihany no misy ny tainy fa hitanareo, manaraka ny lamosiny rehetra iny.
10. xxx ( 21/01/2009 17:12)
kay lety e! kay ve hatrany andamosiny rehetra iny maloto aby e! ary tsy tandritandriko zany klé!! ary vao maika hiakatra tansio lery zany ra fantany oe hatrany amin'ny lamosiny rehetra iny tay aby klé!
11. vale ( 21/01/2009 17:17)
kidoropamba:

Hamoritra ihany no ao andohany ao. Hamono. hangalatra. Izay ihany. Izany ve mba filoha manaja tena?

Tsy misy lalàna arahiny mihitsy fa izay danin'ny kibony sy ny be zesta ihany no ao andohany. BADO E.
OLONA BADO LASA FILOHAM-PIRENENA dia BOKASSA, IDI AMIN DADA no referansy. TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS§!

PEHO ANY NAMA RAHA ADALA.
njekaky ooooooooooooooooooooooo


:{ :{ :{ :{
12. xxx ( 21/01/2009 17:25)
ary raha tsy mahafaty azy de matiny anefa!! noho izany ny fiarovatena tsara indrindra dieny mbola mivanakaizy de nyFANAFIHANA
13. tsiafoi1 ( 21/01/2009 17:46)
Tandremo aza mamono biby tsy mahafaty ka ifoteran'ny rambony!!!

Tsy aleo ve miandry ny andro Zoma(élection). Fa tsy mihazakazaka otran'ny akohokely mahita rehoaka e
14. xxx ( 21/01/2009 17:49)
enao no tena akoho tsy mety foi fa lamokany foana ry tsymetyfoi a! tsy miraharaha ze fahorian'ny havanao malagasy fa tia tena , tsy tia olona tadidio oa fa olona 20tapitrisa latsaka kely no mihinana tapakibo isanandro de faly be enao amzany !!! olona tsy mandeha rà enao tsisy fo
15. andrywui ( 21/01/2009 17:54)
zay ka !! voa zay i kala tsyafoi1 atovu ianay ny be mokony fa ataon'ny oul lisaka eo !! mamerena bevava ndray !miaroaro ny efa naloambahoaka eo:
16. vale ( 21/01/2009 23:54)
...maninn anefa raha mba mifanaja eee, haneho hevitrao ve enao dia mila mi-kalakala oul eeeeee??? izay le mba tsy mety eto amin'ity serasera ity! ny ataon'ny xxx efa miampatrampatra dia ny sasany koa manampy trotraka, tsy mba afaka midinika am-panajana mihintsy ve eee??? mifamely ambadika sy mifanaratsy no atao?? mba mandiniha ihany sodé tafahoatra ny vava avoaka indraindray eee!!! :{
17. patrick2002 ( 22/01/2009 00:53)
Zany no halehany rehefa olona tsy nianatra no lasa mitondra ,manana fahefana .
zao ry namana isany tena haiko mihintsy ity ra-8 hahavano-doza kah ,tena efa mieritreritra sahady izaho hoe toa vitanio rangahy io ny manampoizina ny rano sotroiny antananarivo raha mihetsika ohatry ny t@ 2002 reny :{ :{ :{ , i ratsiraka mba nanao fahirano fa ity tena ,tsy misy lojika mihintsy ,fa dia manao revina Ben Laden
18. hery ( 22/01/2009 05:46)
Ratsiraka aza jereo ireny ny nataony mbola tsy vitanareo foana ny nanagadra azy :-)

Vao mainka indray aza nataonareo prezidà taty aoriana tssss.

19. rixes ( 22/01/2009 06:10)
fa ra8 kosa angamba tena mifoka-ronono zay no matonga an'i lery miteniteny fona ndraindray . faly aho tena faly aho :@
20. Mandefitra ( 22/01/2009 06:53)
Za dia gaga ra hery ... tsisy dikany @ ra8 ny miala ao dago ... fa dago hialan dra8 mety 8 taona vo hiverina toy zao ndray.
Asa mba efa voadiniky ny manantsaina ve zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1394