MILA GADRAINA RAVALOMANANA raha te hanavotra an'i M/car

41. naughtyboy ( 22/01/2009 18:42)
ny fitondrany le8 no atao oe gaboraraka tompoko ary ireo bizna malotony rehetra(évasion fiscale izay mahatratra firy million$ maromaro hoy ny tsy mahay manisa,ary tadidio fa azo anagadrana azy soa amantsara refa entiny valala be mandry eny @ fitsarana faratampony sy ny HCC ary ny tribonaly ekonomika,azo gadraina tsara @ état de droit toy any M.kara
42. naughtyboy ( 22/01/2009 18:49)
mandefitra > ekena less fa zao a, refa ny olona no nanitsakitsaka ny lalampanorenana na filoha nanongampajakana aza di azo ajanona voalohany @ asany izy(impeachment) tsy iandrasana fifidianana ary koa azo tsaraina,tsy hafa ny t@ Zafy .A iny aza ireo nanodidina azy no nivadika taminy fa bandy tia tanindrazana iny na tsy ampy traik'efa @ fitondrampanjakana
43. naughtyboy ( 22/01/2009 19:04)
ato ko misy mihevitra ny malagasy 1 manontolo ho donto sy mpanao demokrasia sovazy sns tsy ireo mpanararaompahefana eo @ fitondrana ihany nge lesy no mba nandia fianarana ka manaraka akaiky ny politika sy ny lalànampanorenana ary andrimpanjakana ary volavolandalàna mifehy ny firenena fa maro izy ireny ao antanindrazana aty andafindriaka te hitondra ny anjarabirikiny hanasoavana ny tanindrazana iombonana tsy ambakainy reo goaika antitra lava ireto(ndrema,R.ratsiraka,Ramaromisa,Manandafy sy ny forongony..ary fahafinaretana mihitsiny ny mahalala fa voatatitra any apototsofiny ity fitondrana ity ny dinidinika sy tapak'ahitra eto ,efa voaisa ny androny lmisany ry prole8 fa mihomana ho avy tsy ho ela ny tsy mety....
44. vale ( 22/01/2009 23:20)
ary ahona ny afera sibon Guy, le avion nilatsaka tany ampamoizakova iry eeee, niteraka polemika be anie iny eeee, de tsy aleo ve mampihatra ny lalàna managadra toy izay hampiasa ny resaka sabotazy sns eee :{
45. naughtyboy ( 23/01/2009 01:54)
samy nahalala an'iny kah fa ireny de miandry anle deba ko kah,tsy ho afamaina iny ra ny rà nalatsany teto @ nositsika fa na efa maty aza i deba mbola manala sazy ihany ra ireo ratsy nataony,ny ratsy kalo tsy fampitaha fa ratsy de ratsy tsy tiany malagasy na iza izy na iza...
46. patrick2002 ( 23/01/2009 02:39)
efa manomboka miteniteny foana ireto mpanohana an'i ra-8 ireto ,lasa mitanisa indray hoe mbola loza no nataon'i Ratsiraka noho ny nataony ra-8, izay sisa no hanohanana hevitra .
Izay indray izany no baiko-pitolomana ho an'i mpitondra ao Dago ao ,mangalara mangalara ,fa aza atao be noho ny vitany Deba :{ :{ :{ loza loza .
Dia hiady varotra izany ny mpanohana an'i ra-8 rehetra hoe mba hapetrao @ villa ao Neuilli sur chene i ra-8 fa aza gadraina fa i Ratsiraka aza mipetraka @ villa . :-D :-D :-D .
Dia ho tonga any izany ry ra-Hery hiarahaba azy bonne anniverssaire dia hakatony Andry Rajoelina indray ny serasera fa nandefa ni fiarabana an'i ra-8 teto @ serasera :-D :-D :-D
dia hitokana kianjany demokrasia indray ra-hery ,dia ainsi de suite loza loza loza.
47. mpaoly ( 23/01/2009 05:30)
saliiii,
zà mahazo tonokalo fona, d mizara é, ialana tsiny ho an'zay efa nahita, na ko rah to zà efa tara, :lol: :lol: :lol: :lol:
VIVA TIKO MANIA.


Je voudrais bien vivre dans ce pays jour et nuit et de A à Z de ma vie :
RIZ, HUILE, FARINE, YAOURT, GLACE les PPN que j'achète sont tous des
produits TIKO
tous les produits et ustensiles que j'aime sont de MAGRO,
et bientôt ESSENCE que j'utilise sera du TIKO PETROLIUM,
rouler sur la route construite par ALMA j'adore
HABITER dans la maison TIKO BTP-JR mon rêve,
prendre l'avion TIKO AIR , oh oui ! pour aller à Tamatave visiter le PORT
TIKO... ,
une fois là-bas je vais aux guichets DAB de BCMD-TIKO pour prendre mon argent,
mon salaire émanant de l'entreprise TIKO
Téléphoner de temps en temps à ma famille avec le crédit TIKO-CHINA
TELECOM,
noter tous mes dépenses et déplacements sur le cahier éditer par BLUE PRINT
TIKO
et une fois de retour à la maison à tana, je regarderais MBS pour me reposer
ou aller voir un concert à Auditorium de TIKO Ankorondrano et entendre le
Discours de M. TIKO,pardon , M. le Président donner l'ordre d'acheter
"Vita Malagasy"
et siroter un jus TIKO?! tout en attendant l'édition spéciale sur
l'affaire Viva TV!

Viva ! TIKO LAND !


d asa aloha, fa hatreto d zany no iainana. nefa ny sosin'ny gasy no tena lanian'lery!!!!! :evil: :evil: :evil: :evil:
ny hetra asondrotra faran'zay ambony, hamenona ny vidin'ny FORCE ONE :evil: :evil: :evil: :evil:
fa nareo V sure, fa mandoha hetra ara-dalana r'zalah GROUPE TIKO reo???? LAINGA RAHA MISY SAHY MITENY OE MANDOHA @TENA IZY REO :evil: :evil: :evil:
Tohano fona nenareo é,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077